lohahevitra lasa tiana tohizana
1. coopsal
(
11/11/2008 16:29)
Ahoana kay ry Hery (na ny hafa koa) ny fomba handaharana ny lohahevitra araka ny mpandefa, na daty namaliana farany, na daty namakiana farany?
Hatr@izao mantsy dia milahatra ho azy araka ny daty namoronana ny lohahevitra izy eto.
Hatr@izao mantsy dia milahatra ho azy araka ny daty namoronana ny lohahevitra izy eto.
novalian'i coopsal ny 25/11/2008 11:06
