Nanao MIRACLE indray JESOSY : L’élection d’OBAMA
1. rabingogilabanga
(
11/11/2008 10:48)
1) Yes we can: Finoana no dikan’izany
Obama dia kristianina, notazain’ny renibeny kristianina nanomboka ny faha 10 taonany, esprit kristianina ny azy ; vokany: Ny science :ny rationnalisme, ny logique, ny realisme, ary ny scientisme isankarazany izay nilaza fa tsy possible izany mainty ho president izany any USA dia tsy noraharahiany; ny finoany no nataony betsaka: [b]« En vérité je vous le dis, si vous avez de la foi comme un grain de moutarde, vous direz à cette montagne : Transporte-toi d’ici là, et elle se transportera ; rien ne vous sera impossible »(Matthieu 17.19-20)[/b]
2) fandresen’ny mainty hoditra kristianina:
a) Enkena fa nisy anjara-biriky noentin-dry MALCOLM X sy ny black Muslim, ary ny nation of islam dry louis farah khan, saingy fanjakana mainty misaraka tanteraka @ fotsy hoditra no tena nokatsahin’izy ireo, fa tsy mifangaro toa an’izao fanjakan’ I OBAMA izao
b)tsy lavina koa fa nanana ny fiantraikany ny tolona nataon-dry Angela DAVIS, sy ny black panthers , izay ATHEE no communiste, saingy lutte armée, toa an’i FARC kolombianina ny azy ireo, ka nanahirana ihany satria ady no dikan’izany, fa tsy fifidianana toa ny nahalany an’i OBAMA
c) Ry Pasteur Marting Luther KING, sy ny communauté chretienne noir-ndry Pasteur Jesse JACKSON no tena nandresy teto, satria non-violence chretienne (tolona sans concession contre ny tsy rariny) , sy fitiavana ny lazaina fa fahavalo fotsy hoditra no novoizin’izy ireo, ary fanjakana ifangaroan’ny fotsy sy mainty, toa an’izao an’ i OBAMA izao.
“ Aimer ton ennemi. si ton ennemi a faim, donne-lui à manger ; s’il a soif, donne-lui à boire ; car en faisant cela tu entasseras des charbons ardents sur sa tête" (Romains 12:20).
« I have a dream that one day down in Alabama, with its vicious racists, with its governor having his lips dripping with the words of interposition and nullification; one day right down in Alabama little black boys and black girls will be able to join hands with little white boys and white girls as sisters and brothers;(Pasteur Marin Luther KING 28 août 1963).
3)Fandresen’ny Fotsy hoditra kristianina koa:
a)Enkena fa betsaka ny anjara-biriky noentin’ny boudhiste, juif sy fotsy amerikanina nanana finoana hafa.
b)Enkena koa fa nanana ny naha-izy azy ny athée Michael MOORE sy ry SHARADON
c) saingy etazonia USA dia mbola nation Chrétien, ny dollars rehetra dia misy soratra “in god we trust”, god bless AMERICA no hirampirenena, ary MIANIANA @ BAIBOLY ny filoha OBAMA raha handray fahefana, ary tsy lany I OBAMA raha tsy ny fotsy no nifidy azy
Tsy ny faux chretien WASP izany no betsaka ao
Tsy ny faux croyant toa an’I KKK koa , sinon tsy lany i OBAMA
Fa ny tena chrétien QUAKERS, izay fotsy kristianina , niady sy nandresy ny fanadevozana , nandresy ny fanavakavahana, ary nandany an’i OBAMA.
4)Tsara ny micitique an'i USA CHRETIEN na ny christianisme amerikanina, saingy :
a)miandry izahay oviana vao hisy mainty hoditra hitondra any ALGERIE nation ISLAMIQUE
b)miandry izahay oviana no hisy mainty hitondra any CUBA nation ATHEE
c)Oviana hisy mainty hitondra ao France, nation LAIQUE
d)Oviana hisy Minorité ougours, na Tibétain hitondra ao CHINE nation ATHEE
dedicace: http://fr.youtube.com/watch?emb=0&aq=-1&v=xTAUEosjOPA&eurl=http%3A%2F%2Fvideo.google.fr%2Fvideosearch%3Fq%3Debony+and+ivory&oq=
novalian'i felanawil ny 07/12/2008 13:06
2. caprio
(
11/11/2008 12:16)
Ekena ry ledada fa tena nandinika marina nareo,te tohizo fa milay be ilay izy :lol: :lol:
3. rakaroka
(
11/11/2008 14:44)
:-w :-w :-w :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
'Nefa taloha 'lay vao nirotsaka izy toa plutot silamo no niheverana azy! fa nony lany kay dia lasa "kristiana" ilay fomba 8O 8O 8O :-D :-D :-D

4. naughtyboy
(
11/11/2008 17:40)
ony oa rabingo, misy parameter tsy notanisainao eto ny fifandrafesany saranga erantany zay apetraky reo mpitondra vitsy eto antany ary tsy fitovianjo amoretana ny maro an'isa ny ampihena ireny sy anatsara ny tandrifiny avy no antony tena nahalany an'i Obama Barak fa tsy miracle na lokonkoditra na ko voaomana..ataoko ngamba fa ny fanjakan'olombelona sy ny fanapahakevitry reo mpitondra politika isankarazany no manana ny valiny @ io...
5. rabilabila
(
11/11/2008 22:08)
Marina dia marina tokoa ny fanamarihan'i Naughtyboy kanefa heveriko fa mila sy miatky fanadihadiana lalindalina kokoa satria amiko ny tena misongadina amin'ny lahatsoratra toy ny an-dRabingo dia ny fahamaizinantsaina (= obscurantisme ) vokarin' ny finoana tsy ampy fiheverana ka lasa miteraka famahanan-dalitra ny mpiarabelona sy finoanoampoana mihitsy aza .
Famahanan-dalitra hoy aho satria:
-taiza ary hoviana no nisy " science na rationnalisme, na logique ...nilaza fa tsy possible izany mainty ho president izany any USA ..." ?
-Firafi-pisainana lojika tahak'inona no nanaporofo fa tsy hisy tokoa président mainty any USA ?
-Inona avy ireto " scientisme" isankarazany nandrara ny mety ho fisian'izany prezida mainty any USA izany ?
Tsara ny mampatsiahy fa efa maro dia maro tokoa ireo tolona nisy notanterahan'ireo minorités isankarazany ( izay tsy voatery ho kristianina na mainty daholo ) , marihina fa amin'ireo tolona ireo dia nisy ny nahomby fa betsaka koa nefa no nandamoaka:
a) Efa nanomboka tamin'i W.E.B. Du Bois (1868-1963) izay maintihoditra voalohany voaray nianatra tao Harvard ( 130 ans talohan'i Obama tao ),ary nahazo PHD Philosophie .
Izy no nanangana ny NAACP (National Association For The Advancement Of Colored People )tamin'ny 1909 (raha tsy diso aho ) izay nahomby satria nahatonga ny "arrêt fedéral" t@ 1954 nandidy fa tsy mifanaraka @ lalam-panorenana ny fanavakavahana any an-tsekoly. :fandresena goavana voalohany io eo amin'ny lafiny lalàna ho an'ny fitovian-jo tany an-tsekoly , eny na dia folo taona maro taty aoriana aza vao tanteraka izany .
Soritako manokana fa i Du Bois dia membre ny parti communiste amerikana taty aoriana.
b) Nisy koa ireo izay maintihoditra nialoha an'i Obama teo amin'ny filatsahana ho filoha ; tsy nisy tafita kanefa izy ireo ,na dia samy kristianina mafàna fo aza:
- Shirley Chisholm dia nifanandrana tà Mc Govern (primaire démocrate 1972)
- I Pasteur Jesse Jackson efa in-telo no nihezaka ho tonga amin'izany tanjona izany (1984-1988-2004) .
Fanamarihana : araky ny lojikanareo dia tsy nanao miracle izany i Jesoa tamin'Atoa Jackson izay mpiandry ny ondriny ??????
c) Betsaka amin'ireo fikambanana nitolona ho amin'ny fitovian-jo no tsy voatery ho kristianina , na mifantoka amin'ny fivavahana iray manokana :
American Indian Mvt ,Black Panther Party , Gay Liberation....................
Ampatsahiviko kely fa ny fomba nentin'i Martin Luther King nanatanterahana ny tolony dia inspiration-ny taimin'ilay zokilahiny Hindou mitondra ny anarana hoe :Ghandi ; marihiko anefa fa tsy nandresy na i Martin Luther King na i Malcolm X tamin'ny fahavelony satria maty novonoina teo amperin'asa , tsy manakana mihitsy ny biriky nentin'izy roalahy tamin'ny tandrifiny tsirairay .
Ampatsiahiviko koa fa rehefa misy ny "tsy rariny " dia mobiliser-na daholo ny olona tsy manaiky izany ;t@ fotoan'andrny dia tao ry Redford , ry Brando , ry Newman ,na ny AT na ny Silamo ,na ny Hindou , na fotsy , na mainty ......izay nilahatra niaraka tamin'ny rehetra .
Ny USA dia fondés par la WASP evidemment sur la base de la réligion chrétienne .
Araky ny filazano hoe :"Nation chrétienne " ny USA dia ampatsiahiviko fa izany dia tsy nanakana ny fanandevozana sy fanavakavahana , nandritry ny 2 siècles mahery nataon'ireo kristianina fotsy ireo (tsy nisy MIRACLE koa teo tamin'izany), tsy nanakana ny fandringanana ny firenena indiana , tsy nanakana ny mpitondra fanjakana kristianina amerikana izay notohanan'ny ankamaroan'ny vahoaka kristianina amerikana tamin'ny famonoana aman'etsiny ny vahoaka Vietnamiana .
Ny fisian'ny "in God we trust " tsy nanakana ny fampiasana ny vola amerikana handrobana ny harenan'i Amerika Latina , Irak ..............................
Fahamaizinan-tsaina hoy aho satria:
Ny fahamaizinantsaina dia mitombona amin'ny fanazavana ny tranga iray misy amin'ny alalan'ny finoana ( indrindra ny finoana jamba ) , fomba amam-panao nisy fahagola ...ary mandà kosa ny fitadiavana ny mety nahatonga izany tranga izany amin'ny alalan'ny fandinihana sy ny famakafakana vokarin'ny saina ( hita mibaribary izany amin'ny fanaratsina -tsy mitombona sy tsy misy porofo -etsy ambony nataon-dRabingo mikasika ny fitaova-pisainana entin'ny olombelona ahafantarany ny zavamisy sy mitranga ary mbola mety hitranga ) .
Ho an'ny olona misaina rehetra kosa ( na mpino izy na tsia , na kristiana izy na tsia ...) dia ny fikarohana sy famakafakana ireo antony rehetra nahatonga ny fandresen'i Obama no tena zava-dehibe mba hitsinjovana izay mety mitranga any aoriana .
1)Inona no zava-nisy tao USA nandritry ny fitondran'i Bush ka anisan'ny nahatonga an'i Obama handresy ?
- Ny zavatra fantatra ary efa novinavinain'ireo ekonomista fanta-daza toa an-dry Stiglitz sy ry Krugman ( izay samy prix Nobel d'économie ) ny ho vokadratsin'ny politika ultralibérale -n'i Bush ,ary efa nampitandrina izireo ,eny fa ,efa ni-dénoncer ny fitomboan'ny tsy fitoviana sy ny fahantrana eo amin'ny mponina amerikana amin'ny fomba midangana dia midangana ,noho izany politika izany .Vokany: 61%-n' ny amerikana no nitsipaka nipolitikam-pahasalamana , 66% no nandà ny politika mikasika ny asa sy ny toekarena , aman'etsiny maro ny olona izay very trano fialofana kanefa heniky ny trosa .
Ny tena anisan'ny antony lehibe ,tsy nahateleman'ny mponina ny repoblikana intsony , dia ny olona maty sy ny vola tsy toko tsy forohana lany nohon'ny ady any Irak sy Afghanistan .Ampatsiahiviko antsika rehetra fa Andriamanitra sy Jesoa mihitsy no naniraka sy nanondro an'i Bush hanafika ireo tany ireo ,raha ny filazany sy ireo kristianina aman'etsiny nanohana an'izany politika izany no inoana .
2) Inona no tetika nentin'i Obama nazahoany fandresena? Ny maha-mainty azy ve ? Sa ny hevitra natolony ? Sa ny fomba nentiny niasa ?Izy irery ve no Amerikana mainty nilatsaka hofidiana amin'io toerana io ?
- Araky ny resaka efa nataoko tary ambadika dia:
-ny fanantenana entiny hoa an'ireo madinika mikasika ny fampianarana , ny fitsaboana ...( ho an'ny minorités , mahantra , sy ireo voahilikilika nohon'ny - herisetran'ny politika ultralibérale - na fotsy na mainty na latino ...ilay olona ).
-ny fandavan'ny vahoaka amerikana amin'ny ankapobeny ny politika-mpanafihana an-jambany nampiaran'i Bush sy ireo akolitany ( izay nahitana mainty toan-dry Colin Powell sy Condoleezza Rice tao amin'ny fitantanana an'izany ady izany ) any Irak sy Afghanistan ; vokany : olona aman'etsiny maty +fandaniana tsy toko tsy forohana izay anisany nandrodana ny ekonomia amerikana ary nambotry ny vola tokony hitsaboana ny mahantra sy hampianarana ny zaza .
- Ny fampiasainy ny outils de communications rehetra misy toa ny blog , myspace , ny fifandraisany mivantana amin'ireo deban'ny moteur de recherche toa an'i google ....,sy ireo deba amin'ny fifandraisana ara-internet.
Ireo rehetra ireo dia nampiasaina tsy ho an'ny fanaparitahana hevitra ihany fa indrindra amin'ny fitadiavam-bola izay fantatsika fa hozatry ny election any USA
Famintinana: Hoy aho etsy ambony :famahanan-dalitra sy fahamaizinan-tsaina no entin'ny sàsany iarabana ny fandresen'i Obama ,izay tsy nanankina ny kabariny tamin'ny lokom-bolokoditra na koa tamin'ny finoana fa andriamanitra na jesoa no nanendry sy naniraka azy ( sahala amin'izay nolazain'i Bush) , fa kosa fandresena nahankiny tamin'ny fanolorana programa izay mety hitondra rivo-baovao sy fanantenana ho an'ny vahoaka amerikana sy ny fandriampahalemana eran-tany .
Izany rehetra izany dia tsy nanakana ny fihetanam-poko tamin'ny fahalanian'i Ingahy Obama ho filoham-pirenena amerikana .Ny eritreritro dia niantefa tany amin'ireo olombelona rehetra niady ny tsy rariny na inona fihodirany , na inona fivavahany na tsy finoany satria fantatro ary manantena aho fa iny tranga iray iny , izay azo tsipihina amin'ny tantaran'ny zanak'olombelona dia mety hampiova sy hampihena ny tahotr'ireo minorités rehetra eran-tany .
Ho lavitra ary ho mafy ny làlany ary maniry koa aho ny ahatafita azy amin'izany lalana sarotra hodiaviny izany .
Ka raha tafita izy dia arahaba soa arahaba tsara , ary raha sanatria tsy tafita dia aza homboina amin'ny hazo fijaliana na lazaina fa Hussein nge ny anarany ,na koa norebireben'i satana satria TSY MIRACLE NO NAHATONGAVANY TEO.
Obama dia kristianina, notazain’ny renibeny kristianina nanomboka ny faha 10 taonany, esprit kristianina ny azy ; vokany: Ny science :ny rationnalisme, ny logique, ny realisme, ary ny scientisme isankarazany izay nilaza fa tsy possible izany mainty ho president izany any USA dia tsy noraharahiany; ny finoany no nataony betsaka
Famahanan-dalitra hoy aho satria:
-taiza ary hoviana no nisy " science na rationnalisme, na logique ...nilaza fa tsy possible izany mainty ho president izany any USA ..." ?
-Firafi-pisainana lojika tahak'inona no nanaporofo fa tsy hisy tokoa président mainty any USA ?
-Inona avy ireto " scientisme" isankarazany nandrara ny mety ho fisian'izany prezida mainty any USA izany ?
2) fandresen’ny mainty hoditra kristianina:
Tsara ny mampatsiahy fa efa maro dia maro tokoa ireo tolona nisy notanterahan'ireo minorités isankarazany ( izay tsy voatery ho kristianina na mainty daholo ) , marihina fa amin'ireo tolona ireo dia nisy ny nahomby fa betsaka koa nefa no nandamoaka:
a) Efa nanomboka tamin'i W.E.B. Du Bois (1868-1963) izay maintihoditra voalohany voaray nianatra tao Harvard ( 130 ans talohan'i Obama tao ),ary nahazo PHD Philosophie .
Izy no nanangana ny NAACP (National Association For The Advancement Of Colored People )tamin'ny 1909 (raha tsy diso aho ) izay nahomby satria nahatonga ny "arrêt fedéral" t@ 1954 nandidy fa tsy mifanaraka @ lalam-panorenana ny fanavakavahana any an-tsekoly. :fandresena goavana voalohany io eo amin'ny lafiny lalàna ho an'ny fitovian-jo tany an-tsekoly , eny na dia folo taona maro taty aoriana aza vao tanteraka izany .
Soritako manokana fa i Du Bois dia membre ny parti communiste amerikana taty aoriana.
b) Nisy koa ireo izay maintihoditra nialoha an'i Obama teo amin'ny filatsahana ho filoha ; tsy nisy tafita kanefa izy ireo ,na dia samy kristianina mafàna fo aza:
- Shirley Chisholm dia nifanandrana tà Mc Govern (primaire démocrate 1972)
- I Pasteur Jesse Jackson efa in-telo no nihezaka ho tonga amin'izany tanjona izany (1984-1988-2004) .
Fanamarihana : araky ny lojikanareo dia tsy nanao miracle izany i Jesoa tamin'Atoa Jackson izay mpiandry ny ondriny ??????
c) Betsaka amin'ireo fikambanana nitolona ho amin'ny fitovian-jo no tsy voatery ho kristianina , na mifantoka amin'ny fivavahana iray manokana :
American Indian Mvt ,Black Panther Party , Gay Liberation....................
a) Enkena fa nisy anjara-biriky noentin-dry MALCOLM X sy ny black Muslim, ary ny nation of islam dry louis farah khan, saingy fanjakana mainty misaraka tanteraka @ fotsy hoditra no tena nokatsahin’izy ireo, fa tsy mifangaro toa an’izao fanjakan’ I OBAMA izao
b)tsy lavina koa fa nanana ny fiantraikany ny tolona nataon-dry Angela DAVIS, sy ny black panthers , izay ATHEE no communiste, saingy lutte armée, toa an’i FARC kolombianina ny azy ireo, ka nanahirana ihany satria ady no dikan’izany, fa tsy fifidianana toa ny nahalany an’i OBAMA
c) Ry Pasteur Marting Luther KING, sy ny communauté chretienne noir-ndry Pasteur Jesse JACKSON no tena nandresy teto, satria non-violence chretienne (tolona sans concession contre ny tsy rariny) , sy fitiavana ny lazaina fa fahavalo fotsy hoditra no novoizin’izy ireo, ary fanjakana ifangaroan’ny fotsy sy mainty, toa an’izao an’ i OBAMA izao.
“ Aimer ton ennemi. si ton ennemi a faim, donne-lui à manger ; s’il a soif, donne-lui à boire ; car en faisant cela tu entasseras des charbons ardents sur sa tête" (Romains 12:20).
« I have a dream that one day down in Alabama, with its vicious racists, with its governor having his lips dripping with the words of interposition and nullification; one day right down in Alabama little black boys and black girls will be able to join hands with little white boys and white girls as sisters and brothers;(Pasteur Marin Luther KING 28 août 1963).
Ampatsahiviko kely fa ny fomba nentin'i Martin Luther King nanatanterahana ny tolony dia inspiration-ny taimin'ilay zokilahiny Hindou mitondra ny anarana hoe :Ghandi ; marihiko anefa fa tsy nandresy na i Martin Luther King na i Malcolm X tamin'ny fahavelony satria maty novonoina teo amperin'asa , tsy manakana mihitsy ny biriky nentin'izy roalahy tamin'ny tandrifiny tsirairay .
Ampatsiahiviko koa fa rehefa misy ny "tsy rariny " dia mobiliser-na daholo ny olona tsy manaiky izany ;t@ fotoan'andrny dia tao ry Redford , ry Brando , ry Newman ,na ny AT na ny Silamo ,na ny Hindou , na fotsy , na mainty ......izay nilahatra niaraka tamin'ny rehetra .
3)Fandresen’ny Fotsy hoditra kristianina koa:
a)Enkena fa betsaka ny anjara-biriky noentin’ny boudhiste, juif sy fotsy amerikanina nanana finoana hafa.
b)Enkena koa fa nanana ny naha-izy azy ny athée Michael MOORE sy ry SHARADON
c) saingy etazonia USA dia mbola nation Chrétien, ny dollars rehetra dia misy soratra “in god we trust”, god bless AMERICA no hirampirenena, ary MIANIANA @ BAIBOLY ny filoha OBAMA raha handray fahefana, ary tsy lany I OBAMA raha tsy ny fotsy no nifidy azy
Ny USA dia fondés par la WASP evidemment sur la base de la réligion chrétienne .
Araky ny filazano hoe :"Nation chrétienne " ny USA dia ampatsiahiviko fa izany dia tsy nanakana ny fanandevozana sy fanavakavahana , nandritry ny 2 siècles mahery nataon'ireo kristianina fotsy ireo (tsy nisy MIRACLE koa teo tamin'izany), tsy nanakana ny fandringanana ny firenena indiana , tsy nanakana ny mpitondra fanjakana kristianina amerikana izay notohanan'ny ankamaroan'ny vahoaka kristianina amerikana tamin'ny famonoana aman'etsiny ny vahoaka Vietnamiana .
Ny fisian'ny "in God we trust " tsy nanakana ny fampiasana ny vola amerikana handrobana ny harenan'i Amerika Latina , Irak ..............................
Fahamaizinan-tsaina hoy aho satria:
Ny fahamaizinantsaina dia mitombona amin'ny fanazavana ny tranga iray misy amin'ny alalan'ny finoana ( indrindra ny finoana jamba ) , fomba amam-panao nisy fahagola ...ary mandà kosa ny fitadiavana ny mety nahatonga izany tranga izany amin'ny alalan'ny fandinihana sy ny famakafakana vokarin'ny saina ( hita mibaribary izany amin'ny fanaratsina -tsy mitombona sy tsy misy porofo -etsy ambony nataon-dRabingo mikasika ny fitaova-pisainana entin'ny olombelona ahafantarany ny zavamisy sy mitranga ary mbola mety hitranga ) .
Ho an'ny olona misaina rehetra kosa ( na mpino izy na tsia , na kristiana izy na tsia ...) dia ny fikarohana sy famakafakana ireo antony rehetra nahatonga ny fandresen'i Obama no tena zava-dehibe mba hitsinjovana izay mety mitranga any aoriana .
1)Inona no zava-nisy tao USA nandritry ny fitondran'i Bush ka anisan'ny nahatonga an'i Obama handresy ?
- Ny zavatra fantatra ary efa novinavinain'ireo ekonomista fanta-daza toa an-dry Stiglitz sy ry Krugman ( izay samy prix Nobel d'économie ) ny ho vokadratsin'ny politika ultralibérale -n'i Bush ,ary efa nampitandrina izireo ,eny fa ,efa ni-dénoncer ny fitomboan'ny tsy fitoviana sy ny fahantrana eo amin'ny mponina amerikana amin'ny fomba midangana dia midangana ,noho izany politika izany .Vokany: 61%-n' ny amerikana no nitsipaka nipolitikam-pahasalamana , 66% no nandà ny politika mikasika ny asa sy ny toekarena , aman'etsiny maro ny olona izay very trano fialofana kanefa heniky ny trosa .
Ny tena anisan'ny antony lehibe ,tsy nahateleman'ny mponina ny repoblikana intsony , dia ny olona maty sy ny vola tsy toko tsy forohana lany nohon'ny ady any Irak sy Afghanistan .Ampatsiahiviko antsika rehetra fa Andriamanitra sy Jesoa mihitsy no naniraka sy nanondro an'i Bush hanafika ireo tany ireo ,raha ny filazany sy ireo kristianina aman'etsiny nanohana an'izany politika izany no inoana .
2) Inona no tetika nentin'i Obama nazahoany fandresena? Ny maha-mainty azy ve ? Sa ny hevitra natolony ? Sa ny fomba nentiny niasa ?Izy irery ve no Amerikana mainty nilatsaka hofidiana amin'io toerana io ?
- Araky ny resaka efa nataoko tary ambadika dia:
-ny fanantenana entiny hoa an'ireo madinika mikasika ny fampianarana , ny fitsaboana ...( ho an'ny minorités , mahantra , sy ireo voahilikilika nohon'ny - herisetran'ny politika ultralibérale - na fotsy na mainty na latino ...ilay olona ).
-ny fandavan'ny vahoaka amerikana amin'ny ankapobeny ny politika-mpanafihana an-jambany nampiaran'i Bush sy ireo akolitany ( izay nahitana mainty toan-dry Colin Powell sy Condoleezza Rice tao amin'ny fitantanana an'izany ady izany ) any Irak sy Afghanistan ; vokany : olona aman'etsiny maty +fandaniana tsy toko tsy forohana izay anisany nandrodana ny ekonomia amerikana ary nambotry ny vola tokony hitsaboana ny mahantra sy hampianarana ny zaza .
- Ny fampiasainy ny outils de communications rehetra misy toa ny blog , myspace , ny fifandraisany mivantana amin'ireo deban'ny moteur de recherche toa an'i google ....,sy ireo deba amin'ny fifandraisana ara-internet.
Ireo rehetra ireo dia nampiasaina tsy ho an'ny fanaparitahana hevitra ihany fa indrindra amin'ny fitadiavam-bola izay fantatsika fa hozatry ny election any USA
Famintinana: Hoy aho etsy ambony :famahanan-dalitra sy fahamaizinan-tsaina no entin'ny sàsany iarabana ny fandresen'i Obama ,izay tsy nanankina ny kabariny tamin'ny lokom-bolokoditra na koa tamin'ny finoana fa andriamanitra na jesoa no nanendry sy naniraka azy ( sahala amin'izay nolazain'i Bush) , fa kosa fandresena nahankiny tamin'ny fanolorana programa izay mety hitondra rivo-baovao sy fanantenana ho an'ny vahoaka amerikana sy ny fandriampahalemana eran-tany .
Izany rehetra izany dia tsy nanakana ny fihetanam-poko tamin'ny fahalanian'i Ingahy Obama ho filoham-pirenena amerikana .Ny eritreritro dia niantefa tany amin'ireo olombelona rehetra niady ny tsy rariny na inona fihodirany , na inona fivavahany na tsy finoany satria fantatro ary manantena aho fa iny tranga iray iny , izay azo tsipihina amin'ny tantaran'ny zanak'olombelona dia mety hampiova sy hampihena ny tahotr'ireo minorités rehetra eran-tany .
Ho lavitra ary ho mafy ny làlany ary maniry koa aho ny ahatafita azy amin'izany lalana sarotra hodiaviny izany .
Ka raha tafita izy dia arahaba soa arahaba tsara , ary raha sanatria tsy tafita dia aza homboina amin'ny hazo fijaliana na lazaina fa Hussein nge ny anarany ,na koa norebireben'i satana satria TSY MIRACLE NO NAHATONGAVANY TEO.
6. fijo
(
11/11/2008 22:13)
oka re rabila,fa hiady amin'ny gegy ve ndry e.ny karamany aza lazaina fa andriamanitra no nanome azy.
7. ikaretsaka
(
11/11/2008 22:16)
tsy misy parametre izany io ra noty sy bila fa metimety @ sain'ilay te hitory tena sy hivoy kristianisma a sa facon de hitsimponany versets kely dia forcerna hifandraika..mba hampilay ilay toriteny....
simple as that!
simple as that!
9. rabilabila
(
11/11/2008 22:21)
Fantatro tsara izany Ika sy Fijo a!! Fa tsy tokony hanakana ny tanana tsy hanoratra ,hanao contre-poids ny bullshit ambiante.
averiko amin'i Ika ilay dedicace:http://www.dailymotion.com/bookmarks/ampamoizo/video/xanak_george-carlin-on-religion_extreme

10. fijo
(
11/11/2008 22:24)
ka aleo ny tanana hanaovana zavatrahafa fa tsssssss,ohatra hampakarana vera any ambava
13. ikaretsaka
(
11/11/2008 22:32)
raha atao izao heo i Mc cain no lany teo de tsy maintsy hisy koa ny hanao toriteny be de hoe miracle Jesosy koa fa saika tsy lany kanjo lany tampoka blablabla de maka versets kely dia oeoe be an!
14. fijo
(
11/11/2008 22:34)
de le mpino evanjelika henjampihetsika ao us no tena nikotaba fa tena ny fotsy ihany no tian'i jesoa matoa i Mccain no lany.hesy e le zezo kely e
16. ikaretsaka
(
12/11/2008 04:07)
ok.. de
1) miracle sa tsy miracle
2)misy idiran'i jesosy sa tsisy @ TSY maha Xtianina an'i obama?

17. naughtyboy
(
12/11/2008 15:14)
1.tsy miracle fa vokatry ny ezaka sy fikirizana ary anjara izay mbola avoakany ampitso de ho iarahamahita eo...tsy haiko fa mampatsiahy ahy fitambarany Tony Blair sy Margareth Thatcher U.K/ex.PM)zay noeritreretiny rehetra fa hanova fisainana politika ho feminist mpandala ny zony vhv nefa Iron lady/la dame de fer no nahalalana azy teo @ sehatry ny politika erantany(nitondra tandrifiny t@ ady mangatsika sy firodanany komimisma)..mba nandany rondoha ihany sy niafy ary niady ny tanjona ho tratrariny izy ary vitany zany fa tsy miracle,sotra tompoko :D
2.ra kristiana v izy tsy oe mino an\\\'i Jesosy fa silamo izy de i Allah,ra AT de navoakany izay Jesosy fa tsy nampidiriny .. :D
18. ikaretsaka
(
12/11/2008 15:21)
ny soratra lehine napetaky ry zareo tany @ biraom-pifidianana (fiangonana 1 izay) dia ilay tenin'i JFK taloha manao hoe
rehefa manomboka eto dia ianareo sy ny konsiasinareo sisa no tompon'antoka... mijanona eto aby ny bagages religieux anao

19. niryna
(
12/11/2008 18:18)
Asa aloha fa samy manana ny heviny avokoa ny rehetra e,ny fantatro fotsiny aloha dia nisy olona tsy mbola nifidy mihitsy hatramin'izay nahazoany nifidy izay fa ankehitriny na ny zanany na ny zafikeliny dia namporisika azy nifidy,maro dia maro ary nisy olona izay aza efa dimampolo taona izy ho izy mantsy ahy fa tao anatin'ny androm- piainako aho dia indro fotsiny no nifidy ary tamin 'ity farany ity no faharoa.
Tamin'ny fotoana hoe hikabary izy dia nifampiantso avokoa ny rehetra eraky ny provinces rehetra ,niantso ny bebe sy dadabe-ny avy ,ny ray aman-dreny ary ireo fianakaviana efa lehibe ,tsy nandeha ny telefonina izay niantso satria maro loatra ireo niaraka niantso :roll: talohan'ny hoe iseho eto ilay president vaovao.
Raha mbola nisy koa presidents hatrizay dia io presidend io no nivavahan'ny amerikana sy ny olona eraky ny fiangonana betsaka indrindra.Ny antony ? maro dia maro tokoa no nahatonga ary mbola mahatonga ny kristiana rehetra mivavaka ho azy mianakavy kely sy ireo mpitondra izay ho tarihany rehefa
Ary voasoratra ao anaty baiboly koa fa anjarantsika rehetra no mivavaka ny mpitondra antsika :na ny firenantsika koa aza dia tafiditra amin'izany mba ho firenena ho vanona ,mba ho firenena andeha amin'ny fahamarinana ,mba ho firenena hitondra ny fitondrana amin'ny alalan'ny feon'ny vahoaka ary mba ho firenena hijery ny tsi 11 ,tsy ho mora kanefa ny vavaky ny maro mahataka-danitra raha samy manao izany isika rehetra .
I exhort;therefore ,that,first of all,supplications,prayers,
intercessions,and giving of thanks,be made for all men; for kings,and for all that are in authority;that we may lead a quiet and peaceable life :arrow: spiritual leader must be qualified not only by his or her gifts and knowledge , but also by a worthy character and lifestlyle ary dia tafiditra amin'izany koa ireo mpitondra rehetra mitondra firenena .
b]1 Koa hianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny fahasoavana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
2 Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa. 2 Tim 2:1-2[/b]
ary dia anjarantsika no mivavaka ireo mpitondra mba omen'Atra hery izy ireo .
Zanahary o tahio ny tanindrazanay,androso lalandava mandry fahizay .Enga anie anjaka ao ny maha malagasy anay ,dia ho sambatra tokoa ilay madagasikaranay ...Ny mpitondranay tahio .......
dia mitovy daholo io ,mila mivavaka ny mpitondra azy avy ny rehetra
^:^ ^:^

20. ikaretsaka
(
12/11/2008 18:52)
Raha mbola nisy koa presidents hatrizay dia io presidend io no nivavahan'ny amerikana sy ny olona eraky ny fiangonana betsaka indrindra.
diso tanteraka!!
miverena mamaky livre d'histoire
HO an'ny Amerikanina dia i resin'i JFK sy i Roosevelt lavitra be io!
ho an'izao tontolo izao dia ny fiafaran'i hitler no nangatahana vavaka be indrindra!
tsy hoe resaka politika io fa hoe mba miverena kely mamaky ny facts fa aza entanim-po be fahatany fotsiny