Nanao MIRACLE indray JESOSY : L’élection d’OBAMA

21. fijo ( 12/11/2008 23:17)
asa tokoa aloha izy sy roosevelt izay tena be mpitia e,i JFK mantsy nalaza fa i roosvelt anie ka tena nanao be e
22. ikaretsaka ( 12/11/2008 23:34)
ka izay.. adino tanteraka na mody natao anjorombala indray aloha ny bokin-tantara fa mody hoe nivavaka bbbbeeeeee t@ ity taona no avoaka hanjonoana ny marivo salosana de :^) :^) aby...
aoka re!
23. fijo ( 12/11/2008 23:40)
varotra io ko,izay tratra mandohalika sy miankohoka
24. prime ( 14/11/2008 09:14)
"Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny fahefana lehibe. Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin'Andriamanitra." Romana 13:1
25. ikaretsaka ( 14/11/2008 19:08)
tokony ary @ sinoa le nandeha tany madagasikara sy ny namela azy nanao izany i prime no milaza an'io le
26. cutie ( 14/11/2008 19:41)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. fijo ( 14/11/2008 22:28)
ie,ny sinoa hilazana hafatra ry prime de ho ita eo raha holehibe tokoa na hanao ahoana.
aleoko ihany wa mitana sakakely
28. kotobekibo ( 15/11/2008 12:58)
Amiko kosa tsy resaka MIRACLE no nahatonga an'i Obama ho voafidy fa ny fahaizany , ary koa ny fierten'ireo vitsy an'isa mainty mba hanova ny teo aloha .

- Adva 1° vhv ( hillary clinton ) : nefa ny amerikanina matcho b
- Adva 2° lhl ( john mc cain ) : fa saingy efa soir loatra , i Bush koa nandiso fanatenana ny vahoaka rahateo ,

Logique raha lany izy , tsy miracle izany amiko . 8)
29. cutie ( 15/11/2008 16:37)
fijo
ahona zany mitana sakakely zany :-D
30. fijo ( 15/11/2008 22:08)
iny mba mandrangongrangotra kely fotsiny,fa izany miracle izany sao hanova ahy ho voalavo ko
31. prime ( 17/11/2008 10:01)
ikaretsaka> efa fantany io...

fijo> ny sinoa koa fa misy mandray an'i Kristy...
32. ikaretsaka ( 17/11/2008 19:03)
prime:

ikaretsaka> efa fantany io...



fantany ko tsy nataony?
:-D :-D
sa nodiany fanina?
33. rabingogilabanga ( 17/11/2008 22:19)
A. SUR LE FOND:
ny hoe Miracle anie tsy hoe: tsy misy anjara birikin'ny tsy kristianina, na koa nifady hanina fotsiny ny kristianina dia tonga le fandresena e! fa matoa tonga @ izao i OBAMA dia ny christiannisme no nandray anjara biriky betsaka satria etapes 3 lehibe vao tonga @ izao fandresena izao, ary ny mpino sy ny esprit kristianina hatrany no lohalaharana t@ izany:

etape 1: abolition de l'esclavage

1777, ny mpino Quakers (protestant evangelique liberale)tao vermont USA, sy pennsylvanie 1780, etat quakers no nanafoana voalohany erantany ny esclavage .Mitovy zo na mainty na fotsy. C'est une première mondiale.

etape 2: Fahazahahoan'ny mainty hoditra rehetra mifidy

I martin Luther KING no nahazo ny fahazahoan'ny rehetra mifidy tsy misy ankanavakavaka par la voting rights act de 1965 (Marihina fa talohan'io dia tsy nahazo nifidy ny mainty tsy manana fari-pahaizana(izay fahaizana na ny fotsy afaka mifidy aza misy tsy manana akory); tsy afaka mifidy koa ny mainty tsy mahaloa hetra takiana t@ fifidianana(or betssaka ny mainty très pauvre nohon'ny fotsy), ary izany dia t@ Etat du sud be dia be.
Ary tadidio fa 95% ny noir no nifidy an'i OBAMA

ny resaka WEB dUBOIS indray dia marina tapany io rabila , satria i david WALKER(1785-1830) no noir voalohany nanao ny tolona politika , ary i marcus GARVEY no anisany nahazo olona be indrindra sy anisany natahorana indrindra voalohany t@ androny fa tsy web DUBOIS .


I jesus no modelin'ny Martin luther king, fa tsy mahatma ghandi;
satria i jesus dia non seulemnt non-violence ny azy , fa tiavo sy valio soa koa ny fahavalonao hoy izy.


etape 3: election ny OBAMA:
God bless you, God bless America. izany no namaranan'ny OBAMA ny kabariny tao Grant Park (chicago), plus croyant que ça tu meurs!
obama: nilaza ampahibemaso ny tenany fa kristianina, taizan'ny renibeny kristianina, ary nianatra sy nahazo enseignement chretien tany @ ecole saint françoise d'assise tany Indonesie.
ireo no namolavola ny esprit chretien tao @ OBAMA, nahafahany niresaka t@ noir, blanc, chinois, hindou, chretien, musulman, bouddiste...

B. SUR LA FORME na @ resaka fifampiseraserana

rabila:
ny an-dRabingo ... famahanan-dalitra ny mpiarabelona sy finoanoampoana mihitsy aza .

waoooh! bonjour! la courtoisie, ahoana ary no dia hifampiteny henjana toy izany, tokony hamorona ekipa ary isika, ohatra manana projet aho hanokatra site hilazana ny tantara sy ny univers scientifique, etc... dia proposer-ko ohatra ny cooperation @ bila havako.
na izany aza je te dois un respect, satria na tsy mitovy aza ny hevintsika, dia au moins mi-argumenter ny hevitrao ianao. chapeau professeur!

fijo:
oka re rabila,fa hiady amin'ny gegy ve ndry e

forum anie ity ry fijo havako, ka valio ihany ny resaka raha mbola tsy manompa, sa inono le hoe forum hoy isika?

ika:
fa metimety @ sain'ilay te hitory ... dia forcerna hifandraika..mba hampilay ilay toriteny....simple as that!

mba oento ny hevitrao na izany aza ra-ika havako, fa toa tsy dia mety loatra raha mi-apporter jugement sans argument sa?

dedicace : http://video.google.fr/videosearch?q=black+or+white+jackson&hl=fr&emb=0&aq=0&oq=black+or+white+jac#
34. kotobekibo ( 17/11/2008 22:40)
rabingogilabanga > raha dinihiko ny valiteninao d hitako fa manamafy ny efa nolazaiko tery ambony . TSY MIRACLE fa tena dingana mifanesisesy , tena vokatry ny tolona tsy ankiato . Ny fanatenana h@ voalohany fa hisy ny fiovana indray andro any , ary tsy azo izany fiovana izany raha tsy mandray anjara ny tsirairay , no nahalany azy .
35. rabilabila ( 17/11/2008 22:59)
God bless you, God bless America. izany no namaranan'ny OBAMA ny kabariny tao Grant Park (chicago), plus croyant que ça tu meurs!


Izaho , Rabilabila , hatramin'izao rehefa miteny dia mbola mahalaza ny hoe :"tahian'andriamanitra " na " andriamanitra ô! f'inona 'ty ataonao ? " na maka reférences bibliques izay marihiko fa boky literatiora nagalàna fomba fiteny marobe!!!!!!!!ohatran'ny hoe: ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao , na koa voankazo voarara , , na ny hoe omby mahia , na ny traversée du desert , na ny "veuve et l'orphelin " na ny "exode "......
Est-ce que ca fait de moi un croyant ? non môssieur!! mille fois non!!!

waoooh! bonjour! la courtoisie, ahoana ary no dia hifampiteny henjana toy izany,


Ny fitenenana henjana ve misy hifandraisany amin'ny fahalalam-pomba ?
Tsy mahalàla fomba ve aho raha miteny hoe :aza mangery na mamany eo
ambodin-tranoko eo ? Sa ny tokony hoteneniko dia hoe :aza mipipi sy mikaka eo amboditranoko ? Teny gasy mazàva kosa no nampiasaiko teo ....

Ny olako amin'ny famelabelaranao dia ny filazanao ny fifandraisan'ny maha-kristianina azy amin'ny mahalàny ho filoha azy................
Nanome ohatra aho tary ambadika tary hoe : ny Suedois dia 90 à95% tsy mpino nefa firenena matanjaka koa !!Manaiky ve ianao raha io no argument hitondrako ny mahatsara ny tsy finoana ?

Fa ny ahy izao fotsiny : Raha tianareo tokoa i Lery dia laissez -le en dehors de tout ça .Tsy sira akory , angamba , no fandraisanareo azy ka tsy maitsy hampiasa azy vao hatsiro ny laoka , eo koa mantsy ny olona voan'ny albumine na misy tensiô ka tsy dia mahazaka firy an'izy ireny .


ohatra manana projet aho hanokatra site hilazana ny tantara sy ny univers scientifique, etc...


Ataovy ny site-nao fa raha misy azoko hanampiana dia tsy olana mihitsy akory na kely aza .
36. maya21 ( 18/11/2008 06:17)
amiko alou de samy manana ny fandraisany ny fahasoavana ka na tsy lany azy izy de mety fahasoavana ho an'ny hafa zany
37. prime ( 18/11/2008 10:51)
ikaretsaka:
fantany ko tsy nataony?

sa nodiany fanina?
... Misy zavatra maro fehezina rehefa ao anatin'ny tontolo ara-diplomatika... izaho sy ianao sy fijo tsy mahalala ny "information" feno ka manjary tonga mitsara ivelany fotsiny...

Heverinao fa tsy fantatry ny fitondrana ve ny fifandraisan'ny Chine sy Vatican???... tsy mino izany aho...

Aza tonga dia maika ny hitsara fa hatreto dia mbola tsy nisy nitondra fanazavana feno ny antony na dia fantatry ny fitondrana aza... manana satroka telo ny "Nonce apostolique", ny maha-Ambasadaoron'ny Vatican azy amin'ny maha fanjakàna an'ny Vatican, ny maha-mpitondra fivavahana katolika azy, ny maha-zokiben'ny mpandraharaha diplomatika azy eto an-toerana... ny iray amin'ireo fotsiny no tsy zakan'ny Sinoa eo amin'ny tontolo diplomatika manerantany dia nambarany ny heviny... tsy voatery resaka finoana foana io fa mety indrindra koa aza resaka Politika amin'ny maha-mpanao Politika an'ny Vatican (mba tsy iresahana ny "position"'ny Vatican manoloana an'ny Tibet)... heverinao ho vaovao amin'izany ve ny fitondrana Malagasy... aok'etsy...

Ny fanapahankevitry ny fitondràna hanaja ny fangatahan'ny Sinoa dia azy manokana izay fa tsy voatery resaka finoana toa io tianareo itondrana azy io... efa nitranga io zavatra io tamin'ny "cas Urfer"... :lol:

Tsy fiarovana ny fitondrana velively no ilazako izany fa tompon'andraikitra feno amin'ny ataony izy ireo, fa fitondrana fomba fijery hoe aza maika ny hitsara fa maro ny "information" tsy eo am-pelatanantsika...
38. ikaretsaka ( 18/11/2008 16:06)
yeah right! :wink:
39. fijo ( 19/11/2008 23:00)
marina aloha fa misy antony ambadika tao,fa isika aloha tsy hijery izay takona,fa izya hita sy miseo no resahana.
40. naughtyboy ( 20/11/2008 15:00)

ay3 ...aiza ary zany rabingo toa marina ihany ny lazainy rabila ra izao otrany confirmation daoly no itondranao ny resakao zay ivereno jerena daoly ny information azonao fa tsy ao..
- le etape 1 lazainao de tsy ny evanjelika Quackers tao USA ihany na de nitarika izany tolona izany aza izy,baptist, ny enlightnement age ko zay sekta mifandray be @ illuminatti(ahitana ry A.Lincoln,H.Clay,J.Monroe raibeny bekintana)ny tena nanombohany de 1772 tao Britain ,talohany1776 fanambarana ny fahaleovantenany bekintana @ britanika..ny tena tsy marina de fitovianjo ..TSIA fanafoanana ny fanandevozana fotsiny io sy varotra andevo erantany fa tsy izay akory ary 1807 no voarara ny empira britanika ny fanondranana andevo..
-le resaka God Bless sy mpivavaka sns... tsy toetra manasinga azy ao anatiny maro akory zany fa ny fahafahany sy fahatokisany manatanteraka zv no tarafiny olona ary reo zvbitanyteo @ fiarahamonina efa aman\'aliny maromaro no nanaovany Atoa O.Baraka campaign anoratana ireo mpifidy zay tsy voasoratra akory any farimpiadidina misy ao USA 2006,ho porofony bainga voavadiny niezaka izy sy tsy nahalala sasatra vao vita izany tsy nisy oe kristiana zany fa fahatsapana adidy @ firenena..sotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085