Nanao MIRACLE indray JESOSY : L’élection d’OBAMA

41. fijo ( 20/11/2008 21:40)
mazava izany
42. rabingogilabanga ( 26/11/2008 16:54)
Izaho , Rabilabila , hatramin'izao rehefa miteny dia mbola mahalaza ny hoe :"tahian'andriamanitra " na " andriamanitra ô! f'inona 'ty ataonao ? "

marina izany saingy, kabari-na prezida, izay efa voasoratra mialoha no resahina.
ary henoy ny kabarin'ny SARKOZY, BROWN, MERKEL,BERLUSCONI , dia ampitahao dia ho hitanao

le etape 1 lazainao de tsy ny evanjelika Quackers tao USA ihany na de nitarika izany tolona izany aza izy,baptist, ny enlightnement age ko zay sekta mifandray be @ illuminatti(ahitana ry A.Lincoln,H.Clay,J.Monroe raibeny bekintana)ny tena nanombohany de 1772 tao


au moins d'accord ianao @ le hoe qukers, ary pennsylvannie dia etat quakers, nanafoana ny fanandevozana voalohany.
ny momba ny illuminatti indray dia societé secrète io, donc na izaho na ianao tsy afaka hihambo ny hahalala ny hoe: secrète, tsaho no be dia be, na dia mety ho marina aza, fa ny sûr dia inveryfiable.
ny "écoles de mystère" égyptiennes et grecques, ny 'église chrétienne Romana hono ao koa , les Mérovingiens (film MATRIX), - Franc- Maçons, Rose-Croix, Prieuré de Sion, Ordre Militaire et Hospitalier de St Jean de Jerusalem, Ordre de Malte...), les "Illuminati, etc... tafiditra ao daholo, ary araka io lisitra io dia misy milaza ho kristianina koa aza.

saingy organisation miafina io, ka tsy mpikamban aho, fa ny sûr dia ny rôle ny quakers.

fehiny:
esprit 4 no nitady ny @ emancipation ny noir tao amerika :
1)Marcus Garvey: retour any afrique, aux terres de nos ancetres; Ras Tafari Makonnen
2)Malcolm X sy ELijah mohamed: Islamika, sy independantiste , izay nitaky tanteraka ny fisarahana @ blanc
3)Black panthers : athée communiste, izay nanindrahindra ny tolona mitampiadiana
4)evanjelika protestanta: luther king sy ny namany, izay fiaraha-monina ampirahalahiana ao @ jesosy entre ny fotsy sy mainty. I have a dream...black boy and white boy...etc..., ary dia vote sy tolona non-violent no itondrana azy .

43. ikaretsaka ( 26/11/2008 17:34)
Le nanoratra le kabary zany no tokony jerena e
44. rabingogilabanga ( 26/11/2008 19:15)
ny kabarin'ny sarkozy, sy merkel, sy hu jintao, sy zapatero(espagne) tsy misy refference à dieu mihintsy, donc matoa sahin'ny Obama lazaina ny reference à dieu , dia i OBAMA mihintsy sy ny amerikanina no peuple religieux.

Mety tsy voatery ho tsara ny amerikanina, fa averiko foana:

Oviana i Chine athée, no hametraka filoha avy @ minorité.
oviana i ALGERIE islam no hametraka filoha noir.
Oviana i France laique no hametraka filoha noir.

fehiny: Les chretiens ont leurs defauts, mais ils sont les moins mauvais, mitaha @ ireo société athée, islamique, laique, etc...
45. felanawil ( 07/12/2008 13:06)
Oui va expliquer ça aux mères qui ont dû perdre leurs enfants de bas âges lors des bombardements que ce soit au vietnam, afganistant, irak etc...
et, parait-il au nom de la "paix", et surtout au nom de jesus selon les chrétiens évangelistes dont est issu G.Busch
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1256