Miarahaba e!
Ho anao izay mampiasa aterineto maharitra adiny telo na mihoatra, afaka miasa ianao fa tsy vitan'ny milalao ( Ny fahafinaretana azo ny vola miditra).
Somary kelikely ihany ilay izy fa erikerika mahatondra-drano e! (0,1 $ na 0,1 euro isaky ny manapotsitra (click) ilay izy ary 10 isan'andro no omeny anao.
Izany hoe raha manana namana 20 ianao dia mahazo 2 $ isan'andro ianao raha manao toa anao daholo ireo namanao ireo ary 63 $ isam-bolana no azonao amin'izany.
Tianao ve ny handresy? aleo manandrana:
:arrow: Aleoko ihany resy aloha sady tsy tia andrakandrana rahateo!! Koa raha hi-clik ihany ve tsy aleko mba ny pub eto amin'ny serasera no handaniako ny androko fa eto hatrany ny fahafinaretako.Ity fitiavam-bola be loatra ity tahaka ilay mails alefa impiry moa izy iny... :roll: fa samy manana ny tiany moa,mahereza zay mazoto o!!! (l)