lavitrin'ny maso, lavitrin'ny fo...
1. Nivo31
(
12/11/2008 17:28)
:( diso lavitra be loatra Dago zany...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany...?
Tsy itako izay atao fa ny alahelo no betsaka ary ny ranomaso..latsaka foana...
Inona no atao e? :( :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:

novalian'i TONTONJEAN ny 06/02/2009 17:59
2. fahamarinana
(
12/11/2008 17:38)
:arrow: mividy mosara be dia be aloha an...dia tsy dia misy atao fa mandefa mails sy miantso an-tarobia ,moa rahatoa tsy ampy izay ka mieritreritra te hanova ilay malalaka mihevitra fa ny fitadiavana hafa no mety ho vahaolana akaiky sy mety indrindra dia hoy aho hoe tsy ny fanoloana no hampiova inona...raha tena fitiavana azy marina ! (l)
3. fahamarinana
(
12/11/2008 17:39)
:arrow: malala fa tsy malalaka fa diso tsipelina,miala tsiny !! (l)
4. Noue
(
12/11/2008 18:19)
Nivo31:en attendant aloha dia mifandefa mail , mifampiantso tél , miresaka msn eeeee ! dia asivo webcam aaaaa
:( diso lavitra be loatra Dago zany...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany...?
Tsy itako izay atao fa ny alahelo no betsaka ary ny ranomaso..latsaka foana...
Inona no atao e? :( :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
ary ianao milaza oe
inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?tsy afaka makany aminao nga izy eeee ??? ny halahelo tsy maintsy misy fa atao ahoana aza eeee ??? ary tena tsy ho afaka ny ho avy ve izy ???
5. ni81
(
12/11/2008 18:36)
diso lavitra be loatra Dago zany...Tsy mitombina ange io lohateny io raha araka ny voalaza eto e! Lavitra ny maso fa akaikin'ny fo angamba no tokony natao! Sa? ...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany...?
Tsy itako izay atao fa ny alahelo no betsaka ary ny ranomaso..latsaka foana...
Inona no atao e?
Tsy maintsy mandray fepetra koa inona moa! na mijanona aty, na mankany aminy. Na izy mankaty koa raha mahazo ny ttasy handehanany rehefa tsy afaka mankany ianao :)
7. fijo
(
12/11/2008 22:38)
izay mangidihidy aloha dia hotrory,avy eo mijery izay halalin'ny tantara
10. kotobekibo
(
13/11/2008 00:18)
Soloy @ izay fa izy koa tsy hiandry anjy eo . Mbô kozy e!
Tahaka an-njy koa zà taloha fa ref nihiratra ny maso d kopy fa marina io .
" lavitry ny maso lavitry ny fo "
Araraoty ny andro kely anananao fa aza manasarotra fihainana

11. rastafarai
(
13/11/2008 01:49)
Tsy manakivy fa efa avy victime e!Ny manantona no mety raha toa ianao no tia...Je alou vo tu fa efa teo akaikiny ianao no nande :arrow: soa ho anao no nandeananao tany an-dafy angamba,fa ra ohatra we tu vo je d nijanona teo akaikiny ianao na inn na inn antony nandaozanao azy! Mahereza e! :wink:
12. sitlo
(
13/11/2008 08:59)
Hatraty io fa tsy mizesita.
Izao atao. Mividiana ilay sigara giladiny be ireny. Dia rehefa hariva mahatsara vahiny iny, dia fohy eny an-davarangana ny tapany, dia avalony ny tantara avy eo.
Aza tonga dia miaraka aman'olon-kafa aloha fa milay koa ilay mirevy sol indraindray.

13. ni81
(
13/11/2008 09:08)
Hatraty io fa tsy mizesita.:lol: :lol:
Izao atao. Mividiana ilay sigara giladiny be ireny. Dia rehefa hariva mahatsara vahiny iny, dia fohy eny an-davarangana ny tapany, dia avalony ny tantara avy eo.
Aza tonga dia miaraka aman'olon-kafa aloha fa milay koa ilay mirevy sol indraindray.
14. tywa68
(
13/11/2008 09:29)
Nivo31 : samy tanora hoy ianao ? samy tia koa v ?
Zah koa d mitovy hevitra @i kotobekibo : "lavitry ny maso lavitry ny fò".
Mahereza e :-*

15. Nivo31
(
13/11/2008 09:45)
Noue:
Nivo31:en attendant aloha dia mifandefa mail , mifampiantso tél , miresaka msn eeeee ! dia asivo webcam aaaaa
:( diso lavitra be loatra Dago zany...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany...?
Tsy itako izay atao fa ny alahelo no betsaka ary ny ranomaso..latsaka foana...
Inona no atao e? :( :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
ary ianao milaza oeinona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?tsy afaka makany aminao nga izy eeee ??? ny halahelo tsy maintsy misy fa atao ahoana aza eeee ??? ary tena tsy ho afaka ny ho avy ve izy ???
misaotra ny valiny !
ah tsy afaka makaty izy satria lafo ny frais moa, ny fiainany any dago fa tsy aty an-dafy.....za anie ka tsy égoiste fa malahelo fotsiny....tsy afaka izy fa miandry 2 taona no azo atao.....
merci !
:cry: (l)
16. ni81
(
13/11/2008 11:59)
misaotra ny valiny !raha izay izany dia miandry :(
ah tsy afaka makaty izy satria lafo ny frais moa, ny fiainany any dago fa tsy aty an-dafy.....za anie ka tsy égoiste fa malahelo fotsiny....tsy afaka izy fa miandry 2 taona no azo atao.....
merci
17. fahamarinana
(
13/11/2008 12:12)
:arrow: ary voavalin'ny Nivo31 ihany ilay fanontaniany tamin'ny farany... :) (l)
18. kotobekibo
(
14/11/2008 11:49)
Efa tanàla very sampy izany e! marary fo @ izany eo .
Olona b d b ireo v d tsy ahita hafa? :°)
Tonga d ataovy fotsiny hoe : NEXT !!!!! :-D