Ny lavitry ny maso tsy lavitry ny fo fa sarahan'ny elanelan-tany...Koa raha tiana ny tsy haharava azy de kolokoloy, zara aza efa avo lenta ny fitaovana serasera ankehitriny, azo ampiasaina daolo ny mail, tél sns...
De raha tena tia tokoa de porofoy @'ny ezaka atao ihany koa. Manaova économie mba ahafahana mifanantona. Raha tsy izany de mila mahafoy asa sy toerana ny iray manatona ny iray fa impossible ny amour à distance zany. Mila frottement vao misy chaleur...
lavitry ny maso lavitry ny fo...!
Inoanao ve zay zavatra zay sa we mba resak'olona de mba hamarinina.Ny zavatra ry Nivo rehf inoana ny fisiany de misy sady taneraka @ tena f rhf ts inoana dia ts mis manahirana. F matoa sahirana tw @lai iz de inoanao lay iza.F zao fotsiny no lazaiko anao, sincerement: "Iaino aloha ny ankehitriny ry Nivo izay vao afk hibanjina ny ho av". N fieritreretanao lava ny @zay ataon any tsy hitondra anao mankaiza ar ts hitondra vokatsoa ho anao. Az mandef eritreritr hafahafa n momba az raha mbl tia koa ianao.OK d mahereza.