lavitrin'ny maso, lavitrin'ny fo...
21. ni81
(
14/11/2008 18:24)
may ery i Kotobekibo:lol: :lol:
lanin'ny kotobekibo eo i nivo31 an...sokina manatona afo, laniko fa sakafo, hoy ikotobekibo =)) =))
22. fijo
(
14/11/2008 22:11)
tywa an,za izoa hody any mada de ny taranak asy ny reniny no aty,de holavitry ny maso ve ny fo?hii
23. kotobekibo
(
14/11/2008 22:50)
ni81 , fahamarinana > poika ! za tsy mihinana izany akory. :oops:
tywa68 > za anie ka olona somary medalinina e! misaotra @ lé fandokafana e! :-D
fijo > raha tsy ela loatra ialahy ( 1-3 volana ) maninona moa fa raha ama-taonany kosa miala tsiny za lesy baina fa mety misy mitsaingoka ny katsaka a!
Logika izany olombelona misy hormone rafotsy fa tsy hoe meuble na firavaka volamena ka ref avela eo d tsy miova . Elah koa toy izany ref tonga any dago , iaraha-mahalala io . Indrindra fa ny sipa ao dago , tsy hamela an'elah handingana 1 pas akory :-P
mahazotoa e!

24. Nivo31
(
15/11/2008 13:25)
fahamarinana:
:arrow: :-D :-D lanin'ny kotobekibo eo i nivo31 an... (l)
aiza no ho alniny eo..izy ary efa niteny hoe tsy minana an'iza iza...;(l)
sady reska anie...fa tsy hoe eo alohako eo izy e ! Raha izay indray efa hafa....
efa lasa diso lavitra angamba ny eritreritro fa ilay bandy ray io....tena tsy azoko mihitsy !
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :arrow:
miserasera moa ilay izy?
zay voa azoko.....
25. kotobekibo
(
15/11/2008 13:37)
Nivo31:
[quote=fahamarinana]

Za v no tsy azo-njy sa ilay iray any an-tanàna :-D :-D
26. Nivo31
(
15/11/2008 13:48)
kotobekibo:

:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow:
ianoa ka !!!!! tena tsy azoko mihitsy...izy ndray ve no tsy azoko....;tssssss
miheritrereta kely azfady an !
tena toetra mahafinaritra zany toetranao izany...efa izay no eritreritrao dia tonga dia tenenina..milay ka !
merci e!
:wink: :wink: :wink:
28. kotobekibo
(
15/11/2008 14:02)
ianoa ka !!!!! tena tsy azoko mihitsy...izy ndray ve no tsy azoko....;tssssss
miheritrereta kely azfady an !
tena toetra mahafinaritra zany toetranao izany...efa izay no eritreritrao dia tonga dia tenenina..milay ka !
merci e!
:wink: :wink: :wink:
[/quote]
azafady ary e! :-P
tsy hoe manakivy za an! fa misy koa anie ny " exeption qui confirme la règle " e! :-*

29. Nivo31
(
15/11/2008 14:06)

g pas dit le contraire mon chou ! g pas dit le contraire t'inquiètes pas !
tsisy tsiny an !
:!:
31. fijo
(
15/11/2008 20:54)
ka aleo izany samy mba mitsaingoka kely eny ananona eny e.za efa leo aty kle
32. RAKVOL
(
16/11/2008 21:30)
Pour l'instant tia be fa ela ela eo miova ny setiments tsy hoe lany fa mihena , fa izao e, aza mitsahatra mifanerasera aminy mail ,tél ect.... fa rehefa mihaona eo mitselatra indray ny afompitiavana .
Possible zany lavitry ny maso hono ..........

34. kotobekibo
(
23/11/2008 21:09)
fijo:
ka mandrampihaona kosa ve de homangana eo kle???
raha lasa feno trano-kala ao kosa v tsy looooza leliké ?
:-D :-D :-D
36. kotobekibo
(
02/12/2008 18:41)
Nivo31 > tsy hita intsony njy !
lasa lavitry ny maso , lavitry ny fo eo an! :-D :-D :-D

37. Nivo31
(
03/12/2008 16:55)
kotobekibo:
Nivo31 > tsy hita intsony njy !
lasa lavitry ny maso , lavitry ny fo eo an! :-D :-D :-D
coucou !
tsy hoe tsy hita instony ka..aza matahotra fa miverina foana...
K'ita koa..efa lasa lavitry ny maso , lavitry ny fo ko.... :o :D
mianatra be fotsiny aho ka...moa tsy manana Internet ao an-trano ka tsy de afaka ! Miala tsiny raha tsy mamaly mihitsy e !
veloma vetivety ry kotobekibo a !
:arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :-D
38. dana2
(
08/12/2008 06:33)
bjr!!za ko dia manana tatarampitiavana miaraka amin olona lavi- toerana anahh!!zao no toro evitra omeko anao ann!!raha tsapanao tokoa fa mbola tia ny fonao dia ajaio zany fitiavanao izany,ary ko raha tsapanao marina tokoa fa mbola tia anao io olona io!!!za tena mahatsapa fa sarotra tokoa ny lavitra ny olon tina izany satria za isan taona vo mahita anazy ary,efa maro ny ranomaso nalatsako'efa maro ko ny taotra tato anatiko oe ahoana marina so dia mijaly amin tsy rariny eo??fadio no miaino ny vavan'olona zay manimba anao.satria ny olona tsy mijanona ny tsy iteny,ny confiance no tena ataovy zavatra important n'inoninona lazain'olona.ary ny amin olon-tinao,n'inoninona lazain olona oue manala hidihidy amin olona zay izy,manao sipa zay izy maketsy ,makero,enohy amin sofina akavy dia avoahy amin sofina akavanana fa zao atao antsaina oué na lavitra ny elanenantany na inona na inona ataony any, anah fony iny refa iny no anjarako!!satria raha in ny anjaranao na inona na inona ny fakapana sy zavatra maro tsy lasa lavitra iny!!!!fa zay mahereza fa tsy moramora tokoa ny mitia !!!bon courage omeo anah ny mail anao raha mila namana hiresahana enao fa afaka miresaka anao sy manampy anao za satria otran nao zao ko ny toerana misy anah amin zao fotoana izao!!!bon courage
39. andrywui
(
08/12/2008 15:21)
ntsoo!!zany fana courager n'i dana2 azy zany e! tena marina ny anao dana fa na ho aiz na hoaiz rehefa anjara na 10taona aza tsy mampino,fa ra tsy anjara kosa an na hiara hatory isanandro sy hiara hitsangatsng sy hifankahita fon aza,afaka 2 na 3 taona ko ra be indrindr,def zay tsy anjar izay izy, satri an efa voasoratr ny anjaran tsirairay fa ny anjaranao alou de ny mikolokolo ze voatolotra eo aminao,mba tsy ho antery no handravanao ny anjara efa anao ::::
40. Nivo31
(
08/12/2008 16:19)
dana2:
bjr!!za ko dia manana tatarampitiavana miaraka amin olona lavi- toerana anahh!!zao no toro evitra omeko anao ann!!raha tsapanao tokoa fa mbola tia ny fonao dia ajaio zany fitiavanao izany,ary ko raha tsapanao marina tokoa fa mbola tia anao io olona io!!!za tena mahatsapa fa sarotra tokoa ny lavitra ny olon tina izany satria za isan taona vo mahita anazy ary,efa maro ny ranomaso nalatsako'efa maro ko ny taotra tato anatiko oe ahoana marina so dia mijaly amin tsy rariny eo??fadio no miaino ny vavan'olona zay manimba anao.satria ny olona tsy mijanona ny tsy iteny,ny confiance no tena ataovy zavatra important n'inoninona lazain'olona.ary ny amin olon-tinao,n'inoninona lazain olona oue manala hidihidy amin olona zay izy,manao sipa zay izy maketsy ,makero,enohy amin sofina akavy dia avoahy amin sofina akavanana fa zao atao antsaina oué na lavitra ny elanenantany na inona na inona ataony any, anah fony iny refa iny no anjarako!!satria raha in ny anjaranao na inona na inona ny fakapana sy zavatra maro tsy lasa lavitra iny!!!!fa zay mahereza fa tsy moramora tokoa ny mitia !!!bon courage omeo anah ny mail anao raha mila namana hiresahana enao fa afaka miresaka anao sy manampy anao za satria otran nao zao ko ny toerana misy anah amin zao fotoana izao!!!bon courage
Eny ary fa dia merci anao ry Dana naoratra ho ahy....efa samy nieritreritra izahay roa dia efa nahita hevitra ka..ny teninao io mihitsy no ataonay..hoe rehefa anjara dia anjara ka hisaorana be dia be ianareo rehetra nohon'i azotona manoratra ho ahy !!!
Veloma ô !!!
:-* :-* :arrow: :D