Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 17/11/2008 23:58)
orinasa gasy mpandefa entana ity
madagascarcolis.tk :lol: :lol: , serieux io an... tohiny
novalian'i aloalo ny 26/11/2008 08:35
ragaby747 ( 17/11/2008 19:41)
Izahay avy aty Rosia (Russie)
Dia faly miarahaba anareo Mpiray Tanindrazana izahay avy aty Rosia. Tsy manana zavatra azo ambara firy izahay aty, asa angaha hoe: tonga indray ny hatsiaka 8O :D Ankoatr'izany dia mahafaly ana... tohiny
malala2006 ( 17/11/2008 18:58)
fisaorana ho an'ny serasera
otran'ny karazana témoignage zany izy ity de sady fisaorana be dabe ho an'ny mpiandraikitra ny serasera Mr Hery moa zany fa fifaliana ho an'i ramoul77 sy malala2006 ny mampandre ny namana rehetra eto... tohiny
hery ( 17/11/2008 15:26)
Namana Serasera tany Paris: Sary tohiny :-)
Aleo hapetraka eto indray ny sombitsombintsary sasatsasany. Vao mafana ilay izy dia tsy maintsy sombintsombiny ihany no aseho e :-) Rehefa mangatsiatsiaka any hitranga eo ihany ny bambaray Tsaits... tohiny
novalian'i Darlin ny 30/12/2008 05:49
xxx ( 17/11/2008 14:39)
valimbavaka
miarahaba antsika rehetra te hizara amitsika rehetra ny fitiavan'andriamanitra a satria tsapako fa mamaly vavaka izy ary ataoko fa c'est la moindre des choses angamba ny mizara amin'ny hafa zay zavat... tohiny
quartermoon ( 17/11/2008 13:58)
mitady cours d anglais parlé intensifs maika be
bjr doly, za ry reto mitady cours d anglais parlé maika be nefa mba moramora ny seance.1 mois ny ftoana ianarako azy satria za haanao entretien ka ra mba afaka manampy ana nareo manome adresse _... tohiny
kidoropamba ( 17/11/2008 12:29)
Raopilanina takalo ilménita, cobalta, nikely, fera.....
Hita ihany ny maha taranaka silamo anay e na dia katolika aza indraindray ary protestanta rehefa tezitra: mahita volana alohan'i HAbib (fa tsy biby hoy ny bado kentrina). Ka izao: Hividy raopilanina... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:04
tsimati ( 17/11/2008 10:04)
Voatorakao ve le olona ra-bazylou ooo - Stransbourg
Ka ahoana voatorakao maloto araka ny soratrao ve reo tarika Malagasy tany Stransbourg sa ny tananao marina no feno tay ra-bazylou sy ny tariny eee? Toa nitondra vola avy amin'ny FED aza izy reo raha n... tohiny
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:07
remibe ( 17/11/2008 10:01)
MOMBA RIJA RASOLONDRAIBE
SAO DE MBA MANANA NA MAHAFANTATRA CONTACT AN'I RIJA RASOLONDRAIBE, FA HIKARAKARA GALA. MERCI... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/11/2008 20:37
deric ( 17/11/2008 06:55)
photoshop
te-hahay photoshop aho ry namana, nefa isaky ny tonga eo anatrehany aho dia tsy hitako izay hatao sy izay haleha. Ny manao sorasoratra no kely mba fa hitahitako, fa ny mikirakira sary sy ny tahatahak'... tohiny
novalian'i wanalen ny 18/11/2008 11:53
hery ( 17/11/2008 06:25)
Paris: Miala any ny sary
Sary vitsivitsy fotsiny aloha :-) Nahafinaritra tanteraka ny fihaonana. Toa mahafinaritra foana e? Afa-po aloha e. Izaho indray tsy hiteny hoe tongava amin'ny manaraka... :-) Sary notsimponina fotsi... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 21:58
dahuily ( 16/11/2008 22:22)
Sao mba misy manana e
Sa mba misy nahatahiry ity sarimihetsika frantsay iray ity ianareo ry reto a "la monnaie de singe" no lohanteniny ary sarimihetsika mampihomehy @voalohany hatramin'ny farany izy io ary tantarana ol... tohiny
bangkok ( 16/11/2008 18:39)
lasa ianao
:-D Mitady mafy ny hiran'ny DOC HOLIDAY ilay hoe LASA IANAO. Raha tsy diso io lohateny dia HANDEHA IANAO RAHAMPITSO no manomboka ilay hira. Dia misaotra mialoha ê! =D> ... tohiny
Noue ( 16/11/2008 17:36)
mandry ve ny salanitra hoy aho oooooo
hono oa aaa ! sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira sy ny tonony ity hira ity ianareo eeee ?? tena vao henoko t@ radio teo dia oatra nahavariana be ahy ilay hira dia mba nalaiko izay azoko fa tena... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/11/2008 10:03
gasyjean ( 16/11/2008 16:10)
Faim sa fin du monde?
Mba maha-lasa saina ihany ity zava-mitranga amin'izao fotoana izao ity, miseho ny echauffement global, tonga koa ny crise economique mondial, miha-mihena ny haren'irteo firenena milaza ho ngeza sy mat... tohiny
novalian'i gasyjean ny 17/11/2008 13:32
tslem ( 16/11/2008 12:41)
film sy dessin animé t@ mbola kely
za no mahatadidy an'ireny dessin animé sy film taloha ireny? [url=http://www.dailymotion.com/video/x6r2zm_bibifoc-03-1-ere-partie_shortfilms]jereo eto ohatra: [b]BIBIFOC[/b][/url] na i ... tohiny
novalian'i lovelyri ny 21/11/2008 06:51
Angie ( 16/11/2008 10:21)
sary fihaonan'ny namana europa and co
Mianjy fa andry o mbola tsy misy mifoha foana ve? mba mianjy sary sy tatitsa ohatran nataon ny maro e kiss dia ampy ... tohiny
novalian'i nana171 ny 20/11/2008 08:38
sitlo ( 15/11/2008 23:03)
jiolahimboto
Araka ny tantara dia betsaka ny piraty no nonina teto Madagasikara. Dia lasa ny eritreritro hoe mety izany no nahatonga ilay fiteny hoe jiolahimboto. Satria hoe jiolahin-tsambo, dia tamin'izany ny an... tohiny
novalian'i Noue ny 19/11/2008 09:51
tenagasy ( 15/11/2008 19:30)
KANETIBE 2008
Makamamy! Toa tena tsy nahomby ny mpikatro-tsika malagasy t@ ity indray mitoraka ity! Hatao ahoana fa fombany izany eh! http://www.fipjp.com/ (telo miaraka) http://www.fipjp.com/ (tifi... tohiny
tslem ( 15/11/2008 17:17)
IEXPLORER.EXE
Vita ny eo d tonga ndray ny pb hafa, mba inona kay ity izay mahalala dia ahoana no atao mba tsy hampiverina an'ilay izy intsony? Izao lé izy: misy fenêtre mipoitra tampoka izany foana misy soratr... tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.458