jiolahimboto
1. sitlo
(
15/11/2008 23:03)
Araka ny tantara dia betsaka ny piraty no nonina teto Madagasikara. Dia lasa ny eritreritro hoe mety izany no nahatonga ilay fiteny hoe jiolahimboto.
Satria hoe jiolahin-tsambo, dia tamin'izany ny anglisy no malaza dia sambo = boat.
hmmmm possible mihitsy
Satria hoe jiolahin-tsambo, dia tamin'izany ny anglisy no malaza dia sambo = boat.
hmmmm possible mihitsy
novalian'i Noue ny 19/11/2008 09:51
2. ikaretsaka
(
16/11/2008 07:48)
Tsy izany kah!
J'ullah (teny arabo)= olona nandiso fanantenana.. Misy ifandraisany @ ny teny hoe "Gullah" (argot (zay lasa teny fanambaniana sy fiantsony negres nandiso fanantenana ..t@ andron'ny traffic des negres)
Boots:
noun Brit., dated
a hotel employee who cleans boots and shoes, carries luggage, and performs other menial tasks.

6. ikaretsaka
(
17/11/2008 01:38)
ny hoe jiolahimbavy indray toa feministe diso toerana de lasa diso hatr@ lojika sy ny fiteny
efa jioLAHY be de mbola ho vavy ihany?
:-D :-D
efa jioLAHY be de mbola ho vavy ihany?
:-D :-D
7. ragany
(
17/11/2008 10:29)
Raha tsy diso aho dia toetra tsy dia maontina loatra no atao hoe toetra jio . Somary mivoaka ny fenitra ary alan'ny mpiaramonina. Jiolahy, jiovavy fa tsy jioalahimbavy, jikely (mbola kely dia efa mpivoaka fenitra) .Fampiasa koa indraindray ny hoe jila eo amin'ny toerann'y jio raha fitondrantena eo amin'ny fifandraisan'ny lahy sy ny vavy no resaka . Jila koa no filaza ny kisoa tsy voafehy eny an-dalana na pendipendina ........
Ny mboto na "voto" any antsiraka dia toa midika hoe fitaovam-pananahan'ny lehilahy.Hoy indrindra ny Betsimisaraka :" Voto tsy vondraka , bôba tsy matavy izay toa midika hoe ny fitaovampananahana lahy tsy matavy ary ny an'ny vavy tsy matavy ( hitanao eto ilay hoe tanjon'ny bôba omby eo amin'ireo mpilaza toetra andro rehefa miteny iny faritra baie sa cap iray iny ...)..( ahitsio raha diso ) . Ka raha jiolahy dia efa tsy izy , fa raha jiolahimboto izany dia fantatrareo fa faran'ny tena ambany amin'ny jiolahy sy ratsy indrandra io ......
9. sitlo
(
17/11/2008 15:58)
Tanjona Bobaomby =)) =)) =)), izay mihitsy ilay tsy ahafoizako an'ity forum ity. Mahita atao foana leretsy ity ny zanak'olombelona.
Dia ilay jio izany avy amin'ilay hoe "jew", sady ny gasy ilay hoe jiosy :lol: (vazivazy).
Raha ilay famaritana hoe j'ullah dia mitombona ihany ilay jiolahimbavy ka. Sady toa izay aza no manamafy ilay famaritana.
Ilay resaka piraty ny ahy eritreritra sendra nandalo fa misaotra amin'ny fampitana fahalalana eh. Mety ilay (mboto) "voto" izany no nahatonga ny hoe "bota" (bobota).
:°)

11. kotobekibo
(
17/11/2008 21:13)
hoy ragany :
Fampiasa koa indraindray ny hoe jila eo amin'ny toerann'y jio raha fitondrantena eo amin'ny fifandraisan'ny lahy sy ny vavy no resaka . Jila koa no filaza ny kisoa tsy voafehy eny an-dalana na pendipendina ........
ragany > d izay izany no mahatonga an'ireny sipa sasany ireny , atao hoe jilambavy satria pendina loatra :-D :-D

16. Noue
(
19/11/2008 09:51)
zoozoo:
fa nga mo tsy hoe: jiolahimbavy hihihi!!! :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
misy oe faikamdahy sy fakaimbavy koa ve eeee ????? :-D :-D :-D :-D :-D