mitady cours d anglais parlé intensifs maika be

1. quartermoon ( 17/11/2008 13:58)
bjr doly,
za ry reto mitady cours d anglais parlé maika be nefa mba moramora ny seance.1 mois ny ftoana ianarako azy satria za haanao entretien ka ra mba afaka manampy ana nareo manome adresse _na prof na num na otrzany d isaorako betsaka.merci biz doly
2. Noue ( 17/11/2008 14:35)
quartermoon:

bjr doly,
za ry reto mitady cours d anglais parlé maika be nefa mba moramora ny seance.1 mois ny ftoana ianarako azy satria za haanao entretien ka ra mba afaka manampy ana nareo manome adresse _na prof na num na otrzany d isaorako betsaka.merci biz doly
1 mois ve dia ho ampy ????? aiza no misy anao ???


3. xxx ( 17/11/2008 14:36)
gratos sur www.anglaisfacile.com! efa misy niveau samihafa ao de anjaranao no mifidy niveau nao. exos a gogo!!! mazava ouaz fa sur internet de tsisy labo, bref c gratuit alors allez-y!
bon courage
4. sitlo ( 17/11/2008 15:35)
Miresaha amin'ny mpampianatra ao amin'ny ELI Soaranao. Dia midira amin'ireny club d'anglais ireny hakana namana.
Ity misy iray http://www.iceclub-mada.com/forum/

Mandefasa hafatra any amin'i r1lita fa lery no toa admin ao no sady maharaka tsara ireny resaka anglais ireny. http://www.iceclub-mada.com/lita/
Toa membre serasera koa lery fa tsy mipointe mihitsy. Mandalo infogasy izy indraindray, fa any amin'ny tontolon'ny blaogy no tena mampazoto azy.
Dia hhdago :°)
5. quartermoon ( 18/11/2008 13:31)
bjr! misaotra betsaka anareo nanoro hevitra fa tena manana namana tokoa manana anareo ato am serasera!!!!
merci d maztou doly!!!!!
6. ikaretsaka ( 18/11/2008 19:13)
ny tena rapide koa dia ny misipa na miaraka @ olona miteny anglisy na tsy mahazo afa tsy teny anglisy
raim kely dia mahay
7. kotobekibo ( 18/11/2008 22:00)
ikaretsaka:

ny tena rapide koa dia ny misipa na miaraka @ olona miteny anglisy na tsy mahazo afa tsy teny anglisy
raim kely dia mahay


Entre an'ilay bandy sy sipa izany cours de langues intensifs :?:

( mitsoda lava izao tsinona ) :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9711