Paris: Miala any ny sary

1. hery ( 17/11/2008 06:25)
Sary vitsivitsy fotsiny aloha :-)
Nahafinaritra tanteraka ny fihaonana. Toa mahafinaritra foana e? Afa-po aloha e. Izaho indray tsy hiteny hoe tongava amin'ny manaraka... :-)
Sary notsimponina fotsiny ireto fa mbola ho avy eo ny bambaray.
Mahatsiaro manokana ho an'ireo izay te handeha mafy kanefa tsy afaka (ireo mitaiza sns.)
Isaorana be dia be ireo izay nikarakara manokana iny fety iny. Dia isaorana koa ireo izay nokarakaraina manokana :-)


Jery avy alavitra


Misy mamokovoko be mihitsy lol


Mamokovoko suite (le manao satroka lol)


Mamokovoko fin... ie, zah io


Ity koa mbola izaho


Ito indray i leiry


Iza no inona? lol


Vide ny latabatra... fa mandihy daholo


Snou maka sary


Gasy alaina sary lol


Mamizana


Kanjo vizana...


Ry zalahy


Nisy anniversaire hafa koa :-)


Teo amin'ny latabatry ny andrarezina


Ny firaisana no hery


Gasy sa tsy gasy?



Pseudo vitsivitsy efa nahavita sonia...


répondu par fijo le 25/11/2008 21:58
2. ni81 ( 17/11/2008 06:28)
Misaotra betsaka e! Zahay efa nieritreritra fa hoe very daholo angamba ny fakan-tsary nentina tany @ annif! :-D
3. Samoana ( 17/11/2008 06:58)
Arahabaina daholo izany nahatratra ny faha-6 taona serasera e! Efa lehibe ny zaza hoy ny fitenenana ary hita fa mbola tanora tokoa ilay ray n(amp)iteraka manetsiketsika lanonana tsara. Mankasitraka :wink:
4. fahamarinana ( 17/11/2008 07:07)
:arrow: misaotra e!!! Mahafinaritra na dia ny sary fontsiny aloha hatreto no hita sy afaka jerena fa amin'ny taona ho avy mino fa ho presente amin'izay satria lehibe ny taiza...
ni81 :rdv amin'ny taona manaraka akia a...mba tsy ho tara sy hiandry sary eto tsika roa.
birorka ho an'ny rehetra... :-* (l)
5. Noue ( 17/11/2008 07:13)
misaotra tompoko ! mankasitraka eeeeeee ! :) :-* :-* :-*
6. ni81 ( 17/11/2008 07:14)
ni81 :rdv amin'ny taona manaraka akia a...mba tsy ho tara sy hiandry sary eto tsika roa.
birorka ho an'ny rehetra..
mahafinaritra mihitsy ka! enga anie ka ho samy velon'aina dia hihaona any isika e! :-* :-*
7. Noue ( 17/11/2008 07:25)
ni81:

enga anie ka ho samy velon'aina dia hihaona any isika e! :-* :-*

ô ry ni81 aaaa ! fa aiza zany ???

8. fahamarinana ( 17/11/2008 07:27)
:arrow: any am serasera 2009 ry noue raha mbola hisy ndray !!!tsika manko ry ni81 tara train lava zay dia tsa mahita izay hitan'ny olona..
Ary ny akama bonne-tsika tsy hitako fa karaha niafina eky (ssendra :-D (l) )
9. rasl95 ( 17/11/2008 07:32)
Nafinaritra zany ambiance tao zany an, tena tsy afaka t@ ora farany ny tenanay dia eto sisa mamisavisa ny niseho tany e!
AMin'ny manaraka indray ho hita eo.
10. ni81 ( 17/11/2008 07:41)
ô ry ni81 aaaa ! fa aiza zany ???
mbola @ taona 2009 raha toa ka ...
Ary ny akama bonne-tsika tsy hitako fa karaha niafina eky (ssendra
tazako ao ka! toa ohatran'ny nampiakatra tanana eo ambony latabatra io, mifanatrika @ (diams angamba) io mampiakatra vera io :lol: :lol:
11. sipagasy ( 17/11/2008 07:58)
ouups fa angaha tao nisy akama tsy bonne hhmmmm
12. Angie ( 17/11/2008 08:29)
hahahaha yyy misaotra @ lay sary ee

misy an'i .... sy ry i ....... :-* hehehe

sipagasy> misy akama bonne kou kah
tena ny mpitsena marina nisy ihany fa ny avion no tsy nandeha, @ manaraka no anjasana njay e
13. hery ( 17/11/2008 08:39)
Sary sasantsasany fotsiny ireo fa bobaka loatra ny sary nalalindranjandry tany.

Misy fakantsary nibontsin'ny sary mihitsy aza tao lol. (mba alefaso email le izy an)

Fa ny voyage no gravy kle... tonga soa daholo?

Nisy nanao aller-retour tao anaty 24h ve kou. Ny sasany nody irery tamin'ny 3 maraina tsy nila mpanatitra fa be fanantenana. Ny sasany tsy natory intsony mihitsy fa teny ambony avion no niala nenina. Ny sasany mody hoe handeha train tampoka zany kanefa mba niaraka ihany t@ aller. Ny sasany na te hody mafy hatory aza dia tsy afaka fa tsisy sambo. Ny sasany tonga dia nitsoraka teny ambony fandriana. Tonga tany aho nony maraina fa mbola zara raha taitra. Ny sasany tsy andry ny hahatongavana tany antrano dia hita tao amin'ny karajia sahady indray lol.

Ny fiavian'ny namana fantatro tao izao dia: Strasbourg, Londres, Belgique, Orléans, Lille, Grenoble, Italie, Paris (misy tsy haiko koa hoe avy aiza :-) )

Milay e.
14. sipagasy ( 17/11/2008 08:51)
Fa ankoatry ny sary izay mbola ho avy aloha dia mbola mamerina ny FISAORANA hatrany ny namana rehetra izay tonga tao e! sitraka ho enti-matory ireny ka tsy maintsy ho valiana hatrany, na eto à forum na ho any à karajia, izay mbola afaka ampiasaintsika rehetra maimaim-poana, ny FITIA TSY MBA HETRA nataontsika dia nahazahoana vola kely ho enti-miatrika ny fandaniana rehetra ho an'ny lohamilina. Nefa dia mbola manentana ihany izay mahalala tanana ny tompon'andraikitra mba 'hemetraka kely' ao à paypal ao na any @ tokony handefasana izany. http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/lang,mg/ dia mbola manantitra ny fisaorana izay efa nataon'ny namana 'ds' nandritry ny fety ihany koa.
15. fahamarinana ( 17/11/2008 08:54)
sipagasy:

ouups fa angaha tao nisy akama tsy bonne hhmmmm

:arrow: bonne daholo ry nao fa i ssendra manko zatra mpihanihany amiko sy ni81 dia izay no nanononako azy manokana...f"aza malahelo fa akama bons jiaby jiaby ny ato amin'ny sera e.. :-* (l)
16. infinity ( 17/11/2008 08:56)
MISAOTRA TOMPOKO Ô!

Misaotra tamin'ny famaliana ny antso.

Mankasitraka mankatelina, ho ela velona ny NAMANA.SERASERA.ORG
Misaotra antsika NAMANA rehetra izay tonga ary koa ireo tsy afaka nohon'ny antony maro samihafa indrindra fa ireo izay avy lavitra.
Misaotra ny tompon'andraikitra rehetra.
Misaotra ny Restaurant MON TANA sy ireo mpanakantony.

Misaotra...misaotra...misaotra indrindra!

Ny manetsabe mbola ho avy ho an'ireo izay tsy afaka!

mandra-paha aloha dia...TSIKY DIA AMPY ;-)
17. ni81 ( 17/11/2008 09:01)
ouups fa angaha tao nisy akama tsy bonne hhmmmm
samy akama daholo ary tsy mbola nisy pb mihitsy hatramin'izao na t@ iza na iza e! :-* :-* :) d ampy
18. Ralay ( 17/11/2008 09:03)
Tena milay foana ny hetsika fa izahay dia anisan'ny tara avion nohon'ny grevy ka hialana tsiny @ireo mpitsena vahiny tsy tonga :-P
Misaotra ireo mpakasary sy mpanao tatitra rehetra
:lol:
19. sakaizakely ( 17/11/2008 09:05)
Misaotra @ sary shefo ô

ary tena dadany mitr nareo zany raha hi souingy an ! draiss ;-)

Tena nataon'i Serasera mitorajofo ny piste de dansy n'i Mon Tana

Milay e ! Enay kou mba tany aneritreritra :-P :-P :-P

:P :P :P :P :P :P
20. sipagasy ( 17/11/2008 09:20)
topy maso kely fotsiny ho an'ny anaran-tanàna na firenena tonga tao e!(miala tsiny ho an'ny tsy voatonona fa afaka ampiana hatrany ny lisitra annnnn!!!!)
Londre, Strasbourg, Montpellier, Toulouse, Bordeaux, Ile de France mazava ho azy, Luxembourg, Belgique, Lille....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2791