Paris: Miala any ny sary

61. ravatorano ( 19/11/2008 10:33)
haritianah < aiza zany sary zany fa za eto mandinika fa toa tsy mahita izy :-D :-D :-D ! ary mora angalarina ny kofa any aminareo any izany an
aona zany zalah :-D :-D :-D
62. heidi ( 19/11/2008 10:54)
60. Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 19-11-2008 11:33:49
Lohateny : Re : Paris: Miala any ny sary
haritianah < aiza zany sary zany fa za eto mandinika fa toa tsy mahita izy ! ary mora angalarina ny kofa any aminareo any izany an
aona zany zalah
:-D :-D :-D :-D :-D
63. ni81 ( 19/11/2008 11:10)
Fehiny toetsaina ts dia mendrika reolona ny mifanalabaraka eto indrindra fa resaka sarinao zao mivoaka eo dia ianao kou no mi commenté azy.
marina aloha fa tsy tsara ny mifanala baraka e! fa zà tsy dia tena mahazo ny tian'ilay kenza ho lazaina loatra, ka dia nataoko fotsiny hoe: alefa mialoha ny anonsa di (l) e! dia mba fantatr'ilay tokony hiantefany ... sa ahoana?
64. heidi ( 19/11/2008 11:14)
ka na ilay miscène ampovoan'ny salle voalaza aza tsy hitako eto amin'ny sary :roll: :-D
65. haritianah ( 19/11/2008 11:56)
Ravatomanga à zà alou ts tany fa namaky lé hafatr'i Kenza aho dia lasa ny saiko owé toa lasa ivadika entina hiadiana indray lé sary avoaka eto zany fa nefa samy faly sy liana ery nahita ny sary owé nahafinaritra ny nahiuta azy.
Vakio tsara ny lazain'i Kenza"" fangaha ts marary fo i ....? maita lé sary miscene bé eo ampovoany ary mbola ho avy ny sary farany."" Dé zay no nahatonga anah ilaza owé raha lasa zvtr asa aleo ts aseo ny sary sasany zany.
Zavatra mba tsara no tsara aseo fa ts zvtr adalana.
Io na lhl avy aiza na lhl avy aiza refa mora azo de mora azo ka.Tsis fiavina io.Ny mpananaraotra anie betsaka fa mba atao mihaja kosa angamba amiko é! ts atao ifanalana baraka eto @ sary sy serasera.Nefa mou zay angamba no tena tiany ka.
66. xxx ( 19/11/2008 11:57)
mampihomehy be le resak'i kenza
67. haritianah ( 19/11/2008 12:06)
xxx à ts mapmé anah indray lé resak'i kenza fa mahagaga anah fotsiny owé lé toetsaina.
Nandraisako azy fotsiny dé otran'ireny lé mitady ady antsena reny anie reolona lé mifapiowaowaowa eto é.Ifanalabaraka tena fotsiny dé asa alou zé iantefany raha torak'izay kou dé i owaowaowa kou de inona no tombotsoa azo.
Taratry ny toetsaimbehivavy ts mandroso anie zany é.Dé fantatry ny olona enao de enao ihany no mizaka izany anefa.
Ny eto kou mants mahatonga anaha mba nandray anjara namaly dia afaka mba mifananatra sy mba mifampitondra @ tsara no mifampitaiza @ tsara kou isiska samy mpikambana eto fa ts hi serasera fé miserasera fotsiny.
68. ni81 ( 19/11/2008 12:06)
kenza> mbola afaka mi-draguer an'i Mr. Chanteur enao kah. Izahay tao nadio saina daholo. Mpinamana daholo ireo na mifampisakambina aza
Izay no tsy mamparary fo an'i ...

Raha tsy izany dia voa mafy koa aho lol

:-D :-D ka raha oul mora marary fo ange tsy tsara mandeha @ fety toy ireny mihitsy e! rehefa mandihy slow fotsiny aza dia efa tolona be tahaka ny inona koa :lol:
69. urel ( 19/11/2008 12:49)
o ry reto ah!,
nanatrika ny takariva aho ary tena finaritra tokoa.
Tsy nieritreritra zavatra hafa aho fa tena nifaly tokoa, lehilahy ny tenako!
Fa mahita ilay fifamaliana eto aho dia somary sorena satria noheveriko hoe samy lehibe ary nahita fianarana daholo ny tao ka rehefa mahita ny firefarefan'ny fifamaliana aho dia somary diso fijery ihany.
napetraka ho fifanankalozana ny ato fa tsy kosa tsy ho fifanankianana koa miangavy antsika aoka hanao fifanakalozana matotra.
70. booboo ( 19/11/2008 13:05)
hita kouh ! fifanakolazana genre hoe iza t@ ireo gâteaux ireo no tsara ( glady beee aby ny part n'ny tsirairay klé ! hu ! voa mihitsy ny kiboko tsy nandeha ), aia ny sary motika hafa sns :-D :-D :-D :°)
71. katiaa ( 19/11/2008 13:08)
booboo:

hita kouh ! fifanakolazana genre hoe iza t@ ireo gâteaux ireo no tsara ( glady beee aby ny part n'ny tsirairay klé ! hu ! voa mihitsy ny kiboko tsy nandeha ), aia ny sary motika hafa sns :-D :-D :-D :°)


hihihi mampme eeeeeeeeeeeeee
72. diamondra27 ( 19/11/2008 14:39)
katiaa: hay de efa nandalo sahady tato ndray an , miandry le sary akia za a

booboo:ny antsika wa kaly ihany fa zany sary zany tsy hihinana-kanina moa oooooooo :-D :-D :-D

hery: madio saina daholo an :wink:
fa iza aloha le kenza e mba asio prezantasio kely ry hery a
haritianah koa tena tsy mahatantanty an, tsy aleo ni-rock kely

fa iza aloha zany chanteur zany e, ary le mpaka sary nga tsy mba misy mpitady sa efa manatompo moa
73. hery ( 19/11/2008 15:11)
urel> merci an. Aiza akory ze hoe hanoratra ho anah eo lol

tsara tohizana iny revy iny kle lol (Maty aho Baileys-ko)

De zah kou mba hanao chanteur :-)
74. sipagasy ( 19/11/2008 15:31)
mmhhh tsy azoko maninona i diam's27 no manao hoe 'madio saina:( daholo?????? fa angaha nisy naloto saina tao

ilay resak'i kenza koa tena mampiomehy beh annnn, aza mora miakatra hoa fa manja ny fiainana hihihihi
75. katiaa ( 19/11/2008 15:44)
le baileys klou tokony averina mintsy ee lolll

diams> ka efa reo ne n sary nga tsitanjy?
76. heidi ( 19/11/2008 16:14)
rehefa mandihy slow fotsiny aza dia efa tolona be tahaka ny inona koa
tolona tokoa moa izany an! :-D :-D :-D
77. heidi ( 19/11/2008 16:16)
ni81: tolona slow manadala be miaraka amin'ny hiran'AMBONDRONA hummmm! ary misaotra anlay chanteur nihira azy iny aloha e! :-D
78. heidi ( 19/11/2008 16:19)
sipagasy: misaotra aloha tamin'ny ilay nanenjika nanome gatô anay fa tena natsiro tokoa ary namago avy hatrany tao anaty fiara :wink: :miam: :-*
79. heidi ( 19/11/2008 17:20)
hery:



De zah kou mba hanao chanteur :-)



:-D :-D :-D kou raha tsy hoe tsy efa hitako nanao chanteur tam eritaona ko!
80. ni81 ( 19/11/2008 17:29)
ni81: tolona slow manadala be miaraka amin'ny hiran'AMBONDRONA hummmm! ary misaotra anlay chanteur nihira azy iny aloha e!
azoko sary an-tsaina tokoa moa zany :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956