Paris: Miala any ny sary

81. heidi ( 19/11/2008 17:47)
:^) :-D
82. mangidy ( 19/11/2008 18:30)
urel:

o ry reto ah!,
nanatrika ny takariva aho ary tena finaritra tokoa.
Tsy nieritreritra zavatra hafa aho fa tena nifaly tokoa, lehilahy ny tenako!
Fa mahita ilay fifamaliana eto aho dia somary sorena satria noheveriko hoe samy lehibe ary nahita fianarana daholo ny tao ka rehefa mahita ny firefarefan'ny fifamaliana aho dia somary diso fijery ihany.
napetraka ho fifanankalozana ny ato fa tsy kosa tsy ho fifanankianana koa miangavy antsika aoka hanao fifanakalozana matotra.


hummm de ahoana zany le @ 1mai hi hii izara 2 zany
nilay e! nalaina hisaraka fa tsy maintsy e!
tanana havanana lol
83. rakaroka ( 19/11/2008 18:34)
hery:


De zah kou mba hanao chanteur :-)


Tena iny mihitsy ilay talentanareo koh, fa diso "adresse" ftsn nanao web mas.

:-D :-D :-D
Dia nony noresahako izany Ikalamako, dia houz'izy hoe "aza ataondry izany i Sefo fa fiainany mihitsy io koa!
- Dia hoy aho wé soa koa fa diso "adresse" au profit des nous les mpisera
:-D :-D :-D =)) =)) =))
84. kenza ( 19/11/2008 18:34)
Tena zaho zany ny tena la sibatrin'ny fokonolona eto an!!!! Mafy ihany rehefa tia mangina olona iray dia tsy fantan'ny fisianao no tsy mba nitopo maso anao kely akory izy.Ka raha henoiky ny filazanareo rehetra dia zaho no ratsy loha fa mpinamana daholo nareo noho izany mety mba hitsiki'ny vintana ihany aho zany ny azoko atao dia ny mandeha any isakin'ny zoma sy sabotsy alina ao @ lay nanaovana fety,farany ve tsy mba ho remarquer ny ihany aho.Ny tena milay aloha dia mba hataoko zay ahazoana ny phoneny e!!!! Sa ahoana hoy nareo !!!! Ary farany zay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato ahy :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :}
85. haritianah ( 19/11/2008 18:41)
urel à tsisy resaka ady mihintsy alou teo é, fananarana angamba no nisy owé ts tokony hanimba ny image ny serasera kosa isika @ hi fapi commenté zé sary alefa eo indrindra fa zvtr ohatran izany.
Diamondra 27; tsy tezitra zany ao fa ohatran'ny urel ihany, nanaraka lé sary teto sy ny vaovao ao dé faly na dia ts afaka nanatrika ny lanonana aza, faly fa vita soamatsara lé fety kanjo naita lé hafatry Kenza dé sahalany manaratsy hendrika be ny fety natao raha ho faranana zvtr ohatran'ireny.
Dé raha ity ka hamaly kou ny ankilany dé lasa tatara bé eto indray.
Nisy tatara efa saika ts vita mantsy vao ts ela teto @ serasera ka sao hihitatra zay no nandefasako ny hafatro owé ts tsara ny manao zvtr toa ireny afera any dé vitao any fa lasa mandoto ny seraserantsika eto nefa raha ny serasera anefa efa mba isany sity mahazo fiderana fa ts dia misy lé teny mamoafady bé reny.
Ts tezitra mihintsy ao ka, ary tsis idirako @ zé zvtr nisy tany ka.
86. kenza ( 19/11/2008 19:20)
J'arrête la provocation parce que ça ne plait pas à tout le monde apparament, je me suis juste défoulée un peu.Faut pas prendre tout ça au serieux.Je ne fait plus de commentaire je me contenterai de regarder.Adieu tout le monde!!!!!!!! :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P :P
87. sipagasy ( 19/11/2008 19:26)
tsss zah efa saika nivarotra pop korna..... tsy nandeha injay ny bizina izany hhmmmmm
88. fijo ( 19/11/2008 21:10)
kenza an,alefaso mialoha kosa ny hafatra fa tsy olana anie izany e,ho itanao ,fa hilalao be ianao ny farany
89. rakaroka ( 19/11/2008 22:01)
Kenza moa namakô!ô!ô! :-* :-* :-*
Tsy misy bedy 'zany akia ny mamboraka ny ao am- (l) (l) (l) !
Ka iza 'ndray aza moa ny ny mbô ivolanana izany raha tsy 'sika 'zao koh!
Tsy "dramatisé-ko" kosa 'zany fa raisina vao2 manaingo ity "fety" indray aza.
Mbô marina e :-D :-D :-D
90. tslem ( 20/11/2008 08:14)
haritianah >>> aza atao mahatezitra akia izany fa samy manana ny fijeriny ny tsirairay a!ny an'i kenza izany mety izay no fijeriny oe misenina izany olona hitany am sary zany, ny anao hafa, ny an'ny olona sasany koa hafa ny fijeriny.Rehefa tsy miantefa any aminao ny hafatra tiany ho ampitaina dia aza atao mankarary fo fa ataovy tsiky fotsiny dia ampy :)
91. katiaa ( 20/11/2008 08:29)
kenza:

Tena zaho zany ny tena la sibatrin'ny fokonolona eto an!!!! Mafy ihany rehefa tia mangina olona iray dia tsy fantan'ny fisianao no tsy mba nitopo maso anao kely akory izy.Ka raha henoiky ny filazanareo rehetra dia zaho no ratsy loha fa mpinamana daholo nareo noho izany mety mba hitsiki'ny vintana ihany aho zany ny azoko atao dia ny mandeha any isakin'ny zoma sy sabotsy alina ao @ lay nanaovana fety,farany ve tsy mba ho remarquer ny ihany aho.Ny tena milay aloha dia mba hataoko zay ahazoana ny phoneny e!!!! Sa ahoana hoy nareo !!!! Ary farany zay tsy nanota taminareo no aoka hitora bato ahy :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :} :}



Kenza> Fa maninn mety mijaly otran n zany ee?? Maninn rah tonga d tenenn izy we mafinaritra ahy enao na tsy haiko tara aminao za. D hita eo n tohiny, raikitra mou arahaba sou arahaba tsara, tsy raikitra d tonga d fantatrao we mila manambotra n saiko za fa tsy ho azoko izy zany. Tsy aleonao zany? Mafy b ne le mitia mangina ee? Raha misy azo hanampina d mba lazao ihany fa zay ne n maha pinamana e - mifanampy.

Fa na izany aza mitsikia ihany

92. hery ( 20/11/2008 08:32)
rakaroka> sao dia chanteur mpanao chantage zany :-)

Fa nareo tokoa taiza e?? tsss... ny oul mba nanantena hoe any indray mihaona... hihira Alina ny andro lol
93. diamondra27 ( 20/11/2008 13:05)
sipagasy:

mmhhh tsy azoko maninona i diam's27 no manao hoe 'madio saina:( daholo?????? fa angaha nisy naloto saina tao

ilay resak'i kenza koa tena mampiomehy beh annnn, aza mora miakatra hoa fa manja ny fiainana hihihihi

-----------------------------

mamerina resaka fotsiny akia za fa tsy we misy inona akory a
nga mila atao azo na tsy azo zany e

:wink:
94. heidi ( 20/11/2008 13:11)
tslem:

haritianah >>> aza atao mahatezitra akia izany fa samy manana ny fijeriny ny tsirairay a!ny an'i kenza izany mety izay no fijeriny oe misenina izany olona hitany am sary zany, ny anao hafa, ny an'ny olona sasany koa hafa ny fijeriny.Rehefa tsy miantefa any aminao ny hafatra tiany ho ampitaina dia aza atao mankarary fo fa ataovy tsiky fotsiny dia ampy :)

tena marina izany aky ry tslem otran'ny hoe ianao indray no misolo vaika ny ankalana....


95. diamondra27 ( 20/11/2008 13:13)
katia: hummm marina tokoa zany o
96. ikalamako ( 20/11/2008 15:29)
rakaroka> sao dia chanteur mpanao chantage zany

Fa nareo tokoa taiza e?? tsss... ny oul mba nanantena hoe any indray mihaona... hihira Alina ny andro lol


tsy hoe "Alina ny andro" fa hoe "volana mibaliaka...ny namana sariaka" :-D :-D :-D

Rakaroka a, dia njy atao webmas raha lasa santer i sefo, mifamadika talenta, lol
97. mangidy ( 21/11/2008 15:40)
hery:

kenza> mbola afaka mi-draguer an'i Mr. Chanteur enao kah. Izahay tao nadio saina daholo. Mpinamana daholo ireo na mifampisakambina aza :-)

Izay no tsy mamparary fo an'i ...

Raha tsy izany dia voa mafy koa aho lol

,fety nilay tsara iny de tsy maintsy mis foana ny mahita lazaina;;;; tssssss maty aho ry ilay Chanteur ko euh nisy 3 anie ny chanteur teo e? lol mitombo njay zany admiratrice hummmm
hery kosa tsy mba nandary micro mihintsy a! sa natahotra ny ho draguena ko lol
au faite inn aloha tena dikan'io hoe hi drague io e?
rahoviana njay ny manaraka e?
ary aleo koa mba avokako dhl sary aty amiko ..... sa sao de misy mamoy fo eo lol


98. hery ( 21/11/2008 16:41)
avoahy, avoahy :-) (avoahy Sombila)
99. lanto ( 21/11/2008 16:44)
Zah kou mba mila adiresin'le chanteur .... le iray iry aorina iry e! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) mbola hibverina any zah hidragy azy io hé hé :lol:
100. heidi ( 21/11/2008 16:47)
ny ahy izao ry lanto ilay mba nivazo ny hiran'ambondrona iny no tena ilaiko mafy ny adress-ny hihihih

mandoto rano be kou anie ilay hasarotapiaro e! aleo alefa blog any am mangidy any ny sary sao misy mamoy fo eto ndray....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5276