Paris: Miala any ny sary

21. ravatorano ( 17/11/2008 09:51)
sary manaraka ô !

tena mlay marina e

hery < hay v any misy mamizana sy vizanina koa e ! :-D :-D :-D
22. sipagasy ( 17/11/2008 10:21)
sipagasy:

topy maso kely fotsiny ho an'ny anaran-tanàna na firenena tonga tao e!(miala tsiny ho an'ny tsy voatonona fa afaka ampiana hatrany ny lisitra annnnn!!!!)
Londre, Strasbourg, Montpellier, Toulouse, Bordeaux, Ile de France mazava ho azy, Luxembourg, Belgique, Lille....



looozaaaa hihihih adino ny deba hihih nisy namana avy Italie koa kay moa tao hhihih
23. sipagasy ( 17/11/2008 10:46)
ilay lamba manga sy orange nisalorako moa izany dia manambara ny lokon'ny serasera e!, sahala @ izany koa ireo 'noeud de l'amitié miaraka @ vonon-draozy manga na orange', izay iezahantsika anaovana rehefa misy lanonana na fety tahaka izao.
24. katiaa ( 17/11/2008 10:52)
Nahafinaritra tokou n lanonana ka ny masoandro handeh hiposaka no nampalahelo.

Ny teniko fotsn d we misimisia ny toy ireny fa kayyyyy saika naty vo tonga taty antrano le.

mimoza> ary njy nanjavona tampoka an hummmm

Dia mazotoa mijery saries doly tsika menakavy oo.

p.s. efa lasa any doly le sary reetra oo.

:twisted:
25. sipagasy ( 17/11/2008 11:18)
katiaa, misaotra anjiko avy alavitra behhh tonga koa akia annn, hhmmm efa lasa any hono ny sary rehetra annn, dia mianjy ilay picassa na skyrock na tsy haiko hisokatra izany sisa annn

miandry am-paharetana.
26. katiaa ( 17/11/2008 11:41)
sipagasy> misaotra antsika akia tsika fa ny fandraisana anjaran' ny tsirairay no nahalavorary an' le izy.

Katiaa mianjy n fety manaraka saady :roll:
27. sakaizakely ( 17/11/2008 11:45)
sipagasy> hay ve misy loko serasera zany kou e ? mba tsy fantako njay zany

manja be kosa an :P :P :P
28. Riffeur ( 17/11/2008 12:56)
bvo le fety. tsara:-)
29. ikalamako ( 17/11/2008 13:23)
misaotra antsika tsy nandeha nahandry tantana ny sary sy nilendalenda ampitoerana e - milay kah.


hoy angie

misy an'i .... sy ry i ....... hehehe

==> njy ann - tsy mahazo mitagy ange e :-P

hoy i hery
Sary notsimponina fotsiny ireto

==> avy indray le manasivana :-(
30. Veloo ( 17/11/2008 13:49)
Misaotra @ ny sary e. nareo zany sambatra be..

fa KELY loatra ny sary kle mba atovy gozabe moa e hihihih
31. mangidy ( 17/11/2008 14:25)
katiaa:

Nahafinaritra tokou n lanonana ka ny masoandro handeh hiposaka no nampalahelo.

Ny teniko fotsn d we misimisia ny toy ireny fa kayyyyy saika naty vo tonga taty antrano le.

mimoza> ary njy nanjavona tampoka an hummmm

Dia mazotoa mijery saries doly tsika menakavy oo.

p.s. efa lasa any doly le sary reetra oo.

:twisted:


hi hii za akia teo ihany a! za aza naka ilay sac tao anaty dabanjy ko lol ny godasy akia tavela tao dhl lol nilay be e! za atramizao mbola dodo be foana

kiss mamy be njy
32. Noue ( 17/11/2008 14:36)
sipagasy:

ilay lamba manga sy orange nisalorako moa izany dia manambara ny lokon'ny serasera e!, sahala @ izany koa ireo 'noeud de l'amitié miaraka @ vonon-draozy manga na orange', izay iezahantsika anaovana rehefa misy lanonana na fety tahaka izao.
manja kosa zany aaaa ! tsara ho fantatra ! misaotra eeeee !


33. Samoana ( 17/11/2008 14:58)
sipagasy:

ilay lamba manga sy orange nisalorako moa izany dia manambara ny lokon'ny serasera e!


Ilay akanjo nanaovan'i shefo koa dia fampahatsiahivana antsika hoe mba kilikeo ilay dokambarotra maintimaintin'i James Bond ambony iry ô! :D
34. katiaa ( 17/11/2008 15:00)
mangidy:

hi hii za akia teo ihany a! za aza naka ilay sac tao anaty dabanjy ko lol ny godasy akia tavela tao dhl lol nilay be e! za atramizao mbola dodo be foana

kiss mamy be njy


Ehhh marina zany kay ee loll; efa dozin n dance d hadino re ee.
O ry sipa aa, lasako aty ne le bail.... ee?? hahaha sa arehitra @ manaraka njay?
Ny vera @ zay niparitaka eran n tomobill hahaha nanntanin n douanier we fa nanao inn taouu? lloll
35. McFy ( 17/11/2008 15:09)
Mankafia lavitra fotsiny fa tsy mba afaka tany. Inty misy rohy sendra hitako.
http://emmarama.free.fr/serasera
Misaotra nanome ny sary e!
36. Noue ( 17/11/2008 15:20)
misaotra nizara eeee ! fa toa 2007 io aaa ??? dia misy 2008 ko ve ôooo ?
37. hery ( 17/11/2008 15:34)
katiaa> Raha tsy croix bleu zah tsy hitanao tao intsony iny lol

Sary tohiny http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49218d1f8c0de

:-)
38. katiaa ( 17/11/2008 15:37)
hery:

katiaa> Raha tsy croix bleu zah tsy hitanao tao intsony iny lol

Sary tohiny http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49218d1f8c0de

:-)


zany v !! humm ok tsy kwa zany fandraso ary fa hitadiavana an le misy soratra we "tsy ho an' ny croix bleu" enao @ manaraka ee

:lol: :lol:
39. fanantenana2003 ( 17/11/2008 15:52)
de aminy 2009 dray zany koa!
de mety mbola manja ber noho iny dray koa ary hisy namana be dia be ho tonga, de faly nahita ireo namana tsy fantatra tao koa eh!
manja k'ah za tena afa-po tanteraka eh
40. hery ( 17/11/2008 15:59)
fanantenana2003> tonga soa :-) Tsy nisy naninona teny andalana? SA nisy nanatitra ihany? :-p

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5036