Paris: Miala any ny sary

101. hery ( 21/11/2008 16:49)
ny adiresiko azoko omena an :-)
102. lanto ( 21/11/2008 16:50)
heidi iny nge zany e ary tsika mitaovy gout an :wink:
103. ni81 ( 21/11/2008 17:10)
ny ahy izao ry lanto ilay mba nivazo ny hiran'ambondrona iny no tena ilaiko mafy ny adress-ny hihihih
mandoto rano be kou anie ilay hasarotapiaro e! aleo alefa blog any am mangidy any ny sary sao misy mamoy fo eto ndray....

heidi iny nge zany e ary tsika mitaovy gout an
hymm tandremonareo sao dia misy mifandringo-bolo eo koa aza a =))
104. heidi ( 21/11/2008 17:47)
lanto:

heidi iny nge zany e ary tsika mitaovy gout an :wink:


aie aie aie lanto an! neveriko fa zà rery no tara amin'iny

:-D kola aho izany
105. heidi ( 21/11/2008 17:49)
hymm tandremonareo sao dia misy mifandringo-bolo eo koa aza a
:wink: volo efa mitsina be ity ve ky hifandorongombolo tsy loza :-D

hery aza tsy nihira tao tamin'iny fa tam heritaoana kosa alou dia tena resy lahatra tanteraka zay mpijery e! hihihihih
106. fijo ( 21/11/2008 21:02)
ianareo mahay mihira ireo wa tsara sansy mihintsy be mpitady eeeee
107. Papoose ( 21/11/2008 22:01)
nga le fijo tsy mahay mihira? dia mody hoe!!!
108. Angie ( 22/11/2008 22:01)
tara lava , tara foana, tara foana e
Sao mba lay mpihira tadiaviko koa zany? za mitady lay nihira lay Malahelo fa tena nilay hono
:-D
fa za manana ny adiresin lay mpihira iray sao misy mila ? :-D :-D
adresse ny mangidy io an lol fa tsy lay 1 io

fijo> ny tsy mahay mihira sy ny tsy tany zao mitovy ihany e lol
:-D
109. rakaroka ( 22/11/2008 23:21)
[quote=ikalamako]
rakaroka> sao dia chanteur mpanao chantage zany

"chanteur sy chantage ahoana 'ndray aza 'zany :?: :roll: 8O 8O 8O

Fa nareo tokoa taiza e?? tsss... ny oul mba nanantena hoe any indray mihaona...

Ka 'nareo kosa rangahy tsy mi-prevenir 'nefa hono 6 eme anniversaire misy gâteau
'za aloha tsy manaiky raha tsy "doublé" ny anjara gâteau-ko @ 7àme anniversaire e :-D :-D :-D
Dia tandremo indray sao tsy lazalazaina tahaka ny t@ ity fandrao ve hoe
"manabe ny dividende . 'Ntssss :-P :-D :-D :-D

hihira Alina ny andro lol
Taiza aho t@ io?...

[URL=http://img75.imageshack.us/my.php?image=crw4857zo1.jpg][IMG]http://img75.imageshack.us/img75/4127/crw4857zo1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img75/crw4857zo1.jpg/1/][IMG]http://img75.imageshack.us/img75/crw4857zo1.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
[URL=http://img221.imageshack.us/my.php?image=crw4896fq5.jpg][IMG]http://img221.imageshack.us/img221/5692/crw4896fq5.th.jpg[/IMG][/URL][URL=http://g.imageshack.us/thpix.php][IMG]http://img221.imageshack.us/images/thpix.gif[/IMG][/URL]
tsy hoe "Alina ny andro" fa hoe "volana mibaliaka...ny namana sariaka"

Sariaka foana mahatsiaro anjy koa. Naniry ilay planty nentiko avy any an. Io ambony biraoko io.Kiss 'njy dia mampamangy azy mianaka ao.

Rakaroka a, dia njy atao webmas raha lasa santer i sefo, mifamadika talenta,

'ntsss Tena mi-chapeau an'le webmaster akia 'za . Tsy vitako lé izy asa be 'ndrefa lé "fitia tsy mbô hetra". Zara aza moa mbo misy misaina izany.

satria 'ngamba hoe :lol: dia tsy ampy , fa rehefa mandray karama heverina fa aiza kosa dé taipaosy ....

110. thiel ( 25/11/2008 08:19)
ravatorano:

haritianah < aiza zany sary zany fa za eto mandinika fa toa tsy mahita izy :-D :-D :-D ! ary mora angalarina ny kofa any aminareo any izany an
aona zany zalah :-D :-D :-D





Io ilay la chasse aty amintsika ê :-D :-D :-D Tena misy tsy mahazaka ilay kôzy!
111. mangidy ( 25/11/2008 14:04)
Angie:
:-D
fa za manana ny adiresin lay mpihira iray sao misy mila ? :-D :-D
adresse ny mangidy io an lol fa tsy lay 1 io?
:-D

ka i mangidy angaha moa chanteur lol


112. fijo ( 25/11/2008 21:58)
ka iza kosa no mahita sao misy mitady ihany ko,la sasy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1193