Paris: Miala any ny sary

41. fanantenana2003 ( 17/11/2008 16:03)
misaotra ry hery, tena taminy 4 ora maraina aho no tonga tato an-trano fa tena reraka be mihitsy fa tsy quoi eh! ts'isy n'inona teny an-dalana fa iza moa no niaraka ahy tena fa de izaho sy ny lalana no tafa-dalana teny an-dalana koa!
afa-po tanteraka fa de mismisy ny toho ireny eh! fa de aminy 2009 dray zany de samy ela-velona daholo koa
42. ds ( 17/11/2008 16:45)
Voalohany indrindra aloha, dia manantitra ny fisaorana ho an'ny mpandray anjara rehetra. Misaotra manokana ireo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka, ka nahatomombana iny fety iny. Tsy hay koa ny tsy hisaotra an'i Hery, angady nananana sy vy nahitana ny serasera.org, izay tsy mitsahatra mikely aina mikolo ity fitaova-mamintsika ity. Misaotra ny jôba telo vavy (sady taviny no volony) naharesy lahatra ahy anao saofera mandroso/miverina tao anatin'ny iray andro. Marina fa kely ny aina kanefa ny revy manja foana miaraka amin'ny Namana... :-) Farany kanefa tsy kely indrindra, dia mankatelina ireo izay mbola nandany vola aman-karena ho fanohanana ny serasera.org. Honera be ny lany Tompoko. 100 € eo ho eo no voaangona nandritra ny fihaonana. 120 € ny fitambarany miaraka amin'izay natolotra ahy taty amin'ny sisiny. Marihiko fa tsy ho an'i Hery na ny mpiandraikitra hafa io vola io fa andoavana ny hofan'ny lohamilina (serveur) mampiantrano ny vohikala' rehetra vokarin'ny serasera.org.
Miala tsiny fa tena tsy manam-potoana hifantenana sy hamoahana ny sary eto ka tounde nataoko clic clic :-) dia : http://doc.strange.free.fr/namana6th
43. ikaretsaka ( 17/11/2008 17:11)
tena annovokovoka kosa ny misatroka an
44. vale ( 17/11/2008 18:31)
tsss, izahaytara ambiance!!! nisy tsyfahafahana tampoka tamin'ny ora farany! :( , misaotra betsaka an'i Hery amin'ny sary ôoo!! mankasitraka, nahafinaritra ery tany na dia jerena amin'ny sary fotsiny ihany aza!!mmhhhh, sotra ôoooo.. :-*
45. ikalamako ( 17/11/2008 21:27)
Marihiko fa tsy ho an'i Hery na ny mpiandraikitra hafa io vola io fa andoavana ny hofan'ny lohamilina (serveur) mampiantrano ny vohikala' rehetra vokarin'ny serasera.org.


clap clap clap fa dia velona indray aloha ny fata-maty e :-P - hihihi
Misaotra anareo rehetra re !

Misaotra : manomboka any @ vovonana iadian'ny lohany ka nahitana ny seraseratebokaorg ka hatramin'ny valalabemandry nanafana foana ny fety rehetra na taiza na taiza :-D :-D :-D :-D fa ireo mitambatra no manome ny namana serasera.

Any Strasbourg @ 1er mai moa izany no tanjona manaraka sa mety mbola misy mialoha izay ? :-P
46. rakaroka ( 17/11/2008 21:28)
Manja Bbbeuuu izy izany ! Sady mahafinaritra ahy ilay hoe efa tsy ny lafivalo
intsony no miezaka mihaona fa efa ny dilam-bato isan-karazany no manana "FINIAVANA" hifanantona : : Waoooooh =D> =D> =D> :-* :-* :-*Dia misaotra ireo mpikarakara rehetra. Sy ireo tonga. Izahay moa dia manotrona an'eritreritra e. Ia misaotra am fanentanana ny "Fitia tsy mba hetra tokoa" fa matetika toa heverina ho mandeha ho azy ny fiara na tsy misy lasantsy aza : "hiezaka!"
Tena tsy afaka moa 'za t@ ity fa dia misaotra @ tatitra sy ny sary e.
Misy sonia "Italy" 'zany koa kay roll: :-D :-D :-D
47. ikalamako ( 17/11/2008 21:41)
rakaroka kiss njy - hay njy koa abisanty ? :-P
Mitsiriritra sisa...
48. kotobekibo ( 17/11/2008 21:43)
Tena mampilendalenda mihitsy ny mahita ny ambiansa-nareo tao izany an!
Milay ny tatitra e! otran'ny hoe mba tany mihitsy izahay . Misaotra ô! ;-)
49. ikalamako ( 17/11/2008 21:43)
fa i mangidy impiry manao sonia e ? tsssss :roll: :roll: :roll:
50. kotobekibo ( 17/11/2008 21:49)
ikalamako:

fa i mangidy impiry manao sonia e ? tsssss :roll: :roll: :roll:


i mangidy izany mba tsy midongy sehatra fa stylo indray e! :-D :-D
51. thiel ( 18/11/2008 06:33)
Mahafinaritra ny mahita anareo any andafin'ny riaka any ê.Dia mankasitraka fa milay be sady nisy sarina bandy efa ela tsy hitako tao.Taty Dago efa taona maro2 no nifankahitanay farany. Dia tohizo hatrany ny fiarahana fa izay no tena ilaina.Ny anay aty koa tsy ho latsa-danja @ ireny ê. Misaotra ê! Rehefa mba tonga any koa ny bandy dia manantena ny mba hahita ny iray @ ireo anaty sary ireo.Ok!!!
52. booboo ( 18/11/2008 07:40)
misaotra nizara sary ô ! nahatsiaro mihitsy zà t@ sabotsy hoe any izay zareo mifety ê ! hita hoe finaritra aby @ sary :D
53. tslem ( 18/11/2008 11:14)
Nahafinaritra tokoa izy izany, misaotra nizara e! afapo tanteraka ny maso :)
54. mangidy ( 18/11/2008 17:25)
ikalamako:

fa i mangidy impiry manao sonia e ? tsssss :roll: :roll: :roll:


eny wa akia nefa za aza tsy tao ntsss iza ko aza io mangala tsonia io
aleo arahiko akaiky
kiss njy!
55. diamondra27 ( 19/11/2008 06:54)
booboo : misaotra nahatsiaro e fa za koa nahatsiaro andry tam le kaly , tsy nisy anana mitsy akia tao fa kabaro ihany a
56. kenza ( 19/11/2008 08:29)
f'angaha tsy mba narary fo ve? i ..... mahita an'ireo misena be eo ampovoan'ny salle @ ilay sary efa tena nosaviany mihitsy ange ary ny sisa rehetra mbola tsy hita rehetra t@ sary.Zaho aloha mba tena saropiaro kely ihany fa tena mba saika hidraguer an'ilay hery ka hay efa lasan'ny olona .Tsy fantatra intsony hoe an'iza marina izy (l) (l) (l) (l) :oops: :oops: Toa ohatran'ny tena ho diso fanantenana aho izany. =(( =(( =(( =(( =(( =(( =((


:-p

Nahitsin'i hery
novalian'i kenza ny 21/11/2008 16:38
57. haritianah ( 19/11/2008 09:07)
Kenza; lasa resaka hanalabaraka NY SERASERA SY NY FETY NATAO ny fandehan'izany resakao izany raha izao fa aleo ihany ts ho ita Hery lé sary hafa maro bé zany.
Lasa resaka ady lehilahy raha ny fahitako io resaky Kenza io.
Ohatrany hampalahelo ny fiatraikan'ny fety hataontsika serasera raha ifanalabaraka hi commenté sary eto nareo.Zavatra tsara sy mahafinaritra no mba irariana nefa toa ivadika zavatra hafa no ataonareo zé tany zany kouu.
58. ikalamako ( 19/11/2008 09:08)
eny wa akia nefa za aza tsy tao ntsss iza ko aza io mangala tsonia io
aleo arahiko akaiky


misy miklaona ny sonia sy ny sorats'injy fa tanjemo tsara an.
59. ni81 ( 19/11/2008 09:18)
f
'angaha tsy mba narary fo ve? i ..... mahita an'ireo misena be eo ampovoan'ny salle @ ilay sary efa tena nosaviany mihitsy ange ary ny sisa rehetra mbola tsy hita rehetra t@ sary.Zaho aloha mba tena saropiaro kely ihany fa tena mba saika hidraguer an'ilay hery ka hay efa lasan'ny olona .Tsy fantatra intsony hoe an'iza marina izy Toa ohatran'ny tena ho diso fanantenana aho izany.
ntsoooo, alefa mialoha ny anonsa @ reny e! :)

Nahitsin'i hery
novalian'i ni81 ny 21/11/2008 16:39
60. haritianah ( 19/11/2008 09:52)
ni8 à ny ahy indray aky ts izany no eritreritro fa ts mety aky lé mifanalabaraka vatana eto à.
Vakio tsara anie lé afatra napetraky Kenza é; dé amiko zany manala baraka satria avy andinika zé sary retra ao zany ny mpikambana rehetra dé ts maints ita ao zé sarin'olona lazainy zany dé lasa isany misy zvtr ho ataon'ny serasera dé lasa sovenira ratsy ho an'ny mpamaky foana.
Lé izy kou raha remarque zvtr tsara dé mahafinaritra fa zvtr ohatran'izany vé no anononana tena owé ranona vé ts harary fo @ ranona, ranona efa saika ibata andranona mits.µ
Tarafin'ny soratra hatao sy ny commenteur ny sary avoka avy ety ivelany anie ny mety ho toetsain'ilay olona é.
Tonga @ zay ny fety hafa @ manaraka dia eo no anondroan'ny olona molotra anao owé mitandrema fa io lé nivoaka sary t@ internet fa niady lehilahy.
Misy fomba filazanay olona mpinamana iray tanana taminay zay talou owé "Tandremo poketra nareo fa misy mpangarompaosy" zany owé misy mpangalatra lhl no tiana ambara dia mody atao hoé mpangaropaosy mba ts hahaizan'ilay sipa azy.
Fehiny toetsaina ts dia mendrika reolona ny mifanalabaraka eto indrindra fa resaka sarinao zao mivoaka eo dia ianao kou no mi commenté azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5588