Raopilanina takalo ilménita, cobalta, nikely, fera.....
1. kidoropamba
(
17/11/2008 12:29)
Hita ihany ny maha taranaka silamo anay e na dia katolika aza indraindray ary protestanta rehefa tezitra: mahita volana alohan'i HAbib (fa tsy biby hoy ny bado kentrina).
Ka izao: Hividy raopilanina hono ny filoha satria reraka ny fitombenany @ ity air force one izay efa trotraka ity.
KA VOLA AVY AIZA hoy isika? Raha jerena ny teti-bola @ 2009 dia tsy misy vola natokana amin'io fividianana raopilanina io. Raha jerena ny mpamatsy vola dia toa manaiky daholo @ fividianana raopilanina satria toa tsy nisy na iray aza niteny. Indrindra kosa fa matoa niteny an'iny ingahy rapirezy dia satria efa andalana io fividianana raopilanina io fa tsy mbola "prozE" fotsiny.
Misy vaovao miafina any ho any (ka mba hitanay e) fa ireto tompon'i madagasikara amin'izao (ireo mpintrandraka vatosoa sy harena ankimbon'ny tany sy ny sisa: Sheritt, Total; Exxon mobil, Qmm, sy ny sisa) ireo no hanome raopilanina an'ingahy filoha. Mitentina eo ho eo @ 80 miliona dolara io raopilanina io ka alohan'ny fandraisana ny UA ao Iarivo no ahazoana an'io.
kadoa (omem-potsiny e) io raopilanina io fa somary lazaina hoe "vidina".
Faly izany isika fa tsy misy volampanjakana no miala ao. SAINGY, io ilay loza amina takalo @ ireto mpandroba fananan'ny firenena mahantra ireto. Tsy misy izany "baojo" izany @ bizna. Misy takalona dOlidOly ny zavatra rehetra. Ka ny takalony dia mazava: Azondry zareo trongisina hatramin'ny fakany ny harena ankibon'ny tanin'ny madagasikara. Azony potehina izany zavaboahary sy ny tontolo iainanan'ny gasy efa zatra jaly izany. Rehefa mitsangatsangana eran'izao tontolo izao ao anatin'ny raopilanina vaovao ny filoha dia MIDIKA izany fa MIVOATRA ny gasy petaka.
Tsy vitan'izany ihany, fa averin'ny fitondrana malagasy ny vidin'ny raopilanina (nolazaina fa baojo io) @ ireto mpamatsy vola (BM, BEI, BAD sy ny sisa) izay anisan'ny mpampindram-bola an'ireto vahiny mpitrandraka ny hareny gasy ireto (ie! heverinao fa volany no atobany eo. Tsia, trosany @ BM, BEI, BAD...daholo ireo fa ny gasy no asainy mandoa azy na dia efa fongoriny dolidoly ny harenanao). Ny Air force One aloha dia hamidy ka ny vola azo dia hamerenana ny ampahan'ny trosa. Ary ny fitondrana malagasy dia mandoa trosa amin'ity raopilanina vaovao ity fa ao anatin'ny safobemantsin'ny trosa (ka tsy misy mahalala) nalain'ny fanjakAna ka hofainy isan-taona.
Izay sy izay aloha ny vaovao azo ka ho hitanareo tsy ho ela fa na dia tany sitirasiBory ingahy rainy dia efa nandinika sahady ny amin'ny Air Bus mivaoka avy ao Toulouse.
Eo ankilany izany dia avelao ao nareo gasy petaka mijaly tsy misy sakafo ampy hoanina, tsy misy MAP, tsy misy savony, tsy misy vola.....Efa vzatra e. Teraka tao anaty jaly, miaina ao anaty jaly ary zatra jaly ka mitehaka foana @ sinema andry rabaina dadan'i Magro.
8O 8O 8O

novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:04
2. deric
(
18/11/2008 07:57)
tena mahavalananina le izy, potsiro amin'ny voamasiny ihany raha mbola misy e!
hahatakaranay fohy, hahitanay jambena.
Hay ve misy an' izany e! Misaotra ny mpahary aho fa nanome saina ny olona izy hahay itony fitaovana aterineto itony. raha ny TVM sy RNM ve no andrasana tsy ho tsy hisoko mangina ao foana ny totozy sy ny kalalao?
Asio ihany Rakidoropamba a! OK

3. nikah
(
18/11/2008 11:24)
eissy!Ny lalana ambanin'ny tany mandeha foana ry deric a!Zavatra hafa sy kabary hafa no atao fa ny ao ambadik'io fitaka be vava ataon'i le8 daholo.Efa tsy ho lany itzony manko izy @ fifidianana manaraka ka manabe paosy araka zay azo atao izy @ zao.
4. penguin
(
18/11/2008 14:04)
Inona no olana fa mendrika ny hanana izany ny mpitondra Malagasy sa potehina daholo rehefa ianareo no ahazo fahefana atsy ho atsy. HO ANAY NA AMPIANA 40 AZA MBOLA TSY AMPY NY FIARAMANIDINA HANAN'I MADAGASIKARA. Mba mipetraka an-dafy ihany fa mba mahalala menatra fa tsy faly hivadika ho vazaha ary miambo ny dingana vitan'ny olona satria tsy ianareo no nahatafita ny vazaha hitoeranareo io fa mpijapy "train" nareo. Nolazaina koa fa vola sy harena an-kibon'ny tany very maina kay moa nisy takalony indray ve ahazoana fiaramanidina? Manao resaka mivadibadika ka hafa anio ary hafa ampitso. Izany ve no hitady fitokisan'ny vahoaka? Mbay fa lolo
5. kidoropamba
(
18/11/2008 17:35)
Marina ilay lazain'i penguin hoe: aleo potehina ity gasikara ity fa tsy misy ilAna azy. Misy ny maha marina an'izany satria arakaraka ny toe-tsaina io. Ka raha mahazo raopilanina maromaro tokoa moa mba ho takalon'ireto tanin'ny malagasy zatra jaly ireto, inona ny olana? Tsy aleo ahay ve mba ny filoha no mitsangatsangana @ raopilanina vaovao ka reharehan'ny malagasy zatra jaly sy be tomany lava, toy izay hijanona @ fanadaniam-potoana mandinika ny ala olan'ny vahoaka malagasy zatra jaly?
Io angamba no hitovizako hevitra amindry penguin satria aleo rangahy ny vola no lohalohavina toy izay handany andro hamaha olan'ireto gasy petaka zatra jaly. Zarany aza manana filoha bOgOsy, metisy sinoa, mpivavaka be no sady mpangarom-bola toy izay mainty kibo, afirikAna ary mamehy kibo @ harena be omen'ny vahoaka azy ireo.
8O 8O 8O 8O

7. penguin
(
19/11/2008 06:13)
Famadihan-dresaka no ataonao ra-kidoropamba. Ny fantaray dia fiaramanidina marobe isaky ny minitra iray no miainga sy tonga amin'ny seranam-piaramanidina voalaza ho iraisam-pirenena. Ary manana fiaramanidina maro eny fa na olon-tsotra aza any amin'ny an-dafy hijapianareo "train" io. Aleo mba hivoatra ny Malagasy ary izay fanitarana na fanamboarana rehetra no lazaina fa fandaniam-bola dia ianareo no mpahana lasa an-dafy nefa mamahan-dalitra ireo tsy nivoaka an'Ivato. Hafa ny omaly sy ny hampitso ary ny ho avy noho izany mila mivoatra sy manitatra ny Malagasy ary tsy azo mora izany fa misy fijaliana vao mahita ny vokany.
8. nikah
(
19/11/2008 08:20)
Refa marary ny ainao @ zahay mipetraka andafy ry penguin dia asaivo mba alefandra8 andafy a!Toa ty mipetraka andafy ty foana no asiandresaka,tsy alefandra 8 andafy angaha ???Mba asaivo entiny @ fiaramanidinany e!@ zay ianao manana porofo tsara mihitsy fa tsy natokana ho an'ny olombitsy ny fiaramanidiny fa ho an'ny Tombotsoan'ny malagasy.
9. penguin
(
19/11/2008 09:36)
Rehafa adala dia milaza fa samy mahita an-dafy fa ny tsy nahita maro anisa no resahinay. Izahay maniry ny rehetra ahazo tombotsoa fa tsy faly milaza ho vazaha sy miambo ny ezaka vitan'ny olona. Mahalala mihafy sy mijaly vao tafita aminay. Mandavaka vao mahavita fototra fa tsy resaka fotsiny sahala ny ataonareo. Omeo izay mba vitanareo ho an'ny daholobe raha misy ankoatr'izay fanatsatsoana ny ezaka ataon'ny hafa fotsiny. Ary tsy ho azonareo mihintsy ny fo sy sain'ny vahoaka Malagasy raha mbola resaka tsy hinanankanina ihany no handrebirebena saim-bahoaka eto. Aminay tsy maintsy misasatra, mijaly ary misahirana vao mahita tombontsoa. Izay no atoronay ny namana izay hiatanay fa tsy ny hidera ny ezaka vitan'ny vazaha nefa misolelaka no atao any.
10. kidoropamba
(
19/11/2008 10:09)
hin!hin!hin! Nalahelo aho fa nandeha TGV ny filohanareo tany sitirasibory makany parisy sy avy any parisy. Fa nan'inona loatra e? Tena mankarary fitombenana be mihitsy ilay forsa Ouany ka tsy tafapetraka tao sitirasibory ny filohanareo SA tsy misy vozongo te hitsena azt tany?
Raha nahita ilay sary navaokan'ny interounety dia toa menamenatra ny havanareo fa nandeha tongotra teny amin'ny gara TGV. hin!hin!hin!hin!
Teo mihitsy ra bazilou no tokony nalefa ny toraka akondro a. Tsssss! raha tany andafy aho dia tena teo mihitsy no nopehako toraka akondro iny metisy sinoa be iny. 8O 8O 8O 8O

11. nikah
(
19/11/2008 11:19)
Ary ty penguin toa mivadibadika toa lelamay.Mbetika @ minorité avy eo ihn-1 toa milaza ny @ vahoaka,inona marina ny lokonao ty e!
Mbola tsy ampy ny ezaka ataona matoa ianao mbola tsy entindra8 misolelaka aty e!
Mividiana ombivavy be ronono,hatavizo sy tezao,dia atero gratuit eny @ TiKO ny ronono ,izany hoe tsy misolelaka @ vazaha fa @ ra* an!Dia @ zay misy valiny ny ezaka ataonao.Mety mba hentiny mitaingina ny fiaramanidiny.@ zay ianao de tena hita hoe mihafy sy mijaly araka ny teninao.

12. naughtyboy
(
19/11/2008 12:06)
=)) =)) na ho lelafiny eo daoly aza zay azony lelafina @ filohany tiko de tsy ilainy le8 satria pokaty araka ny fijerinao tko ny sainy no sady tsy manana hazondamosina ny heviny,ny hany heriny de rediredy toy izao .Ny tena marina aza nge tsy hainy akory ny antsoina oe tontolony politika e nefa de mantsimbava sy manao resaky tsisy ambara..
13. penguin
(
19/11/2008 15:56)
Nahay ny tontolo politika ianareo koa tsy lasa mpitondra na very seza ny marina kokoa. Izahay mahatsapa mihintsy fa misy ny mahay ary mendrika ny hiasa fa tsy mbola nitomany nangataka taiza sy taiza mihintsy sahala anreo akory.
15. penguin
(
20/11/2008 06:46)
Alefaso ny oe oe ary mifalia amin'ny zava-misy dia miezaha sy mahaiza manararaotra ahay hiasa amin'ny zava-misy.
16. nikah
(
20/11/2008 08:50)
Ny penguin tsy mahay afatsy ny rano sy ny lagilasy ee!
Mitetateta @ resaka politika nefa tsy au niveau.Jereo ange zany mba kely hainao @ politika e!
Mahay politika = lasa mpitondra :-D :-D :-D
Ka naninona ianao no tsy lasa mpitondra ary?????
Sa hahay hiasa @ zava misy de le fahantrana ateraky ny ampihimambandra8.Dia lasa toa anao zao,manarakefa fa tsy manana hazondamosina araka ny voalaza etsy ambony.
Ataovy matanjatanjaka ilay formation fa tsy mbola ao e!Hitako ianao no tsy entindra 8 andafy ko!
oe oe !!!!!

19. kidoropamba
(
20/11/2008 16:51)
Honoris kaOza anaki-telo be izao. Dokotera no sady pirofesora. Piloty d'HelikAoptera (latsaka tany Imady). Mpitantana orin'asa maro (tsy mandoa hetra no sady mbola mpanao detakisasION ary mpandroba orin'asan'olona sy orin'asa mpanjakAna). Lehiben'ny tafika loaka pataloha, lehiben'ny mpitsara mpanao AoutopirokilamasiOn. tompon'ny depiotE 90 isan-jato ary tompon'i senatera zato isan-jatony.
Mpanao elekisiOn @ andron'ny sikilaony. Mpangata-bola gaigilahy any ivelany (na mahazo na tsia). voafidy tao @ ministeran'ny atitany voan'ny delestaza @ andron'ny fanisam-bato. Tompon'ny birao fejikaema ary mpiompy Osy mainty ikoizana....Mbola ho tohizako ve sa ahaoana????
Raha izany aloha ny diplaoma sy ny fahaizana hany afaka mitondra fitondrAna dia tsy misy gasy mitovy azy satria tena avo lenta ny azy e. 8O 8O 8O 8O 8O

20. penguin
(
21/11/2008 07:01)
Mbola aiza fa mitapy mihintsy elah amin'ny vitan'ny olona ra-kidoropamba a.