KANETIBE 2008

1. tenagasy ( 15/11/2008 19:30)
Makamamy!

Toa tena tsy nahomby ny mpikatro-tsika malagasy t@ ity indray mitoraka ity!

Hatao ahoana fa fombany izany eh!

http://www.fipjp.com/ (telo miaraka)

http://www.fipjp.com/ (tifitra)

Manarina indray @ manaraka eh!

Mirary soa!
2. ikaretsaka ( 16/11/2008 04:33)
atao ahoana e
ratsy nohon'ny t@ herintaona aloha ny vokatra t@ herintaona dia tany @ lalao famaranana ry zalahy no resy

fa sendra ny ekipa belza izay anisan'ny rezatra eran-tany koa ry zalahy!

fa ny nahagaga ahy tamin'ity dia i Carlos izay tompon-daka eran-tany t@ 2007 t@ tifitra dia tsy nanao io fifaninanana io t@ ity taona ity nefa dia nantenaina fatratra.

dia ny fiovan'ny " milieu" an-dry zalahy t@ minitra farany koa.. raha tokony ho i Nanou no milieu hanao ara- dalana dia tsy nandeha i lery!
3. Samoana ( 17/11/2008 06:51)
Adinon'i Mama angamba ny nanosotra menaka an-drizalahy dia nihaotrahotra hiroso @ kombaka rizalahy e!
4. rafitia ( 22/11/2008 11:46)
:-D ka tsy isan'andro foana ny fetin'ny ankizy e :?: :?: :?: :?: :?:
5. kotobekibo ( 22/11/2008 12:06)
Nisy namosavy e!
( izay foana manko no fiala-pàn'ny gasy ref tsy mamokatra ny hataony )
:-D :-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 24/11/2008 23:45)
sany ny afrikanina mahay io raha famosaviana io :-D :-D :-D
arty misy milaza hoe ry zareo samy mahay io raha io hono matetika no mora handairan'io raha io
7. jonyrapida ( 25/11/2008 05:36)
(l)
rehefa Pitira dia izay foana fa tsy oe lasa hafa indray ny pointeur, dia hovaina ny pitira.
Tsy avy aty Dago anie no manamboatra fa izay tokony ho izy ihanye!
Lasa ry Ramasaka indray no pitira, nefa ny Champion du monde eo ihany.
Tsy mandeha mihitsy
A+
8. ikaretsaka ( 25/11/2008 14:38)
Izaho manokana aloha @ kanetibe dia tsy dia mankasitraka io hoe rehefa milieu ianao dia milieu na rehefa pointeur ianao dia tsy mitiditra dia rehefa tireur ianao dia tsy mi pointy io!
efa tsy iznay intsony ny lalao kanetibe raha vao miditra olaneta ivelani Gasikara ianao

i Phusa Ad (champion du monde @ tir t@ 2005) dia Pointeur no tena asany @ ekipan'i Thailande anefa

i Quintais Champion du monde de tir koa talohan'izay (2003 sy 2004 raha tsy diso aho) dia Milieu no asany t@ ekipan'i Frantsa taloha anefa!

9. kotobekibo ( 27/11/2008 18:42)
Mtetika ny antsika gasy d hay dôly izy 3 :
sady tireur , milieu , pointeur , ka tsy olana amiko ny hifamadihana , fa kosa tokony ref mifamadika in-1 mandeha d tsy miverina intsony ,
Ohatra t@ final t@ 2 taona angamba raha tsara ny fitadidiako , ny tireur nandritra ny tantana 3 na 4 d natao lasa pointeur , tsy ela avy eo d naverina indray ho tireur . tssss.....
Mila fifampitokisana eo @ mpiaramilalao .

Ny tetika ankehitriny d ny passe partout , ary ny lalao d ankanafika .
10. vitsikambo ( 27/11/2008 19:59)
Tsy azoko hoe naninona tsara i Nanou hoe tsy nilalao ve izy sa lasa natao pointeur sa tsy nandeha ahoana hoy i karetsaka fa tsy azonay tsara e ilay hoe tamin'ny ora farany satria ny fantatra fotsiny aloha dia izy no nanao ny concours de tir fa tsy i Carlos nefa ilay hoe Nanou tamin'ny fotoana farany izay indray toa mbola tsy heno raha mba afaka mamaly.Ny zavatra mazava aloha hatramin'izao dia resaka spons no tena olana ary mampalahelo mihitsy satria toa fetsy loatra ingahy mpitantana ny lalao kabetibe.Ary toa tsy dia azoazon-dry zalahy loatra hono ingfahy mamood fa izany hoe izy no nanana ny vola nahafahana nadeha tany senegal dia tsy maintsy natao 4eme joueur.Mampalahelo loatra mihitsy ity lalao kanetibe ity any dago satria dia ahodikodina foana nefa io no mba anisan'ny fanatanjahatena mety ahafantaran'izao tontolo izao antsika satria mba efa azontsika ny amboara erantany indr-1 dia misaotra amin'ny izay valiteny eo e
11. heidi ( 27/11/2008 20:54)
izaho aloha ilay mi pointe fotsiny izany no tena angadiko e! :°)
12. kotobekibo ( 27/11/2008 21:01)
heidi:

izaho aloha ilay mi pointe fotsiny izany no tena angadiko e! :°)


Ojyyy , h@ izao v ? efa specialité-njy h@ fahazazana iny e! :-D :-D :-D
13. heidi ( 27/11/2008 21:20)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. heidi ( 27/11/2008 21:21)
kotobekiko: ary androky tôkotrany moa mpanao kanety be teo am terrain be tao antanàna niaraka tamindry zalahy ah! :-P
15. ikaretsaka ( 27/11/2008 23:30)
Ny bizna aloha @ resaka kanetibe na paicha kely aza dia misy foana, ary anisan'ny foto-piveloman ireo bandy kely manana ilay talenta ny miara milalao @ patron,
Dia matetika ny antsika dia lasa milalao 2 contre 3 foana satria matetika le spons tsy d mahay loatra akory saingy patron sy ny lany sy mampirevy,dia izy 2 lahy no mi save azy eo!

Sarotra ihany anefa le mandresy boules 6 @ 4
16. Samoana ( 28/11/2008 16:13)
kotobekibo:

sady tireur , milieu , pointeur , ka tsy olana amiko ny hifamadihana , fa kosa tokony ref mifamadika in-1 mandeha d tsy miverina intsony ,


miombon-kevitra @ ventredodu :wink: . Raha avadibadika matetika mandritry ny lalao dia tsy vitan'ny hoe mihombo ny tsy fifampatokisana fa lasa kamo sy tsy miezaka hi-corriger ny lesoka ara-teknika ny tsirairay
17. kelly13 ( 28/11/2008 16:33)
za kou mi pointe pointe io mba tiko k! tadidiko mintsy tany 67ha fa miara-maano boules @ndry cousins-nay sy ny namany d nentinay teny andohalo kou aveo ty ki-boule boule ity aveo, hahaha!
18. heidi ( 28/11/2008 16:35)
:-D :-D :-D
19. kelly13 ( 28/11/2008 16:37)
lol, gaga b za fa tsy d misy dikany le nosoratako, zay i heidi d mitsikanikany eo, :-P

20. heidi ( 28/11/2008 16:41)
:-D :-D :-D ka boule kely sa boule be no netina nody ry nao ah!???? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3661