KANETIBE 2008

21. kelly13 ( 28/11/2008 16:47)
boule vy, mdrrrrrr
22. ikaretsaka ( 28/11/2008 16:53)
Ko raha tsy za tam ny avy tany @ tanana teo. D nandalo lafrantsa d nanararaotra nividy boules dia hozy le douanier bekintana oe. U have black balls hono....noheveriko fa ny patalohako no ratsy hidy sady menatra be aho. zay izy vo ni se raqttrape hahaha
Fa rehefa tratran io virus na kanetine io ko aloha
23. kelly13 ( 28/11/2008 16:55)
ika>hahahaha
24. heidi ( 28/11/2008 17:54)
ika: rehefa tiana ilay zvtr dia tiana mandrampafaty e! na virus io na tsia! :°)

kelly13= ny ahy boules de geisha :^) :-D
25. fahamarinana ( 28/11/2008 17:58)
samoana:
miombon-kevitra @ ventredodu

:arrow::-D :-D,tsy mahay fika na boule fa tapatsinay mahita ny ps vaovao n'ny kotobebide.(l)
26. kotobekibo ( 28/11/2008 23:26)
fahamarinana:

samoana:
miombon-kevitra @ ventredodu

:arrow::-D :-D,tsy mahay fika na boule fa tapatsinay mahita ny ps vaovao n'ny kotobebide.(l)


un de plus akia !(l) :-D :-D revy dôly izany ! :-*

heidi > samy manana ny boules-ny marina an! ny ahy 2 :-D :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 28/11/2008 23:59)
Ny ahy 5 rehefa doublettes
28. kotobekibo ( 02/12/2008 01:08)
ikaretsaka:

Ny ahy 5 rehefa doublettes


5 be izao v ? asio jiro kely fa tena fanina zahay klé :-D :-D :-D
29. ikaretsaka ( 02/12/2008 16:00)
ny 3 atoraka dia ny ambiny atao contre poids rehefa miringitingina mipointe e
30. heidi ( 02/12/2008 16:23)
kotobekibo:



heidi > samy manana ny boules-ny marina an! ny ahy 2 :-D :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D kanety sa tena boules :-D :-D
31. kotobekibo ( 02/12/2008 17:13)
ikaretsaka:

ny 3 atoraka dia ny ambiny atao contre poids rehefa miringitingina mipointe e


Mety ho lasa 6 tampoka an! ref tsy mety iny ny atao d mivonto fo tsinona , io no faha-6 :-D :-D :-D

Raha 1 ny boule d ol farofy kely .
Raha 2 ny boules d normale tsara .
Raha 3 ny boules d sembana , na fahasamponana .
Raha 4 ny boules d PELAKA .
:-P :-P

heidi > Berlon hoy ny ankizy aty ampita ! :-D :-D :-D
32. tenagasy ( 02/12/2008 21:45)
Mankamamy!

Le mpanao tetateta reny izany PELAKA dôly satria raha tsy diso zah de mitondra vongam-by boribory 4 isany ireny!

Boule ve tsy tokony hoe: vorim-by no dikany @ teny gasy e!
Le kanetibe manko hoatry ny ... kanety izany kiritika kely! hi hi

Mirary soa!
33. xxx ( 02/12/2008 21:51)
Injay anjo za nahita an'ito

Dans ton sommeil profond, si tu es surpris d'avoir 4 kou ii lles entre les jambes, rélise-toi ke t'es en train de te faire ANK ULE!

:^) :* :} :oops: 8-)
34. ikaretsaka ( 02/12/2008 22:11)
Tsy 4 tsony no ampiasaina. Rehefa t a t fa 3 ka,
Tsy mety ny hoe vorim by satria

Tsy voatery ho vy ny kanety ka... misy carbone..inox...bronze
35. fijo ( 05/12/2008 22:28)
ngah akosa moa de ho isantaona e,nareo ko,mba tsy nety tamin'nity,fa amin'ny manaraka indray e
36. ikaretsaka ( 05/12/2008 23:24)
Fa ahoana lety ny anlny frantsay isantaona a... de ho ambakan'ireo ve isika na reo aza no namorona azy
37. Samoana ( 06/12/2008 07:28)
Ika/ Ka ny gasy ihany no mampikotrana an-drizalahy @ tournoi alohan'ny mondial kouh! Hany ka lasa matanjaka ry lerony.
Ary ny an'ialahy aloha boules dures, tendres sa molles e :-D
38. ikaretsaka ( 06/12/2008 20:04)
1/2 tendre ihany e.... ireny no polyvalent :-D :-D :-D
39. tywa68 ( 07/12/2008 15:45)
ikaretsaka:

Fa ahoana lety ny anlny frantsay isantaona a... de ho ambakan'ireo ve isika na reo aza no namorona azy

Zah mbô gaga ! zany hoe ny élite efa zatra compétition koa d tsy mora mivoraka, zatra jeren'olona tsy misy stress zany e :°)
40. kotobekibo ( 07/12/2008 23:29)
Ilay pression aloha tena grave e! mampanao ny tsy fanao . :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1903