KANETIBE 2008

41. tenagasy ( 10/12/2008 16:14)
Sady maharary le boule rehefa voapotsitra an!:-D
Sa pression inona izany resahnareo izany? :^)
42. Samoana ( 10/12/2008 16:55)
Very angamba ny kisoa de lasa resaka am-pototry ny buvette sisa :-D
43. ikaretsaka ( 10/12/2008 17:22)
ary izy efa nanapotsipotsitra ny boules ny tao an... :-D ...
samoana... raha tany bira ialahy no niteny an'io de hoe ....soloy goavy manta letsy a...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.382