fisaorana ho an'ny serasera

1. malala2006 ( 17/11/2008 18:58)
otran'ny karazana témoignage zany izy ity de sady fisaorana be dabe ho an'ny mpiandraikitra ny serasera Mr Hery moa zany fa fifaliana ho an'i ramoul77 sy malala2006 ny mampandre ny namana rehetra eto amin-ny serasera ny nahazoanay fara sy dimby dia i Matthieu Tsilavina R. Tamin'ny 8/8/2008 dia mety eto ihany koa angamba no ahitan'i Matthieu kely namana any aoriana any fa de ela velona ange ny serasera dia misaotra tompoko o.
2. kallie ( 17/11/2008 19:40)
d arabaina zany eeeee, d miandry sary ôôô
3. ikalamako ( 17/11/2008 21:18)
arahabaina izany ry izy roa kely dia maroroha taiza e ! Mitombo ny serasera junior :-D :-D :-D
4. Lejoba ( 26/11/2008 15:49)
Dia arahabaina izany eh
Raha azoko tsara, teto @ serasera no nihaona ny dada sy neniny?
Misy fanantenana be izany ry zareo mpitovo ah
Tsiky dia ampy (l) (l) (l) :*
5. Belami ( 27/11/2008 00:28)
Lejoba:

Raha azoko tsara, teto @ serasera no nihaona ny dada sy neniny?



De maromaroa ny ohatrizany e =D> =D> =D>
6. malala2006 ( 29/11/2008 22:32)
ie tato mintsy no nifankahalalan'ny dadany sy ny neniny ary toro hevitra kely ho antsika ato misy koa ny tena mpampiresaka eto nefa misy koa no tena izy ka mila mitandrina tsara surtout tsika vehivavy ato @ serasera ato fa de bonne chance namana rehetra zay mitady namana ato e
7. kotobekibo ( 30/11/2008 12:17)
malala2006:

ie tato mintsy no nifankahalalan'ny dadany sy ny neniny ary toro hevitra kely ho antsika ato misy koa ny tena mpampiresaka eto nefa misy koa no tena izy ka mila mitandrina tsara surtout tsika vehivavy ato @ serasera ato fa de bonne chance namana rehetra zay mitady namana ato e


Dia arabaina nareo izany nomen'A/tra ny fara mandimby =D

Fa ny ahy ny ilaiko d faramalemy e! mba anarahana anareo mitsam :-D :-D :-D
8. fahamarinana ( 30/11/2008 12:22)
:arrow: dia misy fanantenana izany ahitan'ny kotobekibo any faramalemy an.. :)
felicitation zany hoa n'ny malala2006 mivady dia maroroa taiza.Miandry sary e !! Dia mahità ihany koa ny hafa rehetra eo am-pitadiavana e. :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897