Voatorakao ve le olona ra-bazylou ooo - Stransbourg
1. tsimati
(
17/11/2008 10:04)
Ka ahoana voatorakao maloto araka ny soratrao ve reo tarika Malagasy tany Stransbourg sa ny tananao marina no feno tay ra-bazylou sy ny tariny eee? Toa nitondra vola avy amin'ny FED aza izy reo raha ny re ary tonga an-tanidrazana ara-dalana. Le vava mba tsapao ihany fa mandeha hoazy tsy mitondra mankaiza.
novalian'i penguin ny 24/11/2008 15:07
2. penguin
(
17/11/2008 10:29)
Nentiny nody le saika natoraka hono e. Mampiomehy io ry leiry fa bazylou bazylou feno tay ny tanany zany. President Malagasy no hilazana hoe tsy atody no atorako azy fa tay e; ary ho avy indray le io angataka aty e. Asa re???? Lazao koa fa namana tokony hajaina ianareo fa ny President azo resahana ity torahana Maloto ty.
3. tenagasy
(
17/11/2008 12:00)
Mankamamy!
Iny kosa aloha dia marina tsy iadian-kevitra r'i Penguin!
Na dia ""Liberté d'epression..."" aza, mba asiana fetrany ihany, indrindra indrindra Filohan'i Madagasikara - Malagasy iny izao fa tsy i Valokely intsony.
Izao moa no ataontsika dia rehefa avy eo feran'ny olona dia hitabataba indray!
Tsy ny fanaratsiana ny mpifanandrina no maha avo kokoa ny fandresena azy (ny kanosa no manao izany amiko), tsy vao maika aza ve tokony ho hatsaraina ny adva? Milay kokoa amin'izay ny fahombiazana!
Sa iza hoy isika no tsaratsara:
- Mifaninana sy mandranty ny haratsiana
sa
- mifaninana sy mifandranty ny maha mafy sy maha tsara?
Mirary soa!

4. kidoropamba
(
17/11/2008 12:09)
Mba nanao ahoana tokoa moa ny vokatry ny mpivaromandeha Ravalomanana tany strasbourg? Lafo ihany ve ilay MAP sa ahoana? Misy milaza mantsy fa toa tsy ampy sira ilay izy ka mety firy teo ny vola azo avy any?.
6. penguin
(
18/11/2008 09:55)
Ampirimo ilay tsy voatoraka ra-bazylou aaa. Angony tsara ny maloto rehefa izay no fanao. Valio io avy nosoratanao io raha voanao ilay olona na tsia? Mba valio fa aza ahodina le resaka. Miseho be teoria etsy sy eroa nefa mivaralila amin'ty toraka tay avy eo hitarika indray hoe mba mifanaja.
7. nikah
(
18/11/2008 11:20)
Ka ty nareo be fiarovana an'i le8,mba nisy niditra na hiditra any ampaosinareo ve aloha ty vola nentiny sa manabe ny any ampaosiny e!Sao dia sahirana misakana taxi ho an'ny hafa manko.
Marina ny an'ny kidoro,asa rahoviaan in-1 zao izy no hamonjy tsena ary aiza????
Marina ny an'ny kidoro,asa rahoviaan in-1 zao izy no hamonjy tsena ary aiza????
8. penguin
(
18/11/2008 13:51)
Ty le hoe hitoraka maloto valiana fa aza avily ny resaka owa. Ny vahoaka tompoko mahafantatra tsara fa tsy hitady vola ho any ampaosin'ny tsirairay mivantana ireo solon-tenan'i Madagasikara fa MITADY NY HEVITRA HAMPANDROSOANA NY FIRENENA ARY HANATATERAHANA NY TETIK'ASA HO AN'NY DAHOLOBE. Manamboatra laàna lazaina tsy azo hanina ny lalàna avy eo indray milaza fa ary tsy mbola vita ny lalàna.
Olona hitoraka atody na tay ho an'ireo mpitondra amperin'asa ve no hihevitra ilain'ny vahoaka. ATAOVY AMBANY ONDANA REHEFA TSY VOATORAKA NY ANAREO. Afabaraka fa olona an-dafy mitapitapy loatra. Izany no tia ahazo saim-bahoaka nefa lomorina.

9. kidoropamba
(
18/11/2008 17:43)
Maranitsaina sahala amin'ny filoha Ravalomanana ity penguin ity ka mahavariana raha mamaky azy. Marina ny lazainy hoe, tsy misy mpitondra fanjakAna handany andro handinika ny hala olan'ireto vahoaka marobe ireto. Taona vitsy ihany no hipetrahana eo @ toerana ka aleo mameno paosy, na manararaotra mitsangatsangana raha azo atao. HEVITRA IHANY NO TADIAVINA (rehefa tsy hita ny vola) KA ASAIVO MIASA AMIN'IZAY IRETO GASY KAMO BE TENDA IRETO. avelao ny filoha hitaingina raopilany sy HITADY HEVITRA eran'izao tontolo izao.
Marina fa efa tsy dia zatra jaly loatra ry zareo any andafy ka tsy dia mahalala loatra ny ATSIRON'IZANY JALY SY HADONTOAN-TSAINA IZANY. Ny anay aty dago aloha dia tena ao e. Ravoravo mihitsy izahay ary faly raha tsy voky no sady tsy manam-bola satria IZAHAY MBA MANANA FILOHA MANANA RAOPILANINA sy mitsangatsangana any ivelany foana MITADY HEVITRA.
Mba modia aty nareo raha te ahita izany fahasambaran'i habadoana izany, sy izany hafalian'ny donto saina izany fa tena mahafinaritra e.
8O 8O 8O 8O 8O

10. penguin
(
19/11/2008 06:05)
Dia gaga aho amin'ity resakao ra-kidoro. Olona maro no miaraka amin'ny Filoham-pirenena isaky ny mandeha izy fa tsy izy sy ny vadiny ihany akory. Ireo mpikambana ao amin'ny governemanta tsy lazaiko fa ireny "Benja Gasy" ireny ve ohatra havany sa mpanakanto TIM aminao ? Raha manana vola entina hampiroboroboana ny toe-karena Malagasy ny eo an-toerana dia tsy misy tokony hivoahana saingy izay rehetra nifandimby teo dia mitady ivelan'ny ranomasina avokoa. Ny fatratra TGV aza vao lany dia nivoaka ary fantatrao hoe taiza avy no nizahavany famantsiam-bola FA TSY NY TAO AMPAOSINY MAHA-TGV AZY AKORY NO HIASANY. Misy mivaingana ho an'ny ho avin'ny tanora Malagasy ve ny vitanao sa faly handrangitra ? Ny anay dia aleo hiasa ny olona.
11. nikah
(
19/11/2008 08:15)
EEE!Efa ela zay hitady ny tombotsoa ho an'ny malagasy zay fa toa vao maika miha mikorosy fahana ty ramalagasy.Fahantrana no manenika ny Madagasikara .Ny mpanana ihany no manana,ny vahoaka madinika no mizaka andrafahantrana .
12. penguin
(
19/11/2008 09:43)
Hatramin'izay no nisy ny mpanana sy ny mahantra saingy hita sy tsapa fa misy ny afaka mivelatra rehefa mikaroka sy miasa ara-dalàna amin'izao fotoana izao. Ireo zatra ny lalan-dririnina no marary andoa satria mitady izay ahafahan'ny daholobe mioty ny sitrapony sy ny heriny ny fitondrana. Izay misakana anao tsy hivoatra lazao ary porofy raha misy làlana lany mamono olona sy misakana azy tsy hivoatra. Adalana ny hiaro ny ratsy fanahy ary tsy miaro izay tsy tia ny vahoaka izahay saingy ny miteniteny foana sahalan'ny olona nikah-kah.
13. kidoropamba
(
19/11/2008 10:13)
Za kosa aloha raha ampitengenanana raopilanina handeha hitady HEVITRA eran'izao tontolo izao dia mba vitako e. Kandra tsy dia sarotra loatra izany ary mahafinaritra.
Raha izany aloha no tena kandra-na filoham-pirenena dia tena marina io lazain' penguin io e. Manao balady, misakafo, manao devouara konzigaly, dia hobian'ny pokona dia zay e. Izany ka filoham-pirenena mandroso.
Marina ny anao penguin a. 8O 8O 8O 8O

14. nikah
(
19/11/2008 10:52)
Zao ve no fotompisainana hoentin'i penguin hitia ny vahoaka,vao hevitra aza no ampiadiana eto dia efa mifaniratsira PS.Vao eto @ serasera ka maika zany raha eny ankianja angamba ho voateny hatr@ zava pady rehetra .
Aiza ty fitiavambahoaka lazaina,toa vao tsy akory ny adihevitra de efa miseho ny toetra ,sa zany ny formation azo t@ filoha hajaina??????
Aiza ty fitiavambahoaka lazaina,toa vao tsy akory ny adihevitra de efa miseho ny toetra ,sa zany ny formation azo t@ filoha hajaina??????
15. penguin
(
19/11/2008 15:59)
Tsy misy hidiran'ny Filoham-pirenena mihintsy ny resaky ny olon-tsotra tsy mahay politiky sahala anay sy ny miseho manaratsy mpitondra nefa variana nikah-kah.
17. penguin
(
24/11/2008 15:07)
Efa maina ve le t...tsy voatoraka tao ambany ondanao ra bazylou o ? Toa nody nadio ny avy Stransbourg ra-dada bazylou ooouou