orinasa gasy mpandefa entana ity

1. bazylou ( 17/11/2008 23:58)
madagascarcolis.tk :lol: :lol: , serieux io an
novalian'i aloalo ny 26/11/2008 08:35
2. ritchelle ( 18/11/2008 07:43)
somary mba mitady orinasa gasy mpandefa entana mba azoazo vidy :o
3. ainaheri ( 18/11/2008 17:35)
Azavao tsara ry bazylou azafady ra tena serieux marina aa
4. ainaheri ( 18/11/2008 18:25)
Miala tsiny fa zay vao neken'ny ordi-ko lol D misaotra nizara zany eee!!

Tohano ny mpandraharaha gasin-tsika ry zareo aaa
5. aloalo ( 26/11/2008 08:35)
Tsara b ny offre ataony, saingy tsara kokoa raha mba mitandrina ny soratra ataony @ site koa ry zareo satria oul maro no hijery ny soratra ao anatiny ka manjary mampieritreritra ny crédibilité n'ilay orinasa.

ohatra : voie maritime (voix ny soratra ao) - envoi (misoratra hoe envoie) sns.

Amiko manokana, ny site, pub... dia endrika voalohany tokony kolokoloina hafahan'ny oul mahatoky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0795