IEXPLORER.EXE

1. tslem ( 15/11/2008 17:17)
Vita ny eo d tonga ndray ny pb hafa, mba inona kay ity izay mahalala dia ahoana no atao mba tsy hampiverina an'ilay izy intsony?

Izao lé izy: misy fenêtre mipoitra tampoka izany foana misy soratra oe:


[center]
IEXPLORER.EXE a rencontré un problème et doit fermer.Nous vous prions de nous excuser pour le désagrément encouru.


Si vous étiez en train d'effectuer un travail en cours,les informations sur lesquelles vous travailliez peuvent voir été perdues.

Veuillez signaler ce problème à Microsoft.
Nous avons créer un rapport d'erreurs que vous pouvez envoyer pour nous aider à améliorer laqualité de l'IEXPLORER.EXE.Nous traiterons vos rapports confidentiellement et anonymement.

Pour afficher les données de ce rapport d'erreurs,cliquez ici[/center]
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:24
2. ni81 ( 15/11/2008 17:25)
Ny anay koa misy toa an'io lazain'i tslem io, fa dia ataoko izay asainy atao satria tsy hitako izay anaovana azy :)
3. kotobekibo ( 15/11/2008 18:55)

Mitelecharger-va MOZILLA FIREFOX ( gratos )
Mozilla firefox dia moteur tsaratsara kokoa noho i.explorer , tsy misy blem firy .
Ref avy eo mandehana ary @
- confugurer les programmes par defaut ,
avy eo
- modifier ou supprimer les programmes ,
avy eo hitanao ao ny I.EXPLORER d fafao tanteraka .
d avy eo
-redemarrer-na ny PC
fa raha tsy tianao io d mitelecharger-va i.explorer vaovao indray d fafanao ilay mozilla firefox
mahazotoa e!
4. ni81 ( 15/11/2008 19:01)
Merci koto an!
5. kotobekibo ( 15/11/2008 19:04)
ze tan pri akia! :-P
6. tslem ( 15/11/2008 19:13)
Misaotra an'i koto, sady lasamazava be zany ny zavatra hitako no tsy misy an lé mpanelingelina iny intsony .
7. kotobekibo ( 15/11/2008 19:43)
tslem > Raha ny tokony ho izy akia d izay a!
Nisy virus niditra tao @ PC-njy d manimba an'ilay i.explorer .
Tsaratsara kokoa ny anti-virus integrer ao @ ilay mozillz firefox noho ny IE6 na IE7 :wink:
8. ni81 ( 15/11/2008 19:54)
Nisy virus niditra tao @ PC-njy d manimba an'ilay i.explorer .
Tsaratsara kokoa ny anti-virus integrer ao @ ilay mozillz firefox noho ny IE6 na IE7
hay ve e! ary google ve mety miaraka @ io mozilla io
9. ni81 ( 15/11/2008 20:18)
hay ve e! ary google ve mety miaraka @ io mozilla io
azagady fa kay mety, fa fotsiny toa tsy mba misy hoe favoris ilay mozilla e? sa zà no ... :lol:
10. kotobekibo ( 15/11/2008 20:20)
ieeee ! google .....
tsy mila IE intsony ianao raha manana an'ilay mozilla firefox .
Azonao ampiarahina koa izy roa ka ref manondrana ny iray d ny ilany no ampiasaina .
Ny ahy izao izy roa samy ato @ PC-ko dôly . Fa lasa mozilla no mahazatra ahy ny mampiasa azy . Rapida kokoa , tsy mihinana memoire firy , simple kokoa .
11. Ralay ( 15/11/2008 21:08)
Efa nivaha izany ny olana vao tonga ny torohevitra fa tsara daholo izay mahampety azy no atao.Tsara koa ny firefox fa aza matahotra :-P
Matoa misy an'io msg io dia tokony hanao mise à jour ny IE izany satria misy bug tao nefa moa atao ahoana raha efa nahita vaha-olana fa dia @ manaraka indray e :lol:
12. tslem ( 16/11/2008 09:49)
ni81:
azagady fa kay mety, fa fotsiny toa tsy mba misy hoe favoris ilay mozilla e? sa zà no ... :lol:


zah koa nitovy an'i ni oe toa nanjvaona nankaiza ny favoris kay lasa ao am lé oe: Marque-pages daholo lé izy :)

Ralay >>> maninona raha alefa ihany ny torohevitra hafa na dia izany aza sao mba misy namana hafa mety hampiasa raha tsy mahazohazo an lé mozilla firefox io e, fa lé mozilla klou tena tsara fa zah tsy hiova intsony hatreto :)
13. ni81 ( 16/11/2008 10:30)
zah koa nitovy an'i ni oe toa nanjvaona nankaiza ny favoris kay lasa ao am lé oe: Marque-pages daholo lé izy
hay ve e! merci akia tslem a! zà nitady hoe nankaiza ary e!. Dia somary miova kely koa ny ahy rehefa manao quote eto @ serasera, satria tsy mivoaka ilay msg raha tsy atao copie coller hatr@ nanovaiko azy mozilla alina iny :lol:
14. tslem ( 16/11/2008 11:02)
de ri1, fa nenah nefa ny quote mety tsara fa refa manoratra ndray no lasa misy pointillés manaraka menamena, fa mahafinaritra kah!
15. kelly13 ( 16/11/2008 14:44)
euh, za nefa mozilla fôna hatramin'izay! tsy tie IE maizina mintsy. zao aza aho tsy mampiasa an'izy io mintsy d nefa misy fentre IE misokatra tampoka zany fôna, mahakamo ery
16. kotobekibo ( 16/11/2008 16:11)
tslem:

de ri1, fa nenah nefa ny quote mety tsara fa refa manoratra ndray no lasa misy pointillés manaraka menamena, fa mahafinaritra kah!

ireo pointilles menamena teninao ireo dia correcteur d'orthographe , izany hoe raha mbola misy ireo menamena ireo eo ambanin'ilay soratra dia diso ny fanoratanao ilay mots na tsy fantatr'ilay DICO interne ilay mots nosoratanao .
17. fahamarinana ( 17/11/2008 07:25)
:arrow: ary zà ry kotobebide nampiasa ilay mozilla fa tena tsy mety zatra mihintsy fa hafahafa be dia niverina tam IE7 ihany ...andraso ndray hiverenana rahatoa ka protegé kokoa raha izany mba tsy hisian'ny olana.
Fa na izany aza ohatran'ny simple be zany ve ilay page hita tsy misimisy couleurs tahala ny ie sa ny tena koa no efa zefa be ?
F'angaha moa ry reto ilay m A j n'ny IE tsy efa automatique am windows update sa mila atao manokana koa va re ? mba omeo torohevitra e,misaotra..dia misaotra any tslem nanokatra dinika fa ny mpanararaotra am fanontaniana koa betsaka :wink: :-D (l)
18. kotobekibo ( 17/11/2008 23:30)
fahamarinana > tsindrio eo @ affichage ery @ ankavia ambony ery , dia tsindrio hisy faingoka ny barre d'outils ( barre de navigation , barre personnelle ) , toy izany koa ny barre d'etats .
Dia avy eo anjaranao ny mi-personnaliser azy arak'izay tianao .
Raha hamafa ny historiques ohatra d tena simple sy rapide ary tena voafafa dôly , tsy ahitan'izay mandimby anao hoe taiza ianao Ctrl+Maj+Suppr avy eo Entree .

Ao @ IE tsy mety voafafa tanteraka na d efa fafaina aza ny historique fa mbola mipotra eo @ ilay barre eo ambony ihany .

Par contre ref mamaly message @ voila-mail avec IE dia afaka manova couleurs fa tsy mety @ Mozzilla F .
19. fahamarinana ( 18/11/2008 06:18)
:arrow: misaotra bekibo a..mankasitraka e :) (l)
20. fahamarinana ( 18/11/2008 06:34)
kotobebide:
Raha hamafa ny historiques ohatra d tena simple sy rapide ary tena voafafa dôly , tsy ahitan'izay mandimby anao hoe taiza ianao Ctrl+Maj+Suppr avy eo Entree .

:arrow: ary kay dia efa mahay miafina mihintsy an..sao tratran'ny faramalemy ve :-D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.726