IEXPLORER.EXE

21. kotobekibo ( 18/11/2008 20:07)
fahamarinana:

kotobebide:
Raha hamafa ny historiques ohatra d tena simple sy rapide ary tena voafafa dôly , tsy ahitan'izay mandimby anao hoe taiza ianao Ctrl+Maj+Suppr avy eo Entree .

:arrow: ary kay dia efa mahay miafina mihintsy an..sao tratran'ny faramalemy ve :-D (l)

:-D :-D
Tsy misy faramalemy izany fa ny olona mifandimby PC aminao fotsiny kah! na iza na iza (dada , neny , zoky , namana , adva ...)
;-)
22. kotobekibo ( 18/11/2008 20:11)
fahamarinana:

:arrow: misaotra bekibo a..mankasitraka e :) (l)


tsisy fisaorana akia ! izay kely ananako d zaraiko
mba tokamaso teo @ tanin'ny jamba d mba nizesta nefa ref atao ny fandinihina pahina ihany koa . :-D (l)
23. fahamarinana ( 19/11/2008 05:50)
:arrow: =)) aleo hihomehy mora fa somary misy hitovizana kely izany isika raha resaka informatique no lazaina... (l)
24. ni81 ( 19/11/2008 17:44)
Ary maninona ry zareo no tsy mety cliké-na ireo @ sary fanampiny (emaotikaonina) rehefa miditra mozilla? Misaotra
25. kotobekibo ( 19/11/2008 21:42)
ni81:

Ary maninona ry zareo no tsy mety cliké-na ireo @ sary fanampiny (emaotikaonina) rehefa miditra mozilla? Misaotra


Tsy haiko ry kala a!
Io anie lé efa nolazaiko etsy ambony e! PAHANA ihany ref natao ny fandinihina
:-D :-D :-D
26. tsutsu ( 18/12/2008 10:24)
matetika "malware" mahatonga io erreur io. mampiasao antimalware "spyboot" (gratuit) fa tonga dia sitrana io. Misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1751