Mpiandry tao @ 66Munites
1. ainaheri
(
30/11/2008 17:43)
Asa ianareo zay nahita ilay fandaharana tao @ M6(66M),tany @ faritra atsimo iny!!!!Mampalaelo ny mahita ilay oul marary saina fatorana @ rojo otran'ny gadra,tsy lahy tsy vavy tsy zazakely,lazaina fa misy devoly nefa ny sainy no marary ,d tsaboina @ alalan'ny fandroahana devoly,ataon'ny mpiandry!!
Inona ny andraikitry ny fanjakana @ ireny?? Tena mahonena!!

novalian'i fahamarinana ny 12/12/2008 12:54
2. Samoana
(
30/11/2008 20:08)
Raha ny zanako no atao toy ireny dia tsy afatotro fa ahantoko izay mpiandry tratrako :twisted: . Soa fa maro ny malagasy teo @ reportage tsy niombon-kevitra sy nanameloka mihintsy ny fanaon'ireo mpiandry adala.
Mino aho fa hietsika ny tompon'andraikitra satria navoaka ho hitam-poko hitam-pirenena maro ny zava-niseho ( sa minoa fotsiny ihany ve?!)

3. karinah
(
30/11/2008 20:48)
marary saina fatorana @ rojo otran'ny gadra,tsy lahy tsy vavy tsy zazakely,lazaina fa misy devoly nefa ny sainy no marary ,d tsaboina @ alalan'ny fandroahana devoly,ataon'ny mpiandry!!:twisted: :twisted: :twisted: tokony hojeren'ny fanjakana akaiky izany fa fanaovana tsinontsinona ny zon'olombelona! :o
4. Noue
(
30/11/2008 20:56)
tsy hitako izay lazaina eeee ! horera beeee ny mijery ny fomba ataon'ireo oe mpiandry eee ! mampanontany tena mahintsiny oe inona marina no tena asan'ireny mpiandry ireny eee ?
hita zao fa tsy devoly zany no mahazo ny olona fa HARETINA ! olona voan'ny androbe na hareyina hafa ve dia lazaina fa misy devoly eee ????? dia avy ny mpiandry (kivy aho eeeeee) :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :^)

5. ikaretsaka
(
30/11/2008 21:32)
Za lo tsy nahita an le fandaharana fa anisan'ny totesaina notoheriko teto foana io hoe vao zavatra kely hafahafa dia sokajiana ho herin'ny maizina io foana e
6. ainaheri
(
01/12/2008 04:38)
Tena mahonena,tsy tokony afangaro ny resaka fivavahana sy toe-pahasalamanao ara-natoraly;ilay zazakely 7ans hono tsy miteny d lazaina fa misy devoly,d nofatorana @ rojo mba ho laza ilay devoly,tsy misaina iray tanàna na ny mpitondra ao aza,maninona raha ezahina ampiresahina ilay zaza na itadiavana ortofonista,mifatotra eo atokotany tsisy mpampiresaka tsy vao maika ho moana !!!
Ilay oul lazaina fa nidiran'ny devoly @ zay ;sady fatorana rojo no tsisy fandrina,fa lafika kely iny no ipetrahany eo,ny mpiandry milaza ilay oul fa misy devoly tsy miantoka na ny ariary akory,ilay ramatoa efa ho 70ans no mangataka eny amoron-dalana,mba hanomezana sakafo ty zanaka voafatotra!

7. ikaretsaka
(
01/12/2008 05:10)
Mahonena e!
Misy cousin anay kely izay fa 5 taona lery vo niteny fa tsy nisy nieritreritra mihitsy hoe devoly zany no tsy nampiteny anazy fa olana teo @ lela (bada sy fohy) sy teo @ le fotoana nianarany nikozy lery no nifindra monina tany @ miteny hafa ankoatran'ny teny gasy (hotesse ny reninu) sy maty ilay ramatoa nitaiza azy d nicy choc taminy le izy
Tsy asandevoly ny autism sy ny speech impairment tompoko

8. ainaheri
(
01/12/2008 05:47)
Ika>> ka ireny mpiandry mpiandry mpanely tsaho sy tsy mahalala ny tokony ataony ireny no tokony ho fatorana @ rojo,tsy mahalala n'inn'innn ilay oul d araraotina; lazaina atsanga tsy aman'orana,ny any dago kou mou zany fampitana vao² sy fampianarana @ alalan'ny radio sy tele ,mbola lavitra,misy kou moa ny oul sasany tsy manana na radio akory ao antrano,hany ka zay lazain'ny oul d hinoana!!
9. ainaheri
(
01/12/2008 06:02)
Ito ilay izy,d clikeo eo @ ilay voir la video,misy fandaharana maro² ao ka raha hijery ny an'i Dago enao d akisano ilay curseur ataovy 34mn fa tondé dago http://www.totalvod.com/videos/66_minutes_emission_du_30_novembre_850718.html#
10. Mandefitra
(
01/12/2008 06:12)
Tsy afaka nahita ilay fandaharana fa raha ny fahazoako ny asan'ny mpiandry dia toy izao :
Ny asam-pifohazana dia sampana @ fiangonana. Tsy tokony hisy mitsy zany hoe avy niofana ho mpiandry dia hiasa @ anaran'ny tenany manokana.
Zany hoe na any am piangonana no atao ny asa, na any an-tranon'ilay marary rehefa nanao fangatahana manokana t@ fiangonana ny havan ilay marary fa maniry asa sy fampaherezana any an-tranony izy.
Fa ny zava-mitranga tany atsimo zany, mety ho "mpiandry nania" ve ireo? tsy mahalala tsara ny sata mifehy ny asam-pifohazana ... sady rahateo efa voalaza fa tsy mitolona @ nofo aman-dra fa @ fanahy eny @ rivotra ... donky tsy mitombona mihitsy ny hoe hofatorana rojo vy ny marary, indrindra zaza 7 taona ...
Ka dia tokony hijoro tokoa ny manam-pahefana raha toa ka misy zany satria mifanohitra @ fampianaran' i Kristy ny fampiasana herisetra.
Na izany na tsy izany, manana adidy koa ny mpitsabo sy ny fampielazam-peo hitaiza ny malagasy @ ty finoanoam-poana ity, ka zay zavatra mitranga dia nataon'olona avokoa na hoe mosavy.
Firy taona zao no efa nisian'ny androbe na epilepsie, nefa firy isan-jaton'ny gasy moa no mahalala fa aretina io fa tsy mosavy?
Samy manana ny andraikiny isika tsirairay avy @ fanabeazana sy fampahalalana ny mpiray tanindrazana

12. Noue
(
01/12/2008 06:29)
ny ahy aloha dia ny zavatra ataon'ireo oe mpiandry no tsy zakako eeee ! raha tena devoly marina ve no nahazo , oatra zao ilay zazakely 7 taona tsy miteny io aaaa ! inona no maha devoly nahazo azy zao ?????
dia mba tonga saina ve ireo olona oe mpiandry ????? misy olona enchainée pendant 6 mois mahintsiny nefa ny mpiandry tsy mahita lazaina ??????
tsy tokony hampiratra ny voamasony ve oe toa tsy misy dikany zao zavatra atao zao satria amiko aloha aaaaa ! raha tena devoly no mahazo ireo olona ireo ka tena efficace zany oe mpiandry manala devoly zany , tsy efa tafavoaka daholo ve ireo olona enchainées ireo eeee ??????

13. bobone
(
01/12/2008 06:30)
Madefitra ! misy azo raisina tsara ny hevitrao fa amiko aloha dia miara miasa ny dokotera sy ny mpiandry! aty aminay aloha dia mila fantarina tsara ilay aretin'io olona marary io ! ary rehefa ny Dokotera no miteny hoe tsy fantatra mihitsy ity dia izy ireo no miantso mpiandry! ary tsy hatahotaho foana ny asa fa mila dinika matotra @ marary io ! sy ny hevitry ny ray amandreny ary ny fianakaviana! mila mazava tsara vao miroso an'izany fandroahana devoly izany! fa matoa izy mety nofatorana izany dia ilay marary mety le marary manaikitra na mamono na ireny mandray zavatra izay hita dia mamono olona ireny no fatorana sy tsy voatazon'ny mpiandraikitra ny Toby :!
aty aminay koa tsy misy zany hoe jerem-potsiny ny marary ao @ toby fa omena sakafo ! entohana ny jiro ! fa ity mabaranao ity koa mampalahelo raha tena izany marina ! fa tokony hieritreritra tsara fa asa masina io sady tsy azo hatao vazivazy e!
miara miasa isika rehetra mba hisian'ny fampandrosoana ny fandravana ny asan'ny maizina

14. Noue
(
01/12/2008 06:34)
bobone:
fa matoa izy mety nofatorana izany dia ilay marary mety le marary manaikitra na mamono na ireny mandray zavatra izay hita dia mamono olona ireny no fatorana sy tsy voatazon'ny mpiandraikitra ny Toby :!
aiza zany eeeeeee ! nanaikitra olona sa namono olona io zazakely vao 7 taona io no FATORANA TAHAKZAO eeee ?????
15. Mandefitra
(
01/12/2008 06:39)
Noue> tsy afaka mijery satria :"Nous ne pouvons malheureusement accéder à votre requête, car ce site est réservé aux résidents de France Métropolitaine. "
Fa zao koa iray mahagaga : nahoana moa no tsy hitan'ny mpanao gazety malagasy zany zavatra zany?
isika mantsy mihinana amambolony @ zay asehon ny vahiny, fa tsara koa raha manadihady ifotony ny zava-misy.

16. ikaretsaka
(
01/12/2008 06:40)
Tsy azo lazaina ho mpiandry nania ireo amiko natoa mbola nanao fombana mpiandry sy miantso ny tenany ho mpiandry, ary tsy heno koa hoe no excomunier-na (rejetena ofisialy) tany @ ze tobiny lehibe tany na ny fiangonana iankinany
Izany eo ihany fa
Tsy ny firafitrey ny mpiandry loatra no olana eto anie fa le nataony sy tsy fahampiam pahalalana ary famotehana ny fiaraha monina vokarty ny saina borne sy hambam-pinoana karaha lasa jamba mitantana jamba... sy tsy fisian' ny fanadihadiana sy vokatry le fisaina tsy mandinoka fa vao hafahafa dia juger-na ho devoly avy hatrany io

17. Noue
(
01/12/2008 06:52)
o ry Ikaretsaka aaaa ! ny zavatra mahavaky ny fo dia ny fahitana io zaza manana olana @ fitenenana io eee ! inona no hidiran'ny devoly @ zany ????? nahoana no fatorana oatra ireny alika ireny ilay zaza ???? ny alika no fatorana tahak'zao fa tsy ny zaza vao 7 taona manana olana oe tsy miteny eee !
dia zao hono eeee ! tandremo fa raha ny endrikao somaro matsoka fa be ny olana eo @ fiainana dia misy devoly hono zany iny olona iny ka aleo fatorana eeeee ! dia rehefa somary miramirana ny endriny dia lasa hono ilay devoly =)) =)) =)) =)) =)) =))
bref ! ontsa ny fo mahita zao zavatra miseho zao eeee !
Mandefitra> domazy oe tsy afaka mahita ianao eee !
fanontaniana tiako hapetraka raha mba misy mpiandry mahita eeee !
mba ahoana ny fihetsemponareo mahita zao zavatra miseho zao ?
rariny ve oe io zazakely vao 7 taona io zay manana olana @ fitenenana dia fatorana sahala ireny biby ireny satria oe misy devoly hono ???????

18. rakapy
(
01/12/2008 07:13)
Hoy mandefitra
Tena fantatry ny mpanao gazety gasy sy ny fiaraha-monina tokoa izany .Fa ny problema dia ilay finoana efa lasa lalina loatra. Ny tiako ho lazaina dia ity fatahorana mafy loatra ity atao hoe jesosy ity. Ka izay rehetra mahay manonona ny anarany sy mahay mitanisa izay zavatra ao anaty baiboly dia manararaotra ireo tsy ampy fahalalana na tsy ampy fivelomana.
Eo anatrehan'izany ireo tompon'andraikitry ny zon'olombelona sns.. dia matahotra sy tsy sahy miteny satria ilay fomba ratsy dia salovanina @ anaran'ny tenin'A/tra na sy jesosy.
Asa ianareo na efa nahita maso na tsia fa misy amin'ireny olona lazaina fa alaina devoly ireny no kapohina sy tabatabaina mafy ka rehefa mikiakiaka ilay olona dia lazain'izy ireo fa mamaly hono ny devoly sns...
Nefa anie rehefa ny lohandohan'ny mpisorona no misy fahavoazana dia any @ hopitaly misy dokotera ry zareo no mandeha.
Fa zao koa iray mahagaga : nahoana moa no tsy hitan'ny mpanao gazety malagasy zany zavatra zany?
isika mantsy mihinana amambolony @ zay asehon ny vahiny, fa tsara koa raha manadihady ifotony ny zava-misy
Tena fantatry ny mpanao gazety gasy sy ny fiaraha-monina tokoa izany .Fa ny problema dia ilay finoana efa lasa lalina loatra. Ny tiako ho lazaina dia ity fatahorana mafy loatra ity atao hoe jesosy ity. Ka izay rehetra mahay manonona ny anarany sy mahay mitanisa izay zavatra ao anaty baiboly dia manararaotra ireo tsy ampy fahalalana na tsy ampy fivelomana.
Eo anatrehan'izany ireo tompon'andraikitry ny zon'olombelona sns.. dia matahotra sy tsy sahy miteny satria ilay fomba ratsy dia salovanina @ anaran'ny tenin'A/tra na sy jesosy.
Asa ianareo na efa nahita maso na tsia fa misy amin'ireny olona lazaina fa alaina devoly ireny no kapohina sy tabatabaina mafy ka rehefa mikiakiaka ilay olona dia lazain'izy ireo fa mamaly hono ny devoly sns...
Nefa anie rehefa ny lohandohan'ny mpisorona no misy fahavoazana dia any @ hopitaly misy dokotera ry zareo no mandeha.
19. tywa68
(
01/12/2008 07:17)
Iza re no nahita an'ireny no tsy ho choqués !!! na lehibe na kely no fatorana, rehefa tsy mety @ fijerin'ny fianakaviany sy ny mpiara-belona d vita, hoe devoly fa fatory ! loza zany marina ! devoly hono nefa ilay olona marary mila fitsaboana sy fitondràna hafa zany e ! i radokotera moa d nivaky hoe tsy afa-manao n'inn fa efa ao @ilay faritra mihitsy no tafiditra lalina @io finoana fanalàna devoly io....
I ra-Jocelyn niondrika ny farany AMEN AMEN sisa no naveriny mba ho afa-bela @ireto mpiandry milalao ny lohany :°)
N'inon2 atao ka misy "excès" d zavatra hafa no avoakany : tsy mihevi-dratsy akory iretsy manala ny devoly, fa isika mijery ety ivelany aloha d tsy hanaiky kosa an'ireo fombany ireo : fatorana eo akaikin'ny pot, ilay ary @ hôpitaly moa d adala azo tenenina satria alaina sary d nipetraka tsara ery ! tena mahonena e !
Mila jeren'ny fanjakàna akaiky aloha ireny satria ny resy sy osa foana no voa e ...

20. rakapy
(
01/12/2008 07:27)
Ka raha vao miditra ilay fanjakana dia ho lazain'ireo fa tsy mankasitraka ny fomban'A/tra sns... hainao ihany ny gasy!
Io ilay fitenenana hoe" Aleo mifanena @ omby masiaka toy izay mifanena @ mpamosavy"