Mpiandry tao @ 66Munites

101. Noue ( 05/12/2008 15:48)
tywa68:

Fa ty anaty reportage ty anie zany d ilay famatorana rojovy an'ilay olona misy devoly @manodidina no tena mandreraka satria zaza tsy mety miteny ohatra, na sembana, na olondehibe nipitsoka tsy nangataka akory hoe asory ny devoliko, fa noterena fotsiny zao : @izay mihosona sy matory akaiky pot, tsy misy kidoro sns...mampalahelo fa manoatra noho ny biby e ... samy nahita isika. :wink:
ka ny olana dia misy ny minia tsy mahita an'io eee !


102. fijo ( 05/12/2008 21:50)
za izao tsy mpino,nefa mahavita miharitra hatsiaka mitondra ny kilonga hiditra fiangonana rehefa fety.avelako hiditra any de za miandry.avy eo anjarany ny mahita izay tiany atao
103. fahamarinana ( 06/12/2008 05:11)
diams:
asandrato ary ny fonareo..... Amen

:arrow:efa any amin'ny Tompo ny fonay...
noue:
ka ny olana dia misy ny minia tsy mahita an'io eee !

:arrow: Olana tokoa fa aza variana mijery olona ...fa na hivazavaza aza i noue ka tsy hitovizan'ny olona hvtr dia tsy hampiova inona,marina na hametraka aaaa sy eee eto aza :wink: .
Fa mino aho fa ny fiboahan'ny hvtr sy ny firesahana azy teto dia efa nampieritreritra ny tsi11 sy nampanontany tena ihany koa...raha tsy sanatria efa ketrina tanteraka sy tena borné....fa samihafa ny olombelona rehetra:( (l)
104. ikaretsaka ( 06/12/2008 05:18)
Faha raha mahita olona. Handeha hanitsa t..... ve fa tsy nahita de tsy hiteny ianao hoe misy t....io raha hitanao le t....?
105. fahamarinana ( 06/12/2008 05:52)
:arrow: miteny tokoa raha tena hanitsa t ilay olona...fa araka ny situation tanteraka.
Na izany aza, amiko tsy ndeha hanao ratsy raha manantona Asa sy Fampaherezana fa tena fiadanam-panahy sy fiadanan-tsaina no azoko...ndao atao hoe ny fanahiko no hafa...na hoe sampona...fa maromaro avao zahay :)...
Raha io tranga io zao ohatra no jerena dia mahita sy mahatsapa AHO (aloha no resahako ) fa misy bleme ho ahy ny rojovy na fomba fanao hono zany rehefa grave be ny situation ( :?: ).Amiko misy azo hanamboarana azy foana fa tsy voatery hiafara amin'ny toe-javatra ohatr'izay.Fa hevitro moa izay,zà rahateo tsy Mpiandry ary maika na efa nahita olona niasa aza aho aty dia mbola hafa tanteraka ny hita any dago (araka ny henoko aloha an fa mbola ho avy ny handehanako eny..)..
Tsy iadintsika dahy hvtr akory fa itovizana ny fomba fijery amin'io lafiny iray io... (l)
106. Noue ( 06/12/2008 07:06)
fahamarinana:

Olana tokoa fa aza variana mijery olona ...fa na hivazavaza aza i noue ka tsy hitovizan'ny olona hvtr dia tsy hampiova inona,marina na hametraka aaaa sy eee eto aza :wink: .
Fa mino aho fa ny fiboahan'ny hvtr sy ny firesahana azy teto dia efa nampieritreritra ny tsi11 sy nampanontany tena ihany koa...raha tsy sanatria efa ketrina tanteraka sy tena borné....fa samihafa ny olombelona rehetra:( (l)
na hanao ee na hanao aaa aza aho tsy blèm-nao zany eee ! na bornée aho na tsia tsy ianao mahintsiny no hampiova ny hevitro sy ny fahitako ny sasany @ tsy fanajana ny zon'olombelona !!!!
ary ny anao ??? inona no hevitra mba harosonao afatsy ny fijerevana ny fanoratako oe aa sy ee ????


:-D :-D :-D :-D :-D
eissyyy eeee !
107. Noue ( 06/12/2008 07:12)
ny fomba fanoratan'olona ve no jerevana sy tsikeraina fa tsy ny fanajana ny zo'olombelona ??? :^) :^) :^)
108. fahamarinana ( 06/12/2008 07:26)
:arrow: soa tokoa fa tsy zà i noue kah...
ary mba mahaiza mamaky sy mamakafaka fa tsy ianao tokoa no nataoko ho bornée.. :-D :-D ndryyy....vakio tsara ny sens-ny ry noue vao mamaly a !
noue:
inona no hevitra mba harosonao afatsy ny fijerevana ny fanoratako oe aa sy ee

:arrow: efa misy betsaka any ry noue fa izaho moa no iza no ndeha hanome hvtr dia ho tanterahan'ny be sy ny bobaka tokoa! Fizarana fontsiny ihany sy araka izay saim-patako sy fahalalana kely mba nananako..
Ary ny tanjoko eto tsy hampiova ny hevitrao en particulier na ny fahitanao ny sasany fa milaza ny hvtr toa ny rehetra ary marina tanteraka izay.Tsy hiantso ady koa sanatria na hila vanona....fa mba mandray anjara tahaka ny maro e.Satria izay mihintsy no hitiavako ny serasera.
ialana tsiny raha nampiakatra anao fa tsy dia izay no but-ko na fahafinaretako.:) dia mba arahako ilay :-D :-D :-D :-D efa mahazatra (l)

109. Noue ( 06/12/2008 07:29)
fahamarinana:


noue:
ka ny olana dia misy ny minia tsy mahita an'io eee !

----------------------------------------------------------------------------------------------------------
:arrow: Olana tokoa fa aza variana mijery olona ...fa na hivazavaza aza i noue ka tsy hitovizan'ny olona hvtr dia tsy hampiova inona,marina na hametraka aaaa sy eee eto aza :wink: .

ianao koa aza variana mijery ny fomba fanoratako eee ! tsy hampiova na inona na inona koa zany fa tsy miala @ hevitro aho aa! rehefa tsy manaja ny zon'olombelona dia hasiako aaa sy eee bdbbbb


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
110. fahamarinana ( 06/12/2008 07:36)
:arrow: tsy dia ilay fomba fanoratanao mihintsy fa i serasera mihintsy ro tena mahavariana .....sy ilay hoe tsiky dia ampy...dia mbola faranako ilay :-D :-D :-D :-D :-D efa mahazatra :) (l)
111. tywa68 ( 06/12/2008 10:55)
Noue sy Faha : ny fomba fanoratra sy fiteny eto d efa taratra iray manambara zavatra ary samy manana ny fandraisany azy (samy mitsara zany any @misy azy any ?) :°)
112. fahamarinana ( 06/12/2008 11:12)
:arrow: tywa :eka ozy... :°) :-* (l)
113. ikaretsaka ( 09/12/2008 06:26)
fa na izany na tsy izany.. raha azo atao dia esory @ asany sy mba conscientiseo ireo mpiandry ireo na atoroy fika hafa manala devoly manaja olombelona ho an'izay afaka sy any akaiky any ka mahita an-dry zareo e
aiza ny lehiben-tobin-dreo horesahina?

raha tsy hoe lazainyfa misy devoly (na tsisy aza) eo indray raha hanao izany....asa?
114. tywa68 ( 09/12/2008 09:49)
Ika : ka eo @ilay fika hafa mihitsy no mety tsy nahita izy koa :°) devoly be no hitany :lol:
115. fahamarinana ( 09/12/2008 10:54)
:arrow: ika : betela any amin'ny faritry toliara any ilay toerana..tsa haiko ndray hoe miankina amin'ny Toby lehibe iza.
ika:
raha tsy hoe lazainyfa misy devoly (na tsisy aza) eo indray raha hanao izany....asa?

:arrow:nareo kosa maminany alohan'ny fotoana e...
Zà manokana ndeha mba hamotopototra amin'ny namana mpiandry eto akaiky eto ny momba izay sy izay explications mety homeny. (l)
116. tywa68 ( 09/12/2008 11:41)
d tantarao anay Faha a :D
117. fahamarinana ( 09/12/2008 11:43)
:arrow: raha mahazo valiteny dia entiko ato na ary fa ndrao mahazo pan pan eto zà.. :°) :wink: (l)
118. fijo ( 11/12/2008 21:49)
ny silamo koa rehefa tsy mety "mikosoaly" ny ankizy dia fatorany rojo vy.ka asa fa toa trangam panao mitovitovy no hita eto.
119. fahamarinana ( 12/12/2008 12:54)
:arrow: fijo : inona ilay "mikosoaly " no dikany fa tsy haiko,azafady dia misaotra mamaly. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1728