Mpiandry tao @ 66Munites
81. prime
(
03/12/2008 13:02)
Noue:... Ny tsy fahafantarana izany indrindra no antony tsy itsaratsarana... ireo Mpiandry miasa aminy irery no mahalala ny momba izany...
anky va re eee ! dia mba inona hono zany devoly nahazo ity zaza vao 7 taona nanana olana @ fitenenana hatramy nahakely azy ???
Noue:... :wink: Ny devoly aloha tsy ahy fa fahavaloko amin'ny anaran'i Jesosy... ary tena misy izany fa tsy hoe "raha tena misy"... izay mihitsy no tena olana aza...
tsy azoko hoy ianao ny ady @ devolinao zany ???? azoko tsara io kaaa ! ny hany fanafodiny raha tena misy zany dia Andriamanitra Iray Tokana sy Masina ! il suffit oe mibebaka fa tsy hanararaotra ny zaza tsy afaka maneho ny tiany dia lazaina fa devoly no mahazo azy ary hitsakitsahina ny zo maha olombelona azy.
Mora aminao angamba ilay hoe "mibebaka" ary irariako indrindra saingy indrisy fa mila fandinihan-tena lalina izany ary tsy maintsy (ataoko hoe "tsy maintsy" mihitsy) resy lahatry ny tenin'Andriamanitra ka manaiky an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny tena dia ho tonga amin'izany... ary tsy izany ihany fa mila mandray ny Fanahy Masin'Andriamanitra ka vonona ny handray sy hankato ny sitrapony manontolo ka tsy hitsaratsara ny hafa satria mba nandalo tamin'ireny koa ny tena tamin'ny andron'ny tsy fahafantarana...
Raha izany no ataonao hoe "il suffit" dia midera anao aho satria tena tsotra tokoa taminao izany lalana izany... saingy indrisy tsy mora amin'ny besinimaro izany lalana izany ary na ny hiala amin'ny ratsy fanao isanandro aza dia sarotra satria mbola mamy ilay filàna sy izao tontolo izao... Jesosy irery ihany no manafaka amin'izany fa tsy herin-tsaina na fahalalàna na fahaizana... milanja hazofijaliana ny lalana hahazoana famonjena ka izorana amin'ny fibebahana...
Ary tsy vitan'ny fihetseham-po ny fibebahana no sady tsy fihetseham-po rahateo fa tena faharesen-dahatra ao amin'ny filazantsara ka hahafoizana ny tena manontolo fa iverenana ao amin'i Jesosy kosa... tsy vita mora nefa izany ka hoe mora lazaina amin'ny vava...
82. bor2lais
(
03/12/2008 14:15)
Rojo vy !!!
Raha ny reportage no jerena dia efa \"évènement\" @ fotoana iray aty aoriana no hitantsika. Io \"évènement\" io anefa raha ny fanazavana nentin\'ny namana sasany eto dia (efa) nisy \"historique\" izay vao tonga @ io toe-javatra io : ka izay ilay tsy fantatra ka mahatonga ny namana hiteny hoe tsara jerena ifotony ilay tranga.
Izany hoe ny rojo vy no hitantsika fa ny \"historique\" nahatonga ny fampiasana ilay rojo vy no tsy fantatra ! (Raha misy mahafantatra dia tsara mba hilaza sy hanazava eto).
Fanamarihana kely : raha ny fahafantarako azy dia tsy mahazo mikasi-tànana ny olona iasàna ny mpiandry : tsy mitombona izany ilay hoe tokony misy olona mitazona ... Ny fanontaniana tsara apetraka izany dia ny hoe : \"inona no azo atao raha tahiny ka sendra olona mahery vaika no iasàna ?\"
Samy mino isika fa efa nandinika lalina an\'io fanontaniana io ihany ny tao @ io toby io angamba !

84. ikaretsaka
(
03/12/2008 20:22)
amiko aloha tsy hoe tonga ny camera de napetaka ny rojo vy e de afafy ny ama... e
aiza no hahaforonana aman... sy ahitana rojo vy tampoka teo raha tsy efa fatao le izy?
aiza no hahaforonana aman... sy ahitana rojo vy tampoka teo raha tsy efa fatao le izy?
85. fijo
(
03/12/2008 23:53)
za ry zalahy misy devoly fa mba ento kely aty ireo mpiandry ireo an.mba hoasiako rojo vy koa mantsy raha tonga aty
86. rabilabila
(
04/12/2008 00:26)
eeehhh!! Rahoviana ry zazalahy kely vao mba afaka hihira ilay hoe:
Afaka aho , afaka aho,
afaka ny rojoko
nandevoizina aho taloha
afaka aho ankehitriny
hody any aminao aho dada ô!!
:D
Afaka aho , afaka aho,
afaka ny rojoko
nandevoizina aho taloha
afaka aho ankehitriny
hody any aminao aho dada ô!!
:D
87. prime
(
04/12/2008 10:22)
bor2lais:... Tena mitombina ny fanamarihanao... raha ny an'ny FJKM dia tsy mahazo mikasi-tanana ny Mpiandry satria ny fahavalo iadiana dia tsy ilay olona marary fa ny devoly ao anatiny, ka raha iadianao ilay olona dia tonga fahamelohana izany satria tsy tompon'ny tenany ny marary rehefa iasàna... (ny mikasi-tanana resahana dia ilay mamelaka, mamely totohondry, mandaka sy mamaly ny ataon'ilay marary rehefa mihetsika ny demonia satria eo indrindra ny marary no miteny ratsy sy manendrikendrika sy mitsara sy maniratsira sy manameloka sy mikasi-tanana ary mamono ohatra... ny mikasi-tanana resahana ihany koa dia ilay mikapoka amin'ny baiboly na amin'ny hazo na amin'ny vy mihitsy rehefa tena mahery fihetsika ny devoly... ny mikasi-tanana resahana ihany koa dia ilay mitsapatsapa ilay marary amin'ny lohany na ny tanany na ny sandriny na ny vatany na ny tongony ohatra rehefa miasa mba ialan'ilay devoly ao amin'iny toerana kasihina iny...)
Fanamarihana kely : raha ny fahafantarako azy dia tsy mahazo mikasi-tànana ny olona iasàna ny mpiandry : tsy mitombona izany ilay hoe tokony misy olona mitazona ...
Ireo rehetra ireo dia tsy azon'ny Mpiandry atao avokoa...
Fa ilay fihazonana marary kosa rehefa mihetsika ny devoly dia tsy maintsy atao aza... satria mety haratra ilay marary raha tsy voatazona, ka mety hampidi-doza ny tenany nefa izy tsy mbola tompon'ny tenany amin'iny fotoana iny, raha sanatria ka voaratra ny vatany... satria ihany koa mety handratra ny manodidina azy ny marary eo ambany fatotry ny devoly ao aminy, ary mety hamono hahafaty mihitsy ny mpanompon'Andriamanitra izay tsy miambina tsara eo... izany no antony tsy maintsy ihazonana ny marary...
Ny famatorana marary maharitra indray dia tena aretina manokana mahitsy satria ny marary tena mahery fihetsika no ataon'ny mpiandry toby toy izany...
Amin'ireo rehetra ireo nefa dia Jesosy ihany no tena Mpandresy ka rehefa miorina ao Aminy dia mpandresy toa Azy rahateo...
Tena mitombina avokoa ny fanamarihanao... :)
88. fahamarinana
(
04/12/2008 11:24)
:arrow: mankasitraka hatrany ny fanazavana prime a...ary tena mila mandeha any amin'ny Toby mihintsy aho raha izany rehetra izany no dinihana. :D (l)
89. fijo
(
04/12/2008 20:29)
raha role koa aho mba nankany de navadiko ny fatotra.ry zalahy "mpanala vinavina"no mba fatorako eo,de ho itako ny ataony
91. fahamarinana
(
05/12/2008 06:06)
:arrow: dia mba mandehana rehefa afaka fa ny Toby misokatra ho an'ny rehetra.Tsaroako tamin'izany nandehanako lasim-pifohazana 1er zany :nihomehy nataoko,naneso nataoko,nojereko daholo izao rehetra izao,ny olona mivavaka dia zà mijery ny ataony..taona 2 no nanaovako izay fa dia nandeha foana aho,toa nisy nanosika ahy nefa tsy Mpankasitraka specialement fa ny fahatelo dia lalina ny Fitiavanan'Andriamanitra fa tafatombina tanteraka.
Fa hvtr tsara daholo izany fijo..nahoana no ho voatery role fa ny fandraisanao anjara na ny fanampiana ny mpitaiza sy atao hoe hanadio ireny efitra ireny aza dia zava-dehibe tanteraka mety hanova zvtr koa...
Mbola manamafy hatrany ny faniriko ho any anefa malgré tout..fa Ahy izay tokoa izay.. :D (l)

93. fahamarinana
(
05/12/2008 06:59)
:arrow: zany ? Ary mahafinaritra ny maheno fa efa tany fa tsy nihanona fontsiny tamin'ny zao.Izay tokoa ilay hoe jereo ny manodidina rehetra!
zà tsy mbola nandeha mihintsy fa tsy maintsy tongako aloha dia ho hitako fa na dia ny fahenoko marary betsaka izany mila ampiana...ny fotoana moa mety ho kely fa aleo izay toy izay tsa misy mihintsy...na misy lasy aza aty ampita dia tsapako fa samihafa satria fampianarana no tena mibahana fa ny Asa tena iriko atao tsy dia misy hoe ahoana.Asa tsotra,fanampiana no resahako satria tsy Mpiandry aho ka tsy afaka haka andraikitra ny Mpiandry. (l)

94. Macaca
(
05/12/2008 08:21)
rakapy:
hoy Badboy
Araky ny voalazako etsy ambony dia "fond de commerce" na "etambarotra" ilay fanalana devoly ka tsy maintsy asiana izy hahaelavelona ny mpiandry!!!!
hoy Ikaretsaka
[quotekopy ihany ialahy ny farany
Efa mba misy mihiratra ihany ny sasany. Misy manko nihomehy raha niteny teto aho hoe io finoana finoana sy fiangonana... io anie ka BUSINESS no tena ao ambadik'io fa mody atao hoe amin'ny anaran' A/tra.
Inona no tena tanjon'ny akamaroany???
MONEY & POWER.
[/quote]
Marina nenao. Ohatra be mivaingana ry zareo Antaninanandrano sy ry Jesosy Mamonjy/Famonjena. Vola daholo io ry zareo a!!! Ny ankoatran'izay de resaka fotsiny
:evil:
95. rabilabila
(
05/12/2008 08:21)
tywa68:
Rabilabila : rehefa afa-nenina tatsy @ dokotera d entin'ilay RAD ary @ mpiandry koa satria zay no finoany :wink:
Tywa a!! Ka izay indrindra no tsipahiko , satria mamaritra sahady ny firen-kevitra.
Azavaiko:
Ny zanak'i Tywa izao zanak'i kristianina fa tsy kristianina akory.
Ny zanako ,zanak'i AT fa tsy AT akory
Ny zanak'i Abdullah ,zanak'i Silamo fa tsy silamo akory .
Ny zanak'i Dadarabe , zanak'i mpisikidy fa tsy mpisikidy akory
Anjarako ,sy adidiko ny mampianatra azy ny rehetra manodidina , na fomba , na fivavahana, na kolotsaina , na soatoavina.....................tsy misy fitsaràna fa objectivement; ary tokony ho toa izay daholo ny olona rehetra ,raha ny fijeriko azy .
Anjaran'ny ankizy ny mifidy ,rehefa vory sainy izy ,ny fironany na ho atsy na ho aroa ,na hanambatra ny tsara amin'izay fantany ,satria izy ihany no hanoritra ny lalany , ary en toute connaissance des choses.
Hevero sy alaivo an-tsaina ny mety ho traumatisme-n'ny ankizy lazaina fa misy devoly na shaytan ka hikiakiahina hoe :"mivoaha!!mivoaha!! amin'ny anaran'i Jesosy na Allah, sachant que ny sens -n'ny hoe misy devoly na shaytan dia hoe itoeran'ny ratsy izy .Culpabilisation izany amiko , ary ahoana no ahalehibe io zaza io ara-pitoniana raha izany ? On le culpabilise déjà sans qu'il ne comprenne vraiment le pourquoi et le comment , aiza ho aiza ny ho équilibre mentale-ny avy eo ?
:wink:
96. Noue
(
05/12/2008 08:38)
rabilabila:

aleo i prime sy ny tarina no hamaly an'io eee !
dia rehefa lehibe ilay zaza oatra ilay vao 7 taona io aaa ! dia ho lazaina azy ary tsy maintsy ho fantany anie io eee ! eo izy zany no hametram-panontaniana oe nahoana aho no natao an'zany ???? dia raha hiketrika noho io nanaovana azy io izy dia mbola hiverina indray ireo mpiandry milaza fa misy devoly ve izy ??????
97. tywa68
(
05/12/2008 13:29)
Tywa a!! Ka izay indrindra no tsipahiko , satria mamaritra sahady ny firen-kevitra.
Azavaiko:
Ny zanak'i Tywa izao zanak'i kristianina fa tsy kristianina akory.
Ny zanako ,zanak'i AT fa tsy AT akory
Ny zanak'i Abdullah ,zanak'i Silamo fa tsy silamo akory .
Ny zanak'i Dadarabe , zanak'i mpisikidy fa tsy mpisikidy akory
Anjarako ,sy adidiko ny mampianatra azy ny rehetra manodidina , na fomba , na fivavahana, na kolotsaina , na soatoavina.....................tsy misy fitsaràna fa objectivement; ary tokony ho toa izay daholo ny olona rehetra ,raha ny fijeriko azy .
Anjaran'ny ankizy ny mifidy ,rehefa vory sainy izy ,ny fironany na ho atsy na ho aroa ,na hanambatra ny tsara amin'izay fantany ,satria izy ihany no hanoritra ny lalany , ary en toute connaissance des choses.
Hevero sy alaivo an-tsaina ny mety ho traumatisme-n'ny ankizy lazaina fa misy devoly na shaytan ka hikiakiahina hoe :"mivoaha!!mivoaha!! amin'ny anaran'i Jesosy na Allah, sachant que ny sens -n'ny hoe misy devoly na shaytan dia hoe itoeran'ny ratsy izy .Culpabilisation izany amiko , ary ahoana no ahalehibe io zaza io ara-pitoniana raha izany ? On le culpabilise déjà sans qu'il ne comprenne vraiment le pourquoi et le comment , aiza ho aiza ny ho équilibre mentale-ny avy eo ? :wink:
Ka zay ilay izy ry Rabilabila a : ny finoan'ilay RAD (na havana) no mahatonga an'ilay zaza entina @ lalana tokony halehany, satria nanome toky an'Atra teo alohan'ny fiangonana izy RAD ohatra t@ mariazy sy/na batisa, d manana adidy @ Atra sy ny fiangonana fa hitaiza ny zanany arak'izay finoana zay, hankatò ny fitondràn-tena en tant que kristiana (ka raha normal ao @ fiangonana ny manatona ny mpiandry ka eken'izy mivady d entiny ny zanany).
Fa tsy nanome toky hamatotra azy @ rojovy sns ... aloha e :°)
Dia marina mihitsy hoe tsy ho voatery ho kristiana ny ankizy, fa kosa tsy manakana ny RAD hanome ny fampianarana heveriny fa mety zany satria nahitàny soa ! Dia rehefa lehibe ny ankizy d manamafy an'io finoana nomena azy mbola kely io, na miova mihitsy raha zay no tsapany fa mety aminy !
Fa ty anaty reportage ty anie zany d ilay famatorana rojovy an'ilay olona misy devoly @manodidina no tena mandreraka satria zaza tsy mety miteny ohatra, na sembana, na olondehibe nipitsoka tsy nangataka akory hoe asory ny devoliko, fa noterena fotsiny zao : @izay mihosona sy matory akaiky pot, tsy misy kidoro sns...mampalahelo fa manoatra noho ny biby e ... samy nahita isika. :wink:
98. bor2lais
(
05/12/2008 14:29)
tywa68:
Bor2lais : inn tsara no hevitrao ? hanova sujet ? :lol:
-> ka efa nisy nahita ilay sujet tsinona koa !!! :lol:
Ho aminao anie ny fiadanan\'ny Tompo !!