Tsy nampoiziko

1. saranga ( 05/12/2008 08:21)
Tsy nampoiziko ho nareo indray ity no mitsikera an-dRavalo, mba marina e ! Zaho mantsy tsy hoe mitsikera be fahatany fa mba manana vision plus objective, plus naturelle e ! De nareo ndray ity no manenjika ny fitondrana. Tsy mampino mihitsy ange zany e ! Za nama tsy TIM (Tiako Ianao Mahantra) fa nareo mba inona ?
Saranga
novalian'i saranga ny 29/12/2008 08:49
2. ainaheri ( 05/12/2008 12:14)
Zany aza enao tsy tia ny mahantra,d iza no tinao zany @ reo mpiray firenena aminao sy ny mpitondra? :-P
3. ni81 ( 05/12/2008 12:21)
:-D :-D :-D
4. andrywui ( 05/12/2008 14:50)
zao alou ry saranga ten koz serieux ny ahy fa ra8 zany efa miandry gong sis,mb fantatry akam mo ny tany 3000ha naorin ramatoa tany alaotr,ny plage d'Antonibe nofaritany daoul 2500ha ,fantatry ny gasy daol ane zany e fa tsy mitapin akor ny oul.de zay no nanaovak oe ref manen ny gong de manisa folo sisa de ary amban'ny ringa misoufla
5. penguin ( 05/12/2008 14:51)
Mba alaivo ary le fitondrana fa aza faly hanao resaka FOZAORANA lava eto ééé.
6. andrywui ( 05/12/2008 14:56)
mbol mis koz kel sarang a!!itan saranga ve ao am ville de tana ihany no mamiratr amzao fa ts mis lalana vit zany (misy fa kely) ra oharina ny nataon deba,de anef de mbola nomen peuples tananariviens carte jaune ihany ra8 tamin eleksio maire iny na
de niangatr ho an'tana aza,sady any am tgv daoul zao ny pokn ry bain fa so taraik am camion n tiko eo nareo a!!maty lav io!
7. andrywui ( 05/12/2008 14:59)
efa mikoz ah fa petahn tgv io rah tsy plakena mialo kou n tgv aml fikafikkel,,fa poukn bain tsy mis manaik amzan fa 2002 ndray io ra vo be fik eo iz a,,ef mlamn ny hakan anio fitondrana kozinao io fa mlam fotsn klouni
8. penguin ( 05/12/2008 15:03)
Afaka mipetaka indray angah ilay lazainareo mpanao KOTOZAKA ? Aiza no tena marina fa mifanipaka hatrany ianareo ry mpanohatra FOZAORANA AAA ?
9. andrywui ( 05/12/2008 15:09)
ts haik ze koznareo voalo tao f zao,ef elab no nalaz tany dago zany fozaorana zany fa ef haf ndray zao sao taraik enao bain!!!fa zao e!!itantsoua rehf ts mande de ten jereo amn tenmarn oe ts mande fa aza idirn ian na ef midona aza',de aon aza zao le carte jaune 85%tam elect°maire in no hanazavantoi anin de ten valio tsr fa aza atao boraingn mo l koz fa milay ane ny mresk politik e
10. andrywui ( 05/12/2008 15:16)
o ra penguin za alou sad ts tim n ts tgv no ts deba fa mahfnttr tsar kos ah n fandehn koz reetr mi sepas any am tanana,so tsoua de mievtr oe zao ley nazao
11. penguin ( 08/12/2008 10:51)
Fozaoarna nareo owa :-D :-D :-D
12. tsiafoi1 ( 10/12/2008 15:02)
Za aloa sady tsy TIM no tsy TGV no tsy FOZAORANA fa mba manaraka le fizotran'ny tantara fotsiny :

1- Voalohany idd aloa de tsy mitombona loatra ny we Ra8 no tsy tian'ny tanana, fa le mpisavily TIM no tsy revin'ny olona de naleony nijapy train TGV.

2-Raha lany TGV teo, de aza adino ny vesatry ny plan de communication nataony, ary tadidio fa olona manana traik'efa manokana ny @'izany izy satria nianarany io (marketing & communication de terrain ingahirainy)

3-Tsy ho tongatonga ho azy koa ny vola nentin'i TGV niatrika iny élection maire iny fa Reny malala manohana hatrany...

4-Tadidio koa fa tsy hisy olona tonga eo @'i Fitondrana raha tsy Tana no manome % ny vatony ho an''izany. Mavesatra anefa ny pourcentage ny jeune eto Tana. Ary ny maha jeune sy bogosy an'i Andry de ni-séduire ny mponin'Antananarivo.

Noho izay antony rehetra izay de lojika be raha lany ho maire teo i Andry, sady Tana koa nijery ny après Ra8. Eo anefa no tokony hitandrina ...
13. penguin ( 10/12/2008 15:42)
Mahery ny communication hoy ianao ka tandremo koa ny manely resaka maloto @ hoe "Tana" sy ny hafa fa manimba toe-tsaina. Niresaka Obama ianao ery ambony ka aza ampidirina ny resaka fahasamihafana satria avy toerana hafa aza lasa Filoha any amin'io andraindrainao io. Samy Malagasy no miresaka eto
14. saranga ( 29/12/2008 08:49)
Zao no marina e, tena manomboka leo ny vahoaka indrindra fa ny eto Antananarivo. Zao mantsy, i TGV nofidinareo ka lany dia tsy manao ny asany fa lany andro miady amin-dRavalo, i ramose Ravalo nantenaina hanarina indray tena lasa manenjika ny namana niara-nitolona ka adinony ny fiainam-bahoaka. Dia inona ihany e ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4421