Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?

1. LazaDaddy ( 04/12/2008 01:36)
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
novalian'i fijo ny 11/12/2008 21:32
2. ikaretsaka ( 04/12/2008 06:24)
Le hoe "fanahy" amiko dia malalaka be loatra @ maha gasy ahy.

Misy manko hoe angatra=fanahy
Ny hoe fanahy iniana...manam-panahy...tsisy fanahy .... mampisokatra ny masom-panahy sns,,

Ny fanahy masina indray inoako fa tsy anjarako ny mamaritra azy! Sarotra ny mi define zavatra tsy hita pesipesenina
3. prime ( 04/12/2008 08:27)
LD:
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
... Mankasitraka hatrany amin'ny fanontaniana... :)

Raha ny hevitro indray momba ny Fanahy Masina dia tsinontsinona aho raha tsy onenan'ny Fanahy Masina... :)

Mahereza hatrany...
4. tywa68 ( 04/12/2008 09:07)
:lol:
5. andrywui ( 04/12/2008 10:17)
tsy de azo iadiana hevitra loatra ny fanahy masina fa lehibe sy mampatahotra loatra izy raha misy tafateniteny foana momba azy satria jereo ity teny ity:"IZAY MITENY RATSY NY ZANAK'OLONA NA MANISY RATSY AZY DE MBOLA HO VOVELA NY FANAHINY"de izao ny tohiny"FA IZAY MITENY RATSY NY FANAHY MASINA KOSA DIA TSY AHAZO NY FAMELANKELOKA MANDRAKIZAY"mety misy diso io fa otrotrzay ny voasoratra ao ka tsaratsar tsy asiana adihevitra io fa resaka hafa resahina,sao misy mipopoka fotsn miteny'fa tsara ho fatatrisik mianakavy zay fa tsy de azo iadiana hevitr izy. azafadyoooooo!!!!
6. prime ( 04/12/2008 10:57)
Misaotra andrywui a... tena mahasoa ny fampitandremana ataonao satria tsy vitsy ihany izay tsy fitandremana tato ho ato izay nefa Andriamanitra sy ny asany no resahana...
7. diamondra27 ( 04/12/2008 12:33)
za ndray milaza fa tokony resahana foana io Fanahy Masina io satria matetika adinon'ny olona
be dia be ny zavatra azo avy aminy
mampianatra, manoro hevitra, mitari-dalana, mampitony, manome fahendrena sns be dia be ka raha misy zavatra tsy mazava dia tokony haka conseils Aminy,
mila concentration tsara fa tsy mila taitaitra.

Raha hitoeran'ny Fanahy Masina ianao dia hafa mihintsy ny fijerinao ny zavatra iray fa tsy mitovy amin'ny hafa
8. prime ( 04/12/2008 13:24)
Itoviako hevitra tanteraka i diams... :)
9. cutie ( 04/12/2008 14:50)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 04-12-2008 02:36:56
Lohateny : Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?

za mbola mianatra momba an'io @ zao tsy misy hambara alou :-D
10. ikaretsaka ( 04/12/2008 15:41)
diamondra27:

za ndray milaza fa tokony resahana foana io Fanahy Masina io satria matetika adinon'ny olona
be dia be ny zavatra azo avy aminy
mampianatra, manoro hevitra, mitari-dalana, mampitony, manome fahendrena sns be dia be ka raha misy zavatra tsy mazava dia tokony haka conseils Aminy,
mila concentration tsara fa tsy mila taitaitra.

Raha hitoeran'ny Fanahy Masina ianao dia hafa mihintsy ny fijerinao ny zavatra iray fa tsy mitovy amin'ny hafa


Miresaka oui
Fa ny mamaritra non
11. fijo ( 04/12/2008 20:13)
naika hitovy hevitra ihany izahay sy prime fa ny ahy najanoko aloha hoe:"Raha ny hevitro indray momba ny Fanahy Masina dia tsinontsinona "
12. xxx ( 05/12/2008 16:11)
Mety tsotra mety ho sarotra ny mahazo ny atao hoe Fanahy Masina fa io dia Atra ihany no manome azy ary omeny araka ny sitrapony fa dinio tsara anie ny fanahy masina ao @ soratra masina e ! fa samy manana ny fiasany izy ireo fa raha ny fahazoako azy dia Atra irery no manome azy , nefa isy ihany koa ny milaza fa fanahin'Atra nefa sandoka tandremo
13. ikaretsaka ( 05/12/2008 16:47)
Mino ny trinite I xxx sa tsary?
14. fijo ( 05/12/2008 21:14)
isika dia samy manana fanahy tsara sy ratsy e.de anjarantsika no mampiasa izay tiantsika ampiasaina.safidy manokana io.

raha mahita vola aho.roa no azoko atao,hanatitra an'iny any amin'ny polisy,na hitahiry azy.anjarako sisa no mitahiry azy na hanatitra azy.safidiko izay
15. cutie ( 05/12/2008 22:10)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-12-2008 22:14:46
Lohateny : Re : Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
isika dia samy manana fanahy tsara sy ratsy e.de anjarantsika no mampiasa izay tiantsika ampiasaina.safidy manokana io.

ie :)
16. fijo ( 05/12/2008 22:20)
za izao ny tsar aihany no tiako ampiasaina,saingy indraindray matetika mba ilaina ihany ny ratsy ka
17. cutie ( 05/12/2008 22:35)
@ zay mi balance tsara :-D
18. fijo ( 05/12/2008 22:37)
izay mantsy,sady olombelona e
19. cutie ( 05/12/2008 22:39)
tsy misy ny tonga lafatra
20. fijo ( 05/12/2008 22:41)
izay indrindra,mba madiditra kely eny indraindray matetika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0909