Ahoana ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?

21. cutie ( 05/12/2008 22:43)
ie de refa veo miverina hendry ndray :-D
22. fijo ( 05/12/2008 22:44)
mifona de vita e
23. cutie ( 05/12/2008 22:46)
:-D :-D :-D :-D
@ iza ?
24. fijo ( 05/12/2008 22:55)
amin'ny fanahy ka
25. felanawil ( 07/12/2008 14:16)
prime:

LD:
Ahoana indray ary ny hevitrareo momba ny Fanahy Masina?
... Mankasitraka hatrany amin'ny fanontaniana... :)

Raha ny hevitro indray momba ny Fanahy Masina dia tsinontsinona aho raha tsy onenan'ny Fanahy Masina... :)

Mahereza hatrany...


Fa aona ary zany, tsinotsinona zany ny tsy mino izany?
Moramora aminao ery zany manao tsinotsinon'olona izany
26. fahamarinana ( 07/12/2008 16:53)
:arrow: :-w zay angaha no nambarany ry felanawil :?: ,izy (prime ) no nilaza fa tsinotsinona izy raha tsy onenan'ny Fanahy Masina...fa tsy namaritra olon-kafa. (l)
27. bor2lais ( 08/12/2008 12:31)
Araka ny fahazoako azy :

Fanahy Masina : \"composante\" iray ao @ \"Trinité\" (Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina).

Iraka (@ izao fotoana izao) hampahatsiahy sy hampianatra (hanoro làlana) izay rehetra nandidian\'ny Zanaka ireo mpanara-dia Azy ! Izy izay nilaza fa làlana, fahamarinana ary fiainana (mitondra any @ Ray).

Ray
28. coopsal ( 08/12/2008 20:38)
:
FA IZAY MITENY RATSY NY FANAHY MASINA KOSA DIA TSY AHAZO NY FAMELANKELOKA MANDRAKIZAY

==> Mialoha ny nahatongavan\'i Kristy,
Ny Ray dia niseho t@ Zanak\'Israely tamin\'ny alalan\'ny famantarana mahatahotra isan-karazany. Nanome azy ireo ny Lalàna t@ alalan\'i Mosesy, ary niteny tamin\'izy ireo t@ alalan\'ny mpaminany. Saingy tsy nino ireo olona ireo. Fa hoy Kristy :
\"Lazaiko aminareo fa tsy izaho no hiampanga anareo @ fitsaran\' Andriamanitra, fa i Mosesy izay ametrahanareo ny fitokianareo ... Satria tsy nino azy ianareo, fa raha nino azy ianareo dia ho nino ahy koa!\"
Ny antony? Nomena ny Lalàna mba hampiseho @ olona fa meloka izy! Noho izany dia mila mpamonjy hanafaka azy @ fahotana.

Ny Zanaka, dia Kristy izany, rehefa tonga dia mbola namerina nanambara t@ olona nihevitra fa mba manao ny tsara fa : ratsy ny asany, ary mila ateraka indray izy ireo raha te hahita ny fanjakan\'ny lanitra. Nanamafy Izy fa mila Azy ny olona, satria Izy no ilay Mpamonjy.
Teo no nanambarany fa rehefa avy niasa t@ alalan\'i Mosesy sy ny Mpaminany ny Ray ka nanambara ny famonjeNy, dia tonga ny zanaka nanohy nanambara sady nanatanteraka ny famonjena, ary nilaza fa ho avy ny Fanahy Masina hanambara koa an\'izany famonjena izany mba hahafahan\'ny olona mandray azy.
Ary teo no nanaovany hoe rehefa tsy nino ny fanambaran\' (nanao tsinontsinona = niteny ratsy) ny Ray ianareo, indro ny zanaka tonga eto @nareo, ary raha tsy mino ny Zanaka ianareo, mbola ho avy ny Fanahy Masina, fa raha ny Fanahy Masina no tsy inoanareo (= ataonareo tsinontsinona ny fanambarany = miteny ratsy azy ianareo), dia tsy manana chance intsony hahazoanareo famelan-keloka.

\"Izay mino ny Zanaka no manana ny fiainana, fa izay tsy mety mino, tsy hahita fiainana fa ny fahatezeran\' Andriamanitra no mitoetra eo aminy\"[Jaona 3:36]
29. ikaretsaka ( 08/12/2008 23:40)
De ahoana ny fanay masina fa toa I zezo sy ny dadany no resahanao nefa I fanahy masina no sujet
30. fahamarinana ( 09/12/2008 07:39)
:arrow: 2 en 1 zany fa tsy 3 en 1 tokoa ve ! (l)
31. bor2lais ( 09/12/2008 15:00)
fahamarinana:

:arrow: 2 en 1 zany fa tsy 3 en 1 tokoa ve ! (l)

-> Ahoana ny hevitrao ?

32. andrywui ( 09/12/2008 15:39)
3 en 1 io fa ianareo kounko tsa mijery tsara vare!! =ozizy miteny ratsy ny
Fanahy Masina =tsisy chance tsony amin'ny ajarany amin hazon'aina izy(fiainana mandrakizay) io any no ataok oe mb mizahava soa anareo liak reto fa
ny teny any tsa miverina indroa!!!
33. fahamarinana ( 09/12/2008 15:57)
:arrow: bor2lais : ny hevitro efa voalazako fa 3 en 1 fa mamaky ilay voalaza fontsiny aho dia nisy tsy hitako,raha ny Fanahy ndray no andrasana ny hvtr dia mba mianatra koa aho eto ka tsa manakambara ndrao miteniteny foana...fa ny hany tiako marihana dia tahaka ny voalazan'ny prime ihany koa hoe ilaiko ny Fanahy Masina hitarika ahy,hitoetra ao amiko raha tsy izany manaonao foana aho..Raha diso dia avereno amiko fa diso famaky ngaha zany na diso fihenon-jvtr. :) (l)
34. bor2lais ( 09/12/2008 16:05)
Hoy i Fahamarinana hoe :
\"Raha diso dia avereno amiko fa diso famaky ngaha zany na diso fihenon-jvtr.\"
-> An an, tsy diso ka... noho izany, aleo mba tsy averina ihany koa e !
35. fahamarinana ( 09/12/2008 16:09)
:arrow: ianao mananihany an.. :) (l)
36. coopsal ( 10/12/2008 13:20)
[quot=Ikaretsaka]De ahoana ny fanay masina fa toa I zezo sy ny dadany no resahanao nefa I fanahy masina no sujet[/quote]
coopsal:
Ary teo no nanaovany hoe rehefa tsy nino ny fanambaran' (nanao tsinontsinona = niteny ratsy) ny Ray ianareo, indro ny zanaka tonga eto @nareo, ary raha tsy mino ny Zanaka ianareo, mbola ho avy ny Fanahy Masina, fa raha ny Fanahy Masina no tsy inoanareo (= ataonareo tsinontsinona ny fanambarany = miteny ratsy azy ianareo), dia tsy manana chance intsony hahazoanareo famelan-keloka.


Ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
Misy ohatra iray (@ maro) afaka ampianarana ny amin'ireo :
Ny masoandro dia manazava sy manafana ny tany.
Na ny hazavana na ny hafanana dia samy avy ao @ masoandro, ary ireo no fomba handefasan'ny masoandro @ tany ny fahasoavany sy ifandraisany aminy. Fa raha ny tany no ahatongavan'ny masoandro dia potika tanteraka.
Tahaka izany, Ny Ray dia mandefa ny fahasoavany @ olombelona @ alalan'i Kristy Zanaka (izay fahazavan'izao tontolo izao) sy ny Fanahy Masina (manafàna ny mpino).

Samy avy ao @ masoandro na ny hazavana na ny hafanana, miaraka ireo ary tsy dia hay ny manasaraka azy.
Tahaka izany, ny Zanaka sy ny Fanahy Masina dia samy avy ao @ Ray, iray @ Ray.

Fomba fitenintsika ny hoe : mila masoandro aho izany! Tsy ilay astre ngezabe any @ 150 millions d'AL akory no ilaintsika ho tonga eo @tsika, fa na ny hazavany na ny hafanany mba hifaliana sy hivelomana.
Tahaka izany, Andriamanitra goavana ary tsy haintsika raisina, fa Izy nandefa ny Zanany (ny teniNy) hanazava, ary ny Fanahiny hanafana ireo izay nandray ny fahazavana.

Fanamarihana : rehefa be loatra ny rahona, dia manakona ny masoandro ary manakana ny tany tsy handray ny fahasoavany.
Ny rahona fotsy dia manakana ny hafanana (na dia mitoetra mazava aza), ary ny rahona mainty dia manakona hatr@ hazavana.
Tahaka ny rahona ny fiainan'ny olona ara-nofo,
Rehefa manota ny olona, ny fahotana dia rahona mainty manakona ny hazavan'ny tenin' Andriamanitra aminy
Rehefa matevina loatra ao am-pon'ny olona ny fiainan'ny nofo, na dia tsy mainty (fahotana) aza, dia manakana ny hafanam-pony izany! Ka mety hitoetra ao @ mazava (dia ny tenin' Andriamanitra) izy, saingy mangatsiaka ny fanahiny ary en danger de mort foana ihany.
37. ikaretsaka ( 10/12/2008 14:15)
Tsy mbola nisy aloha hoe lasa alina. Maizin kitroka ny andro na lasa pahana @ andro atoandro ny olona na nisy rahona be aza e....
Soyons realiste

Ny tiako lazaina de na rahona be takan' ny inona aza..... ny masoandro masoandro foana fa filtre fotsiny ny affets an'ilay hazavana....

Afaka jeren I coopsal ny tantaran I St Augustin momba io resaka rahona io ao @ le boky hoe les confessions
38. fijo ( 11/12/2008 21:32)
misy manafangaro indray ny('ray ,zanaka ary ny fanahy masina)fantaro aloh any hinoan ade miresaka ,farah ahanafangaro voraka handiso ny hafa koa she atreo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0704