Fandaharana tao @ M6 : lazaina fa tsy ireny no zavamisy!!!
1. badboy
(
03/12/2008 11:40)
Tsy ireny niseho t@ fahitalavitra ireny no zavamisy, hoy ireo mpanohan ilay fomba mahaankona, fa zavatra notsongatsongaina fotsiny ireny!! Ny mahagaga anefa dia na ilay fandaharana france 24 t@ 2007, na ilay fandaharana nataon'i M6 taona 2008 dia mitovy tanteraka!! POROFO IZANY FA IRENY NO ZAVAMISY, ARY TSY NIVOATRA MIHINTSY ILAY FOMBA SATRIA MITOVY TANTERAKA ILAY FANDAHARANA 2007 SY 2008!!!
Tsy haiko hoe tia hanafina ilay tena marina ve? Sa malahelo raha vao kasiana ilay tanindrazana malala?? Sa kosa fiarovana ambokony ireo fomba mahatsikaiky ataon'ireo mpiandraikitra ireo toby notsidihan'ny mpanao gazety sy ny hafa izay mbola tsy hita???
Mampanotany tena ilay manao maso be tsy mahita!!! :evil: :evil:

novalian'i ikaretsaka ny 12/12/2008 23:32
2. booboo
(
03/12/2008 12:11)
:-D :-D :-D
mihetseha aza fa aza laozana mivaza² fotsiny hoe choqué e, tsy rariny e, sns e !

3. ainaheri
(
03/12/2008 12:17)
Normaly izy ra iharo ny fihinanany kou,d sahin'ilay nanontaniana ve namaly hoe sary natambatambatra ireny?? Raha natambatra ilay sary,donc nisy ihany zany ilay izy fa tsy noforonina!!! Amin'zay ilay mpanala devoly ,tsy mba oul voahofana akory,za mafantatra akaiky ireny mpiandry ireny fa ny azy aza tsy voahavahany,ny tokantranony mikorontana lava,miady lava izy mivady...D niteny rery za t@ zay oe itony ilay mpitari-bato vilam-bava aminy,asaina manao tsianjery baiboly fotsiny fa tsy hainy ny dikany!!
4. badboy
(
03/12/2008 12:54)
ainahery >> Tena mrina izany satria ireo mpiandry matetika dia ilay olna avy nototofana tabataba sy nofatorana!! Ary matetika ilay fanekeny an'Atra dia ny fahatsapany hoe tsy ho tafavoaka ao izy raha tsy manaiky hoe misy devoly!! Izany hoe ilay olona lasa mandainga mba ahafahany manala ilay rojovy!! Avy eo dia satria afaka ilay devoly tao aminy dia afaka ny manala ny an'ny hafa izy!!!
booboo >> Tsy niandry anao niteny aho fa efa nihetsika tokoa!! Tsy faly manabe tarehy sy miandry ny hafa hanao zavatra foana sy manao ilay miandry an'i anona na anona fa tsy mihatra aminay izany!! F'angaha raha hoe eto andafy lavitra ireny dia hoe tsy mahakasika izany??? Sa zara aza ireny misy mba handehanana hanaovana torista any ary koa mba hisy resahana sy ihomehezana @ izay rehefa tafaraka @ gasy hafa???
Izay ilay fomba mahazatra, raha misy gasy anaty lavaka dia rehefa tsy hietsika ny vazaha hanao zavatra ho azy dia ahoanay gasy inona zany, indrindra izahay fa mihanoka anaty fiainana milamina aty andafy!! Sady io no misy sady mahazatra no tsy mampiova ny andavanandronay ka raharahianay inona na atao inona hovaina!!! Sa ts'izany ilay pôlitikanao ry booboo!! Andrandraina mihintsy aza ny euro mba hatanjaka be hanaovana fiainana torista milay hijerena ireny tahaka ny mijery zoo rehefa tonga ny vacances :^) :^) :^) !!! Mahonena ilay toetsaina!! Ohatry ny hoe nabeazina tao @ guide izany ny tenanao, sa fanalanandro fotsiny ireny fa tsy dia ilaina @ fiainana loatra???
Ka na ny fitanterana ilay zavamisy eto aza dia efa zavatra lehibe : mampiseho ireo izay tsy nahita izay zavamitraga!!! Ny fanaparitahana tahak'izao fa manararaotra manolana ireo tovolahy tazainy ny mompera, izay naman'ireo mpitondra fivavahana alehanao isak'alahady, no nahatonga ny fanjakana hihetsika hanadihady sy hanasazy ireo mpanao izany!!
Ataoko angamba ianao booboo fa mahay tsara ilay système alerte enlèvement!! Tsy famitana ny zavamisy ve no tena fototra ianingan'ilay hetsika!! K'asakasakao izay mampandry adrisa ny gasy mody tsy mahita ireo zavamitranga no sady tsy te hampita akory ny zavamisy!!!
:twisted: :twisted: :twisted:

5. booboo
(
03/12/2008 13:22)
Mahafantatra ahy tsara kosa ianao kouh ! ireo rehetra ireo hitanao amiko aby avy @ nitenenako fotsiny hoe " mitaha @ journalistes hafa namoaka reportages momba ny toby fitsaboana loterana dia tsy pros mihitsy M6 " . :-D :-D :-D .
6. niryna
(
03/12/2008 14:32)
booboo:
:-D :-D :-D
mihetseha aza fa aza laozana mivaza² fotsiny hoe choqué e, tsy rariny e, sns e !
:D
7. badboy
(
03/12/2008 14:51)
niryna >> Mahafinaritra ilay firaisankinanao @ booboo @ ilay mijery fotsiny na koa mampirisika mivavaka fotsiny, na koa aza mivavaka fotsiny!! Izay ve no hahafaka ilay rojovy sa ny ataoko izay tahaka ny nataon'i ainahery nampita ilay zavamitranga teto??? Io aza no misy mbola misy mahasaky manambara fa tsy io no marina fa asa, mpilalao sarimihetsika tahaka ireo hita ao anatin'i malokila avokoa angamba ireo fa tsy tena izy!!!!:^) :^) :^)
Asakasakao izay milaza fa tena mpivavaka sy mpino, nefa tsy manao n'inoninona fa faly manenjika izay mampita ny zavamisy tahak'izao!!!
Ka dia mivavaha mba tsy ho kanotain'ilay hinoanao fa tsy ny fimehezanao ny manjo ireo mifatotra rojovy angamba no tena nadrasany aminao!!!! :twisted: :twisted: :twisted:

8. tywa68
(
03/12/2008 15:45)
Badboy : efa mazava re zay marina e (hametraha-tanana à distance ve e :°) zah aloha tsy mpiandry e.
Ny ahy zao ny faniriako mba hisy namana any an-toerana ka sahy mankany @ireny toby ireny miteny mivantana an'ireo fomba tsikeraintsika ireo.
Enga anie ka hisy na d 1 aza sahy hamangy an'ireo adala sy sembana, ka manampy azy @ fomba hafa, @ maha-olombelona azy fotsiny, fa tsy @ maha DEVOLY azy araky ny fitsaràn'ireo mpiandry extremista ireo.
Booboo : hietsika ahoana raha aty lavitra aloha e ? :lol:

9. badboy
(
03/12/2008 15:58)
tywa68 >> Tsy aty izy no mitonatonana mametratanana fa tonga de folaka ny ratsana!! lol Vazivazy izany fa izao no tena izy : io fanentanana ny hevitry ny rehetra @ izay zavamitranga any io, sy ny fampitana azy eto ho an'ireo izay tsy nahita, dia efa hetsika goavana sady lehibe!!!
Izay hivavaka aleo izy hivavaka f'izay no zakany sy tiany!!! Izay manana hevitra hafa, tahaka ilay mampita arak'ilay fandaharana "ampitapitao @ havako any ny feombahoaka, tsy maintsy mivoaka yeh eh eh eh eh ....." :^) ", dia efa fandraisana najara ihany koa izay!!!
Ka tsy dia mahagaga ireo tsy manao n'inoninona fa mialona ireo mampita, na koa tia hanafina ny tena marina!! K'aza afenina ny marina teneno anay, teneno anay f'aza masay!!! :twisted: :twisted: :twisted:

11. booboo
(
03/12/2008 16:17)
Ny ahy zao ny faniriako mba hisy namana any an-toerana ka sahy mankany @ireny toby ireny miteny mivantana an'ireo fomba tsikeraintsika ireo.
Enga anie ka hisy na d 1 aza sahy hamangy an'ireo adala sy sembana, ka manampy azy @ fomba hafa, @ maha-olombelona azy fotsiny, fa tsy @ maha DEVOLY azy araky ny fitsaràn'ireo mpiandry extremista ireo.
Tsy miresaka ny toby hafa aho fa izay hitako ihany no lazaiko. 35 ny isan'ny " marary " ao, ambanivohitra kely miala 45km an'A/vo fotsiny. Dia une dizaine eo ny mpiandry mikarakara ireo " marary " ankoatra ny pasitora mivady. Ny conditions de vie n'ireo marary dia mitovy @ ilay raha mihitsy.
Dia ny nanomboka t@ 3 taona izay, dia mandefa dokotera psychiatre any @ ilay toby isa-taona ny foibe ( ilay any norvezy fa tsy ny any M/kara ) mitsabo sy mampiofana ireo mpiandry ny tokony ho fitsaboana ireo marary ankoatra ny fanalana devoly : soins, fomba firesahana @ marary, fi-calmer-na an-dry zareo, dia manoro ny fomba hafa ankoatra ny famatorana vy. Dia ireo miaraka @ bénévoles hafa loterana.
Ny tiako tenenina dia hoe na zareo any foibe any an-dreniny aza tonga saina hoe misy mivaona tanteraka ilay fomba fanasitranana dia miezaka manarina tsikely² tahaka izay, fa dia kely klou ny aides fa rehefa ny foibe no tonga saina dia efa tena dingana lehibe izay amiko... Mety ho goutte kely anaty ranomasina, fa amiko rehefa ny foibe any an-dreniny no tonga saina sy manomboka manitsy ny tsy mety dia sur la bonne voie izay... na à la vitesse d'une tortue aza.
12. tywa68
(
03/12/2008 16:24)
Hoy i Booboo :
Tena manome fanantenàna be zany ary maromaroa ny tahak'izany ! misy mitahy ny mahantra sy osa.
Ny tiako tenenina dia hoe na zareo any foibe any an-dreniny aza tonga saina hoe misy mivaona tanteraka ilay fomba fanasitranana dia miezaka manarina tsikely² tahaka izay, fa dia kely klou ny aides fa rehefa ny foibe no tonga saina dia efa tena dingana lehibe izay amiko... Mety ho goutte kely anaty ranomasina, fa amiko rehefa ny foibe any an-dreniny no tonga saina sy manomboka manitsy ny tsy mety dia sur la bonne voie izay... na à la vitesse d'une tortue aza
Tena manome fanantenàna be zany ary maromaroa ny tahak'izany ! misy mitahy ny mahantra sy osa.
13. badboy
(
03/12/2008 16:55)
Ny hitako amin'io lazain'i booboo io dia tsy maintsy miandry ho bedin'ny vahiny zay vao hiova famindra!! Fa isika gasy izany tsy afaka ny hahita ny tsy mety fa tsy maintsy ny ngozo no milaza hoe izao izay vao ho tonga saina??? Mahatalanjona!!
Manarak'izay dia hita izany fa olona tsy ampy fihofanana akory ireto atao mpiandry manala devoly na koa manambara fa ito olona ito misy devoly na tsia!! Io ohatry ny olona tsotra tsy nianantra nitondra raopilany nefa napetraka hitondra raopilany eny ampanidinana, izay raopilany feno vahoaka : vokany tsy maintsy midoboka ilay raopilany ary ho vitsy ny velona @ ireo mpitaingina raha hisy!! cqfd!!!
Ary raha efa 3 taona izay no nanomezan'ilay fohibe ny hevitra, ilay zavamiseho mbola misy ny taona 2008, tsy mampieritreritra ve izany hoe tena nisy tokoa ve ilay tenin'ireo lehibe fa tsy tonga any ampototsofin'ireo mpiandry masina??? Sa kosa tsy dia miraharaha izay mitranga izy satria efa nanangana dia andrasany hoe ny samy gasy no tokony handinika ny fomba mendrika?????
Na izany na tsy izany, tsy hadalana akory ny mametraka olona ampy fihofanana @ toerana iray mba hafahany mahalala ny mombamomba ilay tokony atao!! Tsy tsisy dikany akory ny ampiasana olona nianatra comptabilité ho comptable, na nianatra médecine ho dokotera, na ny nianatra infirmier ho infirmier......
:idea: :idea: :idea:

14. booboo
(
03/12/2008 16:57)
Na izany aza tena mbola lavitr'ezaka be. Ny any an-tanan-dehibe misy karazan'olona maro² ao @ ilay fg, dia afaka mifanoro zareo ( hitako @ fg loterana lehibe iraika ao Ant/vo ) sy mifanampy ( ny dokotera, ny zanaka am-pielezana manome aides matériels, ny sampana manao BA sns ) araka ny asa ataon-dreo.
Fa ilay any ambanivohitra be no tena mampivara-hontsana satria tsy manana fahalalana na tsy nampianarina ankoatra ilay fomba fanalana devoly. Dia manampy trotraka ny tsy fahampiana @ lafiny rehetra. Dia tena mivaona tanteraka ilay " asa fanasitranana " noho ireo.

15. ikaretsaka
(
03/12/2008 17:01)
Matoa le izy reportage fa tsy filmE ....dia zava misy: ny reportage tsy misy mise en scene.
Ho an ireo nianatra sy nanao universite tany ivelany...I drindra ny tany bekintana ka naka ny garabolan'ny journalisme (101) na media(101) na communication na aglisy sy sociology dia mahalala manavaka ny maha samihafa ireo 2 ireo!
Ny edit dy ny inedit
Olona neutre (frantsay no tsy mpiandry no tsy havan ilay nafatotra) ny reporter, izany hoe tsy kopy izy raha tsy notantaraina sy nahita
Azo atao tsara ny manao contre reportage fa mitadiava olona neutre sy tsy kopy dia asaivo miverina any @ ora tsy ampoizina maka sary ny hitany any. Dia averintsika ampitoviana..... gara ti 80% no mihoatra fa mitovy ny raport

16. booboo
(
03/12/2008 17:42)
Badboy > dia ianao tokoa ve raha tsisy an'iny reportage iny dia tsy nahafantatra hoe misy olona iharan'ny herisetra be tahaka ireny any @ ireny Toby ireny ?
Misy ny Malagasy mahafantatra ny andavan'andron'ireny olona ireny, na ny any M/car na ny aty ivelany. Samy hafa koa ny hetsika ataon-dreo :
- ny aty ivelany betsaka kokoa no afaka maka recul mandinika satria betsaka ny fomba ahafahana mandrato fahalalana momba ilay raha, no koa ilay fiaraha-monina hafa mihitsy ny " mentalité " sns. Dia ao ireo zay mivaza² hoe tsy rariny e gaigy e sns, ao ireo zay mahatsapa hoe tokony hampiana ara-pitaovana dia manampy araka izay, ao ireo mandefa doko spéc. tahaka ny foibe an-dry zareo, ao ireo zay miteny hoe mitondra am-bavaka mba hiova sns. Fa vitsy ny aides nefa ny dégâts maro dia maro ary efa notaritina an-taonany maro....
- ny any an-toerana, misy ireo zay mitsetra tokoa. fa concrètement, tsy mahita hoe inona no afaka ataony ankoatra ireo asa soa fataon'ny Sampana @ fg / fikambanana hafa ? Samy sahirana @ andavan'androny ka " tsy manam-potoana ".
- misy koa ireo any an-toerana, noho tsy fahampian'ny fahalalana sy ny fahaverezan-kevitra tanteraka ( sy ny fahantrana ) dia tsy mahita hiantsapazana afa-tsy @ Mpiandry. Dia tsy mahita sy tsy te hahalala afa-tsy ilay hoe " asa fanasitranana " io, na mifatotra ilay olona na miara-miaina @ malotony ao sns.
- misy koa na aty ivelany na any an-toerana dia hoe ady @ fanahy io dia tsy loza be amin-dreo ilay ety ivelany ( rojo vy sns ), dia mitohy @ fanalana devoly sy fanampiana ara-tsakafo fotsiny...
- sns.

17. booboo
(
03/12/2008 17:51)
- dia saika hadinoko koa hoe tsisy lalàna mifehy ireny raha ireny fa dia ankinina @ fitsaran'ny foiben'ilay fiangonana raha misy " tsy mety.
Amiko raha te " hanova famindra " dia @ ireo sehatra be dia be ireo no tokony miara-hovana aby fa tsy @ iray fotsiny, satria mifampidipiditra aby ireo, ary ampiana fahalalana sy fahampiana ara-pitaovana.

18. ikaretsaka
(
03/12/2008 18:40)

Ka le "foibem-piangonana" misy an'io sy manaiky an'io mihitsy ange @ io ry booboo no mamoehatra e
Ry pasy raha affectenlny foibe (efa resaka teto) dia manohitra. Na ny 1 fiangonana
Ny sekoly aleon ny RAR mampianatra ny zaza any @ privee na sekolimpinoana hafa
Mbola dezaka le fiovampamindra e.... lazainy misy devoly eo koa raha miteny azy hoe tournant io fa mivilia
19. sipagasy
(
03/12/2008 18:50)
mmhh dia tsy mba hitako izany fandaharana izany fa ity koa misy anankiray aza fa sao adinonareo e!!!!
@ talata 09/12/2008 ao à TF1
Miarahaba ny rehetra,
Hisy fandaharana momba ny "Fizahatany vetaveta" ataon'ny mpizahatany
frantsay ao TF1 ny talata 9 desambra @ 10ora40mn alina ("Enquetes et
revelations"). Natao indrindra tany Nosy Be izany.
enga anie mba tsy ho tara koa vao hahita an'io indray dia miandry ny hevitry ny maro indray avy eo izany e!!!! ilay t@ M6 tena ggrr tsy hita, m'enfiiinnnnn...

20. ainaheri
(
03/12/2008 19:09)
sipagasy>>Merci nizaraeee.............. tsisy hankanala devoly ve @ zany raha matanjaka zany?? lol