Fandaharana tao @ M6 : lazaina fa tsy ireny no zavamisy!!!
42. lemenakely
(
07/12/2008 08:22)
tadidiko teo akaikinay nisy rangahy mamolava dia tonga ny mpiandry hoe hanala devoly azy..Teny ratsy re izany navalin ilay rangahy , tsy sahy niverina intsony ireo mpiandry..
43. tywa68
(
07/12/2008 14:16)
Lemenakely > vary raraka be ny teny ratsy noho ilay toaka d navela ra-namana : fa tsy nofatorana mandra-pisinda ny toakany :°)
44. ikaretsaka
(
09/12/2008 06:01)
ka izay le izy... tsy ny cure de desintoxication aloha no natao fa...
sady olona mamo izoa lazaina indray zao fa misy devoly.. ko tsy le fototr'ilay devoly (toaka) no nesorina aloha?

45. fijo
(
11/12/2008 21:39)
dadanay koa efa notongavan'ireo mpiandry ireo.(izay naniraka azy tsy haiko)fa hoe hametratanana hono,satria i lery tsy mety mivavaka izany mihintsy.
lery tsy nanda mihintsy,fa tongava hozy de miara misotra eto isika de miresaka.fa tsy nisy tonga na iray aza.
nefa lery koa tsy mpikasika dite,fa izay no fomba nentiny nandavana le hevitra.

46. ikaretsaka
(
11/12/2008 22:35)
ny ahy koa letsy ohatran'izay t@ le mbola nianatra ireny ....ilay mpivavaka sekta (tsy haiko intsony hoe inona) fa le mandeha tsi 2 2 ireny
aty moa ny tranona communaute ana Mompera mbola mianatra .. dia tsy misy famantarana be fa dia ohatran'ny tranon'olona normal ireny ihany.
Dia tonga ireto olona nandondona de noraisinay sy le mompera akama.. dia niresaka niresaka teo dia nandeha @ zay ny resaka tsimpona sns dia nandeha ny theologia sns...
avy eo dia niala maina ry zareo ary saika ry zareo indray no resy lahatra... avy eo hono nanontany ny voisins teo de nolazain'ny voisins hoe nga tsy fantatrareo fa tranon-dry mompera io? :-D :-D :-D
de nony niofanena taminay taty afara moa nahita ilay mopre namako (indraindray lery manao akanjo mainty ana mopre ireny) de ataonay hoe andao indray ho any antrano de hiresaka e... fa tsary mety!

47. rabilabila
(
11/12/2008 23:31)
Ny ahy indray nataoko hoe :"mivoaha!! mivoaha!!" .......ny vavahadiko :-D :-D :-D
48. ikaretsaka
(
12/12/2008 23:32)
Nisy olona fantatro izay teo ambatomaro nanao an'io hoe mivoaha mivoaha io... de nalain ilay soit disant ho pitory ny scoubidou de nahitsaqny ny vovoka. Teo ampanitsanana no nivoaka avy any ny rongony avy t@ paosin dobaka