Nihemotra marina ve Daewoo sa manao sary maty?
1. kidoropamba
(
27/11/2008 20:45)
Ho tonga ary ny raopilanin'ny filoha atsy ho atsy. Efa maromaro mantsy ny tany efa lafo izay ka tsy olana @ mpanam-bola hividy an'i gasikara ny hanofa kadÔ dE Noely an'ingahy Ravalo, ka raopilanina be izao izany.
Ao anatin'izany kadÔ dE Noely ho tonga izany aiza ho aiza ry zareo ao @ Daewoo? Vita iny ny kaominikE. Nopotehina ve ny Contract sa nampirimina kely aloha handrasana mangingina kely ny ankizy malagasy izay mikikika @ izao, ka dia ampiasaina indray avy eo?
Aza adino fa mbola ho avy ny bonne AnnE, ka misy kadÔ vaovao koa any. Mbola ao koa ny Paska, kadÔ koa izany.
Aza matoritory ny ao antanana hoa fa MANAIKITRA MAFY NY NIFIN'NY SATANA. 8O 8O 8O 8O 8O

novalian'i kidoropamba ny 04/12/2008 11:44
2. ravatorano
(
28/11/2008 05:22)
ny reko aloha dia hoe mbola vao mitady tany ry zareo izany hoe mbola eo amin'ny fangatahana ary mbola tsy nanaiky izany ny fanjakana malagasy na nakatoa ny fangatahana.
Raha toa moa ka tanim-panjakana izy io dia tsy maintsy atao peta drindrina amin'ny kaominina misy ilay toerana alohan'ny hanomezana azy satria raha misy olona tonga manao fitsivalanana ary mitondra porofo amin 'izany dia tsy azo atao ny manome ilay tany !
ka asa tokoa raha hiandry kely ny mpikikiaka hitsahatra vao asosoka indray

3. nikah
(
28/11/2008 09:58)
Ny @ zao angaha ry ravatorano no manao filazana na petadridrina,fa raha ny nataony anay tao Atsirabe dia fandrobana tsotra zao.Mahita ny tanin'olona lonaka ao Antsirabe tonga de avy mitonatonana reto iraka miaraka @ fitaovana fa hampiasan'ny fanjakana hono ny tany.Soa fa nisy ilay mpiandry saha nampandre anay haingana,Tonga tany antoerana zahay nanadihady sy niaraka t@ fanaporofoana rehetra fa mazava ny taratasin'ny tany,teo vao gina reto iraka.Angaha vita mora refa mitady handroba tanin'olona ,nifototra tamin'ireto iraka in-1 ny fitsarana,teo vao nivaky ry zareo fa tetidratsy avy any ambony hono,(RAVALO MPANGALTRA TANIN"OLONA ).Ary ny tena comble dia ilay mpaniraka mangatsiatsiaka,fa ilay iraka no mizaka ny tsy eran'ny aina,@ enquete sy ny tribonaly.
4. penguin
(
28/11/2008 12:54)
Hoy lay nihakanakana hoe aaaaazzzza mmmmannaaao rrressaakaa nnnnikakkkah? Na harary fo eo aza ianao FILOHA MALAGASY io :-D :-D :-D
5. naughtyboy
(
28/11/2008 17:47)
efa oe tsy any anaty soka..y ny toerany saina ry pengy sy kidiro fa aza de aderadera otr'zao =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$
6. penguin
(
01/12/2008 07:15)
RAVALOMANANA = FILOHAM-PIRENENA MALAGASY ry notti be loha aaaa :-D :-P
7. naughtyboy
(
01/12/2008 10:01)
tsia filohany tiko ny autoprocalamation + halabato tsy tsy midika fa nofidimbahoaka :lol:
8. penguin
(
01/12/2008 11:17)
Efa FILOHA io na avy taiza na avy taiza ry beloha aaa. Sa notti no ara-dalàna ary ééé?
9. naughtyboy
(
01/12/2008 13:12)
tsy azony pengy mintsiny ny fahasamihafany voafidy sy nangalatra fifidianana ka aza miresaka ny aradalana akory satria ny rariny aza tsy mazava aminao=)) @ teny vozongo de oe " chief in thief of mass fraud election and supressor of the public freedom " :p
10. penguin
(
01/12/2008 15:34)
Tsy mahalala afatsy izy RA8 ho filoham-pirenena Malagasy izao tontolo izao. Tsy misy mahalala i notti akory na be taolan-doha aza :-P :-P :-P
11. naughtyboy
(
01/12/2008 17:01)
PENGY > AZAVAO oe TY ,ra fantatry ny olona izy nahoana no tsy nahazo na iraimbilanja aza t@ reo firenena nindramany vola ary efa firy taona izy no teo nefa mandehana any ambanivolo 100km miala reo renivohiparitany ra misy mahalala izy
nefa oe filoha :-D :-D
nefa oe filoha :-D :-D
12. naughtyboy
(
01/12/2008 17:05)
tsy mahagaga refa miresaka @ ondrakondrafana fa tsisy fantany ze lazainy ,olona tsy azo antoka no antony tsy anomezany menasofina sosy azy ary ny vahoaka de tsisy matoky azy intsony ko noho ny fiainampirenena mitotongana nataony fitondrany :-D :-D
13. nikah
(
03/12/2008 09:39)
Tsy takatran'ny sainy akory ange ry notti ny zavatra lazainao ee!Hafa ny hevitra arosonao,hafa ny valiteniny.Ny ammateur @ resaka politika aza angamba mbola manankambara noho ty pengy ty!
Refa tsy mahay ny politika aza mitetateta ry pengy a!
Refa tsy mahay ny politika aza mitetateta ry pengy a!
14. penguin
(
03/12/2008 14:38)
Tena reeeesaaakaaaa niiiikaaakaaah ity. Nahay ary fatratra ara-politika ny Malagasy ve no antony mahatonga azy amin'ny toerana izao nohon'ny vitan'ireo rehtra nifandimby nitondra sy nampiasa ny fahaizany ity politika? Ny fahaizanareo politika ve no mitory ity taraina lava sy mapitolefika ny olona tsy hiasa sy hitatatra ity? Mba misy manome hanina ho an'ny vahoaka koa ve ity fampiresahana isan'andro ity sa ny vahoaka lazaina vizana indray no zahavina hametraka anao amin'ny seza ?
Mba menatra fa tsy faly ny mitongoloka hidiran'ny rivotra ka nikah nikakah ho azy.
Aza adino fa tsy mpahay politika mihintsy ny tenanay fa mba mamaly ny hevitr'ireto milaza tsara hofana amin'izany. Aza adino ihany koa fa tsy hanakatra izay hevitrareo mihintsy izahay.
Lazaina fa tsy filoha ohatra ny olona eo amin'ny fitondrana nefa tsy misy mahafantatra afats'izany RAVALOMANANA izany izao tontolo izao. Io ihany ny Filoha fatantr'olona na avy taiza na tamin'ny fomba ahoana no nahatonga azy teo.
Tsiy hitetatetaina amin'ny olona minondranondrana lasa andafy vao midegany ary maizina ampototry ny mazava. Asa inona no hitan'ny masony?

15. nikah
(
04/12/2008 08:39)
Hoy pengy
Hay ve fantatrao ihany ny fisian'ireo zavatra voalazanao ireo ao Dago e!
Dia avereno vakiana zay voalazanao rehetra etsy ambony fa manohitra in-1 io hevitra faha 13 io.Zay no anaovako anao hoe mivadibadika toa lela may. :roll: :roll: :roll:
Nahay ary fatratra ara-politika ny Malagasy ve no antony mahatonga azy amin'ny toerana izao nohon'ny vitan'ireo rehtra nifandimby nitondra sy nampiasa ny fahaizany ity politika? Ny fahaizanareo politika ve no mitory ity taraina lava sy mapitolefika ny olona tsy hiasa sy hitatatra ity? Mba misy manome hanina ho an'ny vahoaka koa ve ity fampiresahana isan'andro ity sa ny vahoaka lazaina vizana indray no zahavina hametraka anao amin'ny seza ?
Hay ve fantatrao ihany ny fisian'ireo zavatra voalazanao ireo ao Dago e!
Dia avereno vakiana zay voalazanao rehetra etsy ambony fa manohitra in-1 io hevitra faha 13 io.Zay no anaovako anao hoe mivadibadika toa lela may. :roll: :roll: :roll:
16. kidoropamba
(
04/12/2008 11:44)
Kay tena vita ny sonia teo @ fitondrana sy Daewoo. Vao noporofoina izany tao @ la gazette de la grande ile androany. Mahagaga tokoa toa nihemotra kely ny fifidianana aeropilany sa mbola maka-bahana?
Somary noverezina t@ "sata mifehy ny antoko politika @ izay adino i Daewoo kay tratra ny anao lahy. Dary dray dray!
Tena mahamenatra mihitsy ny filohantsika ity e.
Hivarotra taninadrazana ihany izany no hany fara hery hitadiavana vola? maty aho ra kakiko o 8O 8O 8O 8O