Ny ATHEISME, olana goavana @ fahalalahana sy fahaleovantena

1. rabingogilabanga ( 26/11/2008 16:24)
1)-ny atheisme sinoa any antanin\'olona:
-nosakanan\'ny sinoa ny fanjakana gasy tsy handray ny nonce apostolique (ambasadeur ny vatican ao Madagasikara: http://www.madagascar-tribune.com/La-Chine-interdit-le-Noce,9867.html

-2)ny atheisme sinoa any chine: :
enjehina izay tsy izy ny mpino isankarazany any chine
-depuis 1999: massacre ny mpandala ny finoana Falun gong (qi gong manokana, izay melange de taoisme et du boudhisme), izay gadraina any @ camp de concentration any Sujiatun
-depuis 1959: oppression et inquisition contre le bouddhisme thibetain
- depuis Mao zedong 1949: Clandestinité(miafina raha mivory sy miangona) ho an\'ny eglizy catholique sy protestanta ao chine

3)lalana mampirisika ny atheisme
ny ao Chine: http://www.voxdei.org/afficher_info.php?id=7486.2
ny any CUBA, CREE DU NORD, sy tany cambodge izay 2 millions de morts t@ des années 70

Fehiny: Mora ny mi-critique ny tany kristianina, izay efa matotra @ izao fotoana 2008 izao(tsy misy inquisition, saint barthelemy,croisade izany intsony,canosa, etc......), satria malalaka ny fivavahana rehetra; fa raha hisafidy ihany aleo tany kristianina.

ka hoy aho hoe: ry athée namana: \"la critique est aisée mais l\'art est difficile\"(PHILIPPE DESTOUCHES)
novalian'i fijo ny 02/12/2008 21:33
2. ikaretsaka ( 26/11/2008 17:52)
Resaka tombontsoa. Foana ny ambadik'io fa tsy finoana loatra. Jereo fa raha tsisy sy tsy ahitan' ireo mifezaka sy manaja azy tombotsoa ntsony ireo ankolafinjavatra lazainao ireo de tsisy hiraharaha na inona na inona ataony
3. rabingogilabanga ( 26/11/2008 19:04)
Resaka tombontsoa. Foana ny ambadik'io fa tsy finoana loatra.


possible ny lazainao, fa na izany aza dia:
-misy an'io directives de pekin pour promouvoir ny atheisme io. ary any @ taniny le izy no miseho. http://www.voxdei.org/afficher_info.php?id=7486.2
donc efa lasa lalana mifehy ilay izy , sy le hoe promouvoir par l'etat, mihintsy no mampatahotra eto.

- Ary raha nenjehina ny katolika, ny protestanta, ny FJKM, ny loterana, ... dia ny fiangonana manana tombotsoa no ao ambadik'ireny matetika. ny t@ moyen âge sy ny lutte contre ny heresie, ny schisme grecque, dia satria ny fiangonana natahotra ny influence-ny sy ny profit-ny ho very; torak'izany koa io FJKM ao madagasikara miady lava io;
NEFA NY critique ETO @ serasera, dia afangarony ny eglizy sasany izay trop mercantile sy materialiste, sy i jesosy izay lavitra an'ireo eglizy voalaza ireo , i jesosy izay modely tena tsara, satria tsy nety natao mpanjaka, fa dia nanetry tena ;

farany, Ny danger ny atheisme dia vide ny dikan'izany, ary tena tsy pratique ny athée, satria raha athee ny tany iray, dia na ny prezida no manandra-tena ataony andriamanitra(Cuba, corée du Nord, cambodge ny polpot, staline, rome antique), na ny vola no lasa andriamanitra(satria tsy misy moral intsony, ny eto antany ihany, ny plaisir sur terre ihany, ny fomba ahantongavana @ izay dia vola; donc vola lasa andriamanitra
4. ikaretsaka ( 26/11/2008 19:39)
Mitombina le resaka manafangaro fa tiako hotsindrina kely le hoe misy ny fiangonana na samy xtiana aza dia samihafa credo

Ny sokajy 1 hoe mitory an'i jesoa de zay fotsiny

Ny 1 nndray d lehoe ratsambatany mihitsy

Ny hoe iza no iza sy iza no tsara sy ratsy na hoe mety sy tsy mety de aleo ankinina @ fiheverany tsirairay aby
5. fijo ( 26/11/2008 21:01)
ny an'ny chine ko,politika no tena izy fa tsy finoana loatra,matahotra ry zalahy sao tsy hatahotra ny antoko intsony ny pokona,de atao izay tsy hinoany zavatra hafa.
6. rabilabila ( 26/11/2008 21:42)

1° Tiako ho mba hofaritan-dRabingo kely aloha ny atao hoe :athéisme
2° Manarak\'izany tiako hofaritany kely hoe inona no firehin-kevitra mivoy ny sinoa
3°Iza no nanao ilay titre hoe: Lalàna mamporosika ny athéisme ?
Izany hoe aiza ho aiza ny \"objectivité\"-ny ?
4° Ny olona maty novonoin\'i Staline , Polpot sy ny forongony ve novonoiny nohon\'ny \"athéisme\"-ny tokoa sa misy antony hafa ?

Raha ny resaka hafa ankoatr\'izay dia:
Fanjakana souverain i Madagasikara , inona no antony nanekeny ny ingérence-\'i Pekin ? MAP ( Mivavaka Amin\'i Pekin)hoy i Ika izay,no anisany.
Je condamne ,oui parfaitement , toute oppression de quelques minorités que ce soient au nom de toute idéologie quelque\'elle soit , de tout dogme quelqu\'il soit , de tout profit quelqu\'il soit.
Autrement dit , raha reprimé ny Kristianina any Chine ? je défile avec les opprimés torak\'izay koa ireo Silamo eto Eoropa , ny Tibétin ,ny maintihoditra , ny kilemaina , ny mahantra , ny homosexuel ......sns....


Ny danger ny atheisme dia vide ny dikan\'izany, ary tena tsy pratique ny athée, satria raha athee ny tany iray, dia na ny prezida no manandra-tena ataony andriamanitra(Cuba, corée du Nord, cambodge ny polpot, staline, rome antique), na ny vola no lasa andriamanitra(satria tsy misy moral intsony, ny eto antany ihany, ny plaisir sur terre ihany, ny fomba ahantongavana @ izay dia vola; donc vola lasa andriamanitra


Vondrom-pehezanteny feno clichés ,idées reçues ,loatra ka tsy misy interêt ny mamaly azy !!!! :)
7. fijo ( 26/11/2008 21:52)
ny vola koa efa andriamanitra na tany mivavaka na tsi aka.
8. kotobekibo ( 26/11/2008 22:32)
Voa androany indray no nolavin'ny sinoa ny fihaonana UE-CHINE satria nandray ny fahatongavan'i Dalay Lama ny eropeanina .
Miseho milay mihitsy ry zalahy an! 8-)
9. coopsal ( 27/11/2008 12:12)
rabingogilabanga >>> Raha ny fijeriko dia mino an'i Kristy ianao (fa tsy antokom-pinoana).
Ny @ sinoa manokana, vao tato ho ato aho no namaky tantaran'ireo rahalahy mpitory filazantsara ary voaresaka betsaka fa raha misy tany mihidy gadana ho an'ny famonjena dia i Chine! Dia hoy izy ireo niteny : rehefa tsy hety handray anareo ny sinoa, dia izy ireo no halefan' Andriamanitra any aminareo!

Mba tsetsatsetsa tsy aritra iny! Fa izaho mandrisika anao mba hifikitra @ilay finoanao! Avelao ny mpandiso hanao ny ataony! Andriamanitra aza tsy manakombona ny vavan'ireny! Fa isika ndao hifikitra @ Kristy ilay fahamarinana ary aoka ho vavolombeloNy ihany!

Nandritra ny fotoana maromaro aho dia lotika t@ireo mpa-s ireo ny foko ary namaky bantsilana ny tsifahamarinana sy ny fampianarana sandoka no nataoko.
Fa Nampahafantarin'i Kristy fa tsy natao ho mpitory (mpanenjika) ny tsi-fahamarinana aho fa ho mpitory (mpanambara) ny fahamarinana.
10. ikaretsaka ( 27/11/2008 13:53)
Amiko dia tsy olana ny athee sy ny tsy athee rehefa mahay mi coexist
11. coopsal ( 28/11/2008 08:25)
Ho ahy indray, on peut coexister pacifiquement (ce qui cache deux mots : guerre froide).
ts resaka idéologie (athéisme na tsy athéisme), fa resaka vérité mikasika :
- ny fisian' Andriamanitra sy ny fifandraisany @ olombelona!
- NY loza mananontanona ny olombelona (afobe) sy izay mety hialany @izany (famonjena)
12. prime ( 28/11/2008 11:21)
13. ikaretsaka ( 28/11/2008 16:12)
Ka raha afobe sy famonjena foana (izay total opposite) noa afafinao @ olona de impossibke le coexistence ko! Resaka Psychology zany, ary tsy adala ny malagasy milaza ny hoe tadiavo ny marimaritra iraisana,

Jereo ny lazaiao nge hoe koexistence nefa borne any @ coin ny aby .....misy na tsisy...famonjena afobe.....ny anao ny tsy anao

Misy resaky bila izay hoe jereo ny loko maro samihafa fa aza ze mamiratra ihany
14. fijo ( 28/11/2008 22:06)
fa ahoana no hoe tsimaintsy "ady mangatsiaka"????raha izany ve hisy raharaha vanona eto.
ny kristiania tsy tia jiosy sy silamo,ny silamo mamono jiosy sy kristianina,ny jiosy mamono silamo,ny tsy mpino hifamino amin'ny mpino kristianina de ahodikodino eo,fa vizaka isika ny farany.
15. rakapy ( 29/11/2008 15:57)
Coopsal> coexistence ( ce qui cache 2mots guerre froide)
Tena loza be raha izany no fandraisanao ilay teny hoe coexist! satria midika izany fa miady sy tsy mifankatia ihany fa mody miatsara velatsihy!
Ka na ho ela na ho aingana dia mety hiisy fifandonana mahery vaika. Izay angamba no nahatonga ireo xana pretra nifamango tany jerosalema. Misy romoromo ao anatiny ao ka raha vao misy irka dia loza!!!
16. ikaretsaka ( 29/11/2008 16:54)
Izay koa manko! @ coopsal izany nge de fiatsambelatsihy sy modimody aby le mifankatiava lazain'i xty fa rehefa tsy nareo de iadiana sy ankahakaina ambadika!
Mody :D nefa ny kibay ankelika ihany
17. ikaretsaka ( 29/11/2008 16:59)
Izay koa manko! @ coopsal izany nge de fiatsambelatsihy sy modimody aby le mifankatiava lazain'i xty fa rehefa tsy nareo de iadiana sy ankahakaina ambadika!
Mody :D nefa ny kibay ankelika ihany
18. naughtyboy ( 30/11/2008 11:14)
itovizako hevitra ny voalzany coopsal @ resaka coexistence @ finoana sy tsy finoana ,afaka mirindra izany ra voahaja ny zony ts1/1 araka ny safidiny
Ny olana @ fiarahamonina satria 2 ihany no ideology lehibe mifehy azy reo(politika,fivavahana) dia izay manana hery sy influence matanjaka koko no mandidy @ fiarahamonina,ny rafitra politika sivilzasiona sinoa sy indiana zay efa nisy aman'arivo taonany no oh. @ zany..
19. coopsal ( 01/12/2008 11:39)
rakapy:
Tena loza be raha izany no fandraisanao ilay teny hoe coexist

==> Tsarao marina raha fandraisako azy io na réalité fotsiny.

Ny Ntaolo Malagasy nanao hoe "raha marary ny molotra, manafosafo ny tanana, raha marary ny tanana, mitsotsoka ny molotra". Tsara izany, ary mampiseho ny fahafahan'ny zavatra anakiroa tsy mitovy miara-miasa sy mifanasoa : eto tanana sy molotra.
Fa izao, loha anakiray ihany no afaka mibaiko hahatanteraka izany! Ny ati-doha no mifandray @ momba ny tena rehetra @ alalan'ny hozatra, ka afaka hahafantatra hoe "misy marary ary @ ratsan-tanako ary", na hoe "marary ny molotro". Ary io loha tokana io ihany no afaka hibaiko ny iray @ireo taova ireo hanatona ny ilany mba hisy fifanasoavana eo @izy ireo!

Ka ny resaka idéologies isan-karazany dia tsy mba toy ny tanana sy molotra fa tena efa samy loha anakiray aby! Tsy possible mihitsy izany hisy coexistence ka tsy hisy fifaninanana ao anatiny ao izay miafara @ fahapotehana!

Ao @ Kristy, tena iray ny Fiangonana satria iray no Loha (dia Kristy) na dia ratsam-batana maro aza.
20. ikaretsaka ( 01/12/2008 15:17)
diso tanteraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0985