Refuser un heritage

1. calabour ( 27/11/2008 11:29)
Fitiniko ny tantara, ny ray amandreny efa maty, izaho dia nahazo lova kely ( chambre 2) ao amilay trano ,3 izahay no mpandova , tiako omena ny zandriko izy io satria tsy ho ampiasaiko mihintsy, azoko tao par procuration ve izany fandavana izany ? Firy taona aoriany hafatesany raiamndreny no tsy maintsy soratana ny lova - Dia misaotra betsaka aminy fanapiana
novalian'i rhina ny 24/09/2009 16:24
2. ni81 ( 27/11/2008 11:30)
Aiza ny toerana? Aty ivelany sa any dago?
3. xxx ( 27/11/2008 14:59)
-miankina aloha we aiza ny misy ny lova ?
raha any dago kalou de tsy aiko ny fandehany fa raha aty ivelany indrindra fa frantsa de tsy misy delais ny date de azonao atao tsara ny manao procuration.
4. xxx ( 27/11/2008 15:00)
http://www.explic.com/5075-heritage.htm
5. xxx ( 27/11/2008 15:05)
misy diso fa azafady...
azonao atao tsara ny manao ny procuration fa tsy maintsy validéna eny am tribonaly io.
Si vous voulez refuser un héritage, une simple lettre au notaire ne suffira pas. Il faudra enregistrer une déclaration auprès du greffe du tribunal de grande instance du lieu d'ouverture de la succession.


6. simplex ( 27/11/2008 15:17)

dingana 2:
1- ekena @ fomba offisicaly ilay lova
2- atolotra an'i zandry @ fomba offisialy ilay lova
3- sambatra be
^:^

Io ny tsotra indrindra... zany hoe ra voatery mandoa tax @ le fanolorana no tsy dia tsara loatra. Andoavana tax ve ny fanomezana? tsy haiko

;-)
7. calabour ( 27/11/2008 20:18)
izaho vao afaka mamaly fa dia misaotra e, mipetraka eto frantsa efa elaela ihany aho fa ny lova no any dago,ka izay no hilako fanapiana aminy izay tokony mba ho ataoko -dia mamerina fisaorana
8. calabour ( 27/11/2008 20:22)
hamaly any simplex aho , mba tiako fantatra ny mahasamihafa ny donatation sy refuser eo resaka lalana (loi), satria mantsy efa tsy manana papier gasy gasy intsony e ,complique ilay resaka o, dia aleoko refuser aloha ilay lova - dia miandry valiny sy misaotra e
9. xxx ( 27/11/2008 20:58)
calabour:

mipetraka eto frantsa efa elaela ihany aho fa ny lova no any dago,ka izay no hilako fanapiana aminy izay tokony mba ho ataoko -dia mamerina fisaorana

de raha aty frantsa enao de manao ttasy eny am tribonaly fotsiny manao donation fa tsy atao we refuser un heritage.
Refuser un heritage de mandà fotsiny de mi-se debrouille ny olona fa manao donation njay de mitonona olona manokana hanomezana le lova.

aleo manao donation am zay on sait à qui on donne sa part toy zay we refuser.
ka raha tsy afaka makany dago enao manao an'io de afaka manao ny ttsy de donation ao am tribonaly en bonne et due forme .


10. Lejoba ( 28/11/2008 11:06)
Tsy mety angaha raha atambatra ilay procédure? Sady mandà ilay lova ianao no manondro fa omenao ny zandrinao ilay anjaranao, @ izay tsy lasan'ilay fanintelony.
Raha mipetraka eto France ianao dia manatona ny conseiller juridique n'ny mairie misy anao. Aza misalasala mihitsy fa na sanatria tsisy paps aza ianao, tsy blem-n'ny mairie izany. Hanampy anao no asany. Azonao atao koa ny maka rendez-vous @ conseiller juridique-n'ny ambassade ao Paris, raha mipetraka eto @ IDF ianao ka manam-potoana hankanesana any. Service gratuit na ny mairie na ny ambassade.
Fa tsy maintsy officialiser-na aloha io eh, farafaharatsiny, ny sonia @ ilay fanomezana an'ilay zandry légaliser-na. gratos koa io any @ mairie
11. xxx ( 28/11/2008 14:59)
Lejoba:

Fa tsy maintsy officialiser-na aloha io eh, farafaharatsiny, ny sonia @ ilay fanomezana an'ilay zandry légaliser-na. gratos koa io any @ mairie

tsy maintsy officialiezena io fa tsy any am mairie zany fa resaka lova sady ny iray aty ny iray any dago de tsy maintsy ny tribonaly no mi-officializé azy.


12. xxx ( 28/11/2008 15:02)
Lejoba:

Tsy mety angaha raha atambatra ilay procédure? Sady mandà ilay lova ianao no manondro fa omenao ny zandrinao ilay anjaranao, @ izay tsy lasan'ilay fanintelony.

tsy mety io . Qui dit mandà donc tsy manana fahefana hanomezana à un tiers io lova ! enao aza efa mandà ko nahoana no ahazahoanao manondro olona indray ?
fa kosa tsy lavina io fa raisina de atao ny donation !


13. xxx ( 28/11/2008 15:15)
andoavana vola ny fanaovana donation arakaraky ny vidiny
14. xxx ( 28/11/2008 19:02)
xxx:

andoavana vola ny fanaovana donation arakaraky ny vidiny
raha eto frantsa ! fa raha le lova any dago de tsia !
Pour une succession ouverte avant le 1er janvier 1999, un héritier domicilié en France, qui recevait d'un défunt fiscalement non domicilié en France des biens (meubles ou immeubles) situés hors de France, n'était pas passible en France de droits de succession.
http://vosdroits.service-public.fr/F1578.xhtml?&n=Famille&l=N10&n=Succession%20et%20donation&l=N171

zay fandehany any dago indray no tsy fantatro.


15. calabour ( 29/11/2008 06:48)
Dia misaotra besaka anao aho ry XXX ? aminy fanazavana sy fanorona lien,
fa efa mba naheno gasy ve nareo taty nanao déclartion tany aminy impot aminy resaka droit de succession ity ,izaho aloha dia tena nul aminy resaka droit e,ilay trano ary hatraminizao mbola aminy anarany ray amandreny fa tsy manana vola ny mpandova any @ droit de succession ka izay no mahatonga maka hevitra , aleoko refuser ilay tantara dia aleoko halefa any ny vola rehefa misy mba ahafahany zareo manoratra azy anarany .
Ao anaty probleme hoatranizao dia ahitana ny tena hahatarana fa mifanampy gasy aty fa dia misaotra anareo rehetra aminy torohevitra .Misaotra e
16. xxx ( 29/11/2008 10:11)
calabour:

aleoko refuser ilay tantara dia aleoko halefa any ny vola rehefa misy mba ahafahany zareo manoratra azy anarany .

si tu refuses de tadidio fa tsy afaka ny hitonona olona enao fa ry zareo no manapaka we zao ny fizarana.
"calabour":
tiako omena ny zandriko izy io
......de tsy afaka manomé ho an'io zandrinao io enao ny anjaranao satria mandà... fa de ry zareo no manapaka sy mandidy ary manao ny fizarana à egalité ho an'zareo any.


17. calabour ( 30/11/2008 07:00)
azoko tsara ilay fanazavana, fa izahay anie 3 , dia tiako teneny izany ilay anjarako dia ny zandriko 2 no mifanaraka any fa tsy afaka manondro olona aho GRANS MERCI
18. calabour ( 30/11/2008 07:00)
azoko tsara ilay fanazavana, fa izahay anie 3 , dia tiako teneny izany ilay anjarako dia ny zandriko 2 no mifanaraka any fa tsy afaka manondro olona aho GRAND MERCI
19. xxx ( 30/11/2008 15:53)
calabour:

azoko tsara ilay fanazavana, fa izahay anie 3 , dia tiako teneny izany ilay anjarako dia ny zandriko 2 no mifanaraka any fa tsy afaka manondro olona aho GRAND MERCI

azonao tsara le izy. A@ zay de tsisy fiangarana fa partage à egalité ho azy 2.


:) mahafinaritra kah ! :)
20. rhina ( 24/09/2009 16:24)
efa nanaiky ilay lova ihany ne enao e!!! fa zao fotsiny tianao omena ny zandrinao fotsiny ilay izy
raha ny tokony ho izy ra aty dago dia
vao maty ny ray amandreny dia tokony ho karakaraina ny taratasy fandovana sns
dia raha tsy diso za any @ commune ihany no atao.
dia any ihany enao dia afaka mahavita an'io fanolorana io kan

asaivo anontaniny anie e!!!
fa any an-dafy any no tena sarotra fa aty to tsotra ihany e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1148