maha ela velona

1. harlyy ( 02/12/2008 17:45)
Nanontaniana hono ity lehilahy izay nahatratra 100 taona hoe inona no mahatonga azy ho ela velona toy io? Inona ary ny valiny raha hainareo?
novalian'i Samoana ny 04/12/2008 16:41
2. menalamba ( 02/12/2008 20:46)
Afa-poooooo.... :D
3. tenagasy ( 02/12/2008 21:08)
Ratsy machine lery de ela fôna vô velona nandritry ny androm-piainany! :^) :-P
4. harlyy ( 03/12/2008 07:42)
tadiavo aloha fa mora kely ny valin'io
5. harlyy ( 03/12/2008 18:27)
Eny ary e, aleo fa hoteneniko ny valiny, araka ny hevitr´ilay rangahy be, de ela velona hono izy satria, tsy niaraka t@ vehivavy mihitsy teo @ androm-piainany. Ka de zay hono zany ry zalahy raha te ho ela velona a
6. tenagasy ( 04/12/2008 08:38)
Iiiiiiiiiiiii

Izah vô saika hamaly hoe: satria ela izy vô maty! (100 taona)

Ts' marina @ seho rehetr'izany!

Mampanaelo beu izy izany!
7. Lejoba ( 04/12/2008 10:53)
Tsy izay ve no antony tokony ho efa nahalasa an'ileiry efa ela?
=)) =)) =))
8. xxx ( 04/12/2008 16:26)
ny sain'i lery izany no mbola velona tsara fa ny fikabeny efa maty hatry ny ela
:-D
9. Samoana ( 04/12/2008 16:41)
(Mbola momba ity ddb an'i harlyy ity ihany ny tantarako)
Resin-tory i baininabe no kotabaisin'Ikalasoa sy Betabonaka
- Dadabe ah! Mba ataovy anay indray hoe le feon'alika mitomany valala?
- Ssshhh! refaveo ry le anaka ireto fa lasiesta aho izao a!
- Eo moa dadabe a. Hampienoy an'i Betabonaka moa e! I tena hain'i ddb ery ny manao azy
- Andeha milalao any alatrano aloha fa aza manadala ahy e! ( efa miha-romotra)
-Dadabe a!... euh... ary oviana moa nareo sy bebe no nanao calincalin farany?
- OOOOuuuuuuuuuhhhhhhhhhh!!!
- Merci dadabe!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304