Niova indray ve ny serasera ?

1. Noue ( 01/12/2008 19:15)
tsy aiko raha misy olana fa rehefa miditra serasera aho dia ity no soratra hita eo @ pejy voalohany aa.

Endrika vaovao
Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serasera.org vaovao izay hivoaka atsy ho atsy.
novalian'i Noue ny 04/12/2008 20:14
2. Noue ( 01/12/2008 19:18)
dia tsy misy na inona na inona fa io fotsiny no soratra eo aaa. Banga be etsy ankavanana.
3. kotobekibo ( 02/12/2008 01:12)
ka serasera.org anie no tokony tsindrinao e! sa v zà no diso ?
4. Papoose ( 02/12/2008 03:43)
an?
5. ainaheri ( 02/12/2008 04:57)
Ka i Noue manao aaaaaaa sy eeeeeee lotra angamba d tsy tiany :-D:-D:-D
6. fahamarinana ( 02/12/2008 05:11)
:arrow: :-D serasera.org marina no tsindrina fa efa hitako koa zay. (l)
7. ni81 ( 02/12/2008 06:11)
Ka i Noue manao aaaaaaa sy eeeeeee lotra angamba d tsy tiany
:lol: :lol:
8. Noue ( 02/12/2008 07:12)
ainaheri:

Ka i Noue manao aaaaaaa sy eeeeeee lotra angamba d tsy tiany :-D:-D:-D
ianao koa aza efa nanao an'zany kooooo


:^) :^) :-D :-D :-D :-D
9. ainaheri ( 02/12/2008 17:02)
Noue>> d samy nanao ooo zanyyyyy kouuuu hihihihi
10. sakaizakely ( 04/12/2008 10:00)
ainaheri:
Ka i Noue manao aaaaaaa sy eeeeeee lotra angamba d tsy tiany :-D :-D :-D


rasista am aaaaaaa sy eeeeeee zany ve ny serasera :-D :-D :-D :-D :-D
11. Noue ( 04/12/2008 20:14)
:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4777