ILMENITE URGENT

1. amejah ( 02/12/2008 16:11)
Salut daoly nareo!

Za mba mila fanampina amin'ny fidirina miasa @lé QMM momban'lay ilménite(oxyde minéral de fer et de titane) ny tenako ra mba afaka manoro lalana sy ny fomba idirana any ianareo.

Misaotra betsaka indrindra!

Eric : :wink: :wink: :D
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:17
2. sarobidy ( 10/04/2009 13:17)
za tena tsy mahay sy tsy mahita làlana mankany ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4167