10 taona taty aoriana.... raha ianao no tamin'ny toerany...
1. heidi
(
01/12/2008 06:45)
Sendra nijery vaovao tamin'ny TV aho omlay izany dia,
RAD nanao fitorana ny infirmière tao amin'ny hopital
niterahany tamin'ny folo taona lasa.
Raha nahazo ny zazakely izy dia votery tsy maintsy nasaraka taminy 15jours ilay zazà fa voan'ny jaunissement....
Nony naveriny taminy ilay zanany dia nahatsikaritra fa niova be ilay zanany lasa be volo be , naka toky tam infirmière izy hoe zanany ve io sns dia nandresy lahatra be ny infirmière hoe manàna fahatokisana anay sns!!!
Folo taona taty aorina tratran'ny deklik izy mivady nanao hoe tsy mitovy aminao no tsy mitovy amiko ny zanatsika fa andao atao ny test ADN
Valiny, sady tsy an'i rainy no tsy an'i reniny teo vao notedavina ilay RAD nifanakalo tam zanany ary no presenténa taminy ny tena zanany biolojika
fa tsy tafa intsony ny fifamatorana....ary nanao fitoriana ilay RAD
raha ianao no tamin'ny toeran'izy ireo, ho zakan'ny sainao ve no mieritreritra izany.....,?????? raha izaho manoka tsy laitrako. :?

novalian'i heidi ny 11/12/2008 15:39
3. karinah
(
01/12/2008 08:00)
hummmm, hafakely indray aky izany koh, de nitaiza zanak'olona nandritry ny 10 toana izany izy mivady, dia torak'izay koa ny anazy ireo, fa soa fa hita ny RAD nampifamadika!hummmm..
4. hery
(
01/12/2008 09:41)
Matetika ny ray amandreny tena nitaiza sy niaraka nandritra ny taona maro no tena antsoina hoe ray amandreny ka.
Betsaka ny zaza natsangana fa ilay nanangana azy no tena heveriny ho ray amandreny na dia fantany aza aty aoriana ny ray amandreniny.
Ny ray amandreny matetika no tsy mieritreritra ny zanany natsangany ho tena zanany.

5. sakaizakely
(
01/12/2008 09:46)
marina ny voalazan'i hery, ny fifamatorampo dia mihamafy miandalana miaralehibe amin'ilay zaza tezaina, na zanaka nateraka iny na tsia
saingy ilay fahafantarana fa misy sombiniainao any aminolonkafa any tsy mety mandry ny saina fa eo no manako ny antson'ny ra
izay kou no antony tsy de mahasarika ny sasany amin'ireny dons d'ovocytes sy sperme ireny

6. ainaheri
(
01/12/2008 11:25)
heidi>> itako kou iny,mafy iany alou ee,alaivo sary antsaina oe ilay zaza nokolokoloinao nandritra ny 10 ans ,avy teo tsy zanakao ndray,vonoko ho faty ilay infirmiere ra izany klé,kozy eee
Efa nisy tranga otran'io kou tany @ iny pays d l'Est iny,fa mba nalaky sirika,d natao ny takalo fa enjana iany satria efa nisy ny affection t@ ilay reny sy ilay zaza!!

7. heidi
(
01/12/2008 12:28)
hery:
Matetika ny ray amandreny tena nitaiza sy niaraka nandritra ny taona maro no tena antsoina hoe ray amandreny ka.
Betsaka ny zaza natsangana fa ilay nanangana azy no tena heveriny ho ray amandreny na dia fantany aza aty aoriana ny ray amandreniny.
Ny ray amandreny matetika no tsy mieritreritra ny zanany natsangany ho tena zanany.
Izay indrindra....na dia natao aza hoe tsy zanany ilay navoakany io zaza io! dia efa raiki-po aminy ilay ray amandreny ilay zaza koa efa raikipo am lay ray amandreny ka mino aho fa tsy hisy solution tsony ny fampifamadihana ny zaza roa tonta
:? enjana ny fandidina
8. heidi
(
01/12/2008 12:30)
saingy ilay fahafantarana fa misy sombiniainao any aminolonkafa any tsy mety mandry ny saina fa eo no manako ny antson'ny ra
teny tsy ho mandry mihitsy aloha ny saina e!
fa raha izaho ny famille roa tonta dia mifamato-pihavanana izany hoe
miray toy ny mpihavana mihintsy.....
9. heidi
(
01/12/2008 12:31)
ainaheri:KA SUITE n'ny fitoriana natao dia toa hoatra ny hoe nakatona mitsy ny klinik
heidi>> itako kou iny,mafy iany alou ee,alaivo sary antsaina oe ilay zaza nokolokoloinao nandritra ny 10 ans ,avy teo tsy zanakao ndray,vonoko ho faty ilay infirmiere ra izany klé,kozy eee
Efa nisy tranga otran'io kou tany @ iny pays d l'Est iny,fa mba nalaky sirika,d natao ny takalo fa enjana iany satria efa nisy ny affection t@ ilay reny sy ilay zaza!!
8O
10. ni81
(
01/12/2008 12:44)
teny tsy ho mandry mihitsy aloha ny saina e!hevitra tsara tokoa dia @ zay mba mifanerasera matetika
fa raha izaho ny famille roa tonta dia mifamato-pihavanana izany hoe
miray toy ny mpihavana mihintsy....
11. heidi
(
01/12/2008 12:50)
ka zay mbola tsy tara raha misera matetika be mifamatotra amilay zanaka tena nateraka 10 ans izany tsy de tara loatra, dia hazavaina ny tantara rehefa lehibe vory saina tsara izy ireo.....
12. fitiatantely
(
01/12/2008 13:02)
tena sarotra ihany izany tantara izany, ilay zaza no tena mampalaelo satria izy tsy mahalala na inona na inona fa dia nandray ireo mpivady nitaiza azy ho toy ny ray amandreny niteraka azi mihitsy, mety hiteraka haretina ho azy na fahasimban-tsaina ho azy ny fialany @ilay nitaiza azy hatr@zay raha hatakalo ilay zaza. dia inona zany no mety? sarotra be..... :roll: :?:
13. heidi
(
01/12/2008 13:07)
raha averina atakalo izany kosa alou amiko tsy possible e!
na tsy azanakap naterakao aza lay notaizanao.... SAROTRA BE

14. simplex
(
01/12/2008 13:22)
tokony tsy niandry folo taona raha hoe tena tsy tia an'ilay zaza "tsy zanany" izy...
Za aloha ra vao miteraka ah dia tonga dia asiako tatoo avy hatrany fa tsssssssssssss :°)
15. rakapy
(
01/12/2008 20:42)
Ity tranga ity dia tsy vao voalohany ny niseho fa efa maro no niharany. Mampalahelo nefa indraindray misy ny fahadisoana eo amin'ireo infirmier na ireo mpikarara ny zaza vao teraka amin'ny maha olombelona azy ireo.
Ny hany solution azo atao raha sendra ny tranga toy izao. Indrindra moa raha efa taraiky aty aoriana vao fantara ny marina dia ny fampahalalana amin'ireo zaza ny fahamarinana.
Ny hoe atakalo aloha dia tsy mety satria efa niraiki-po @ ilay RAD nitaiza azy ilay zaza ary ireo RAD nitaiza koa dia toy izany.
Fa rehefa fantatr'ilay zaza ny fahamarinana dia afaka ny mifamangy sy mifanerasera @ ilay RAD niteraka izy ireo.
Nisy tranga toy io tany US tany fa 30 aty ahoriana vao fantatra ny marina.Ka nohon'ny nihaona ireo zanaka sy RAD nitereka dia lasa nisy fifankazahoana teo @ fianakaviana 2 tonta. Ary raha nanotaniana ireo ankizy dia samy nilza fa faly manana RAD roa. Nefa dia samy tsy nahafohy ireo RAD nitaiza azy ny roa tonta.

16. rakapy
(
01/12/2008 20:54)
Io dia mitovy amin'ireny vorotsiloza nikotrika atody kanakana ireny e! rehefa lehibebe ireo vorona dia hitany sy fantatr'ilay 'ilay reniny fa tsy azy nefa dia taizany tsara foana.
17. Papoose
(
01/12/2008 21:01)
nahagaga ahy hoe efa nanana ahiahy foana le RAR dia nahoana no folo taona taty aoriana vao natao ny test ADN? fa tsy mba alohaloha?
19. rapala
(
01/12/2008 22:13)
Papoose:
nahagaga ahy hoe efa nanana ahiahy foana le RAR dia nahoana no folo taona taty aoriana vao natao ny test ADN? fa tsy mba alohaloha?
eny tokoa wa ry Papoose, mahalasa saina ihany izany ka!
Fa betsaka ange ny film, tena tantara marina, fa tsy 10 taona izany kosa fa 1-4 taona maximum, dia mifanantona ny 2 tonta d atao tsy dia misy stress loatra eo @ ireo zaza ny fifanakalozana, refa samy manaiky zareo roa tonta. Moramora kokoa na hoany zaza na ireo RAD raha mbola kely taona ny zaza.
20. Papoose
(
01/12/2008 22:13)
marina zany fa mbola mahagaga ahy foana. raha zah manokana mantsy dia raha misy zvt mampiahiahy ahy nefa tena important amiko dia karohako ny antony...fa raha zvt tsy de important ndray dia afaka avelavela eny!!!