10 taona taty aoriana.... raha ianao no tamin'ny toerany...

21. heidi ( 02/12/2008 06:31)
ka angamba nahatoky be ny infirmière fa angamba tamin'io 10ans après io vao tena tonga saina....SY lasa saina ....
22. Noue ( 02/12/2008 07:12)
ny tena olana dia izao ee ! dia ahoana zao ny fifandraisan'ny ray aman-dreny @ ilay ankizy azo lazaina oe efa lehibe aa ! eny eee ! mety rehefa tena azavaina tsara @ zareo oe nisy fahadisoana t@ voa teraka ianareo saingy ilay amour notezaina ireo ankizy ireo lasa , asa reee ???? enganie ka tsy hisy @ zareo 2 hilaza oe t'es pas ma mère :^) :^) :^)
23. elyzo ( 02/12/2008 10:16)
Rano raraka tsy azo raofina zany fa raha izaho dia ataoko hoatra ny mpihavana reo zaza reo dia samy mifankahita eny foana ny RAD sy ny zanany 2. Fan ny an'ny le ifnirmière klou d faute professionnelle grave e, tsy azo ekena mitsy zany!! Tsara nakatona tany ny klinikany!
24. Samoana ( 02/12/2008 14:18)
Reko t@ radio androany ny témoignagen'ilay reny. Efa nisaraka t@ ilay bandy nangataka ny fanaovana test ADN izy. Izay marina ilay "ahiahy tsy ihavanana angamba"!
Voamariko t@ zanako rehetra teraka lazaina fa hoe misy jaunisse foana. Noho ilay lokontsika gasy somary mitopy mavo ny ampitson'ny fahaterahana angamba? Eo indrindra no ilaina olona akaiky manara-maso ny zaza vao teraka hatrany satria ilay reny mila repos dia tsy maharaka ny mouvement rehetra. Ny ahy vao teraka dia arahiko mihintsy le infirmière na sage femme mampandro le zaza hihihi ary tsy amelako raha tsy hitako apetany ilay bracelet plastika misy ny anarana. Routine fotsiny no anaovan'ny sasany ny asany ka aleo mailo hatrany sao zanak'i deng siô pingh eo no omeny anao kle!
25. Samoana ( 02/12/2008 14:27)
heidi:

raha ianao no tamin'ny toeran'izy ireo, ho zakan'ny sainao ve no mieritreritra izany.....


Raha hamaly an'i heidy indray dia izao: andramako négocier-na ilay RaD ankilany raha azoko tezaina miaraka @ ilay efa am-pelatanana koa ilay zanako biolozika (fitsàpana koa io sao tsy dia tiany ilay sombin'ny aiko.Ouuuiinnnn!!!) Ny efa an-tanana mazava ho azy fa tsy ho foiko mandrakizay intsony satria efa zanaka tsy hiadian-kevitra intsony


26. xxx ( 02/12/2008 14:27)
Za aloha de efa tratran' io e

Ireto neverina fa dadabe sy bebe kay tsy inontsinoko fa nitaiza ahy fotsiny dia efa vory saina tsara aho vao nolazainy ny tena marina!

Marina hoe mafy ny naheno azy fa naleoko fantatra ny marina ary ry zareo no nampahafantatra toy izay nafenina tany dia niseho par hasard ny nahalalako azy
27. heidi ( 02/12/2008 16:05)
Raha hamaly an'i heidy indray dia izao: andramako négocier-na ilay RaD ankilany raha azoko tezaina miaraka @ ilay efa am-pelatanana koa ilay zanako biolozika (fitsàpana koa io sao tsy dia tiany ilay sombin'ny aiko.Ouuuiinnnn!!!) Ny efa an-tanana mazava ho azy fa tsy ho foiko mandrakizay intsony satria efa zanaka tsy hiadian-kevitra intsony


dia ahoana izany ny ankilany raha alaina ihany koa ilay tena zanaka biolojika :-D mety tsy hanaiky ny hangalanao azy izy :-P


xxx: tena betsaka ny cas otraotrzay ka! fa mila ny mampahafantatra an'ilay tena marina kosa aloha e!.... kanefa na dia ho fantatra aza, tsy mampiova ny fitiavana nomenao sy fitiavana noraisinao tamin'ireo olona nitaiza anao, (solon-dray aman_dreny.....) fantatrao fotsiny hoe io ny olona niteraka anao na ny reny na ny ray biolojikanao fa rehefa tsy nifamatotra fo taminy depuis niratan'ny masonao tety antany dia tsy mampiova nin nin,
hoy ilay ramatoa izay hoe tam dadako maty tsy nitomany mitsy aho satria tsy nitaiza ahy izy ary tsy te hahafantatra ahy fa izaho no nanao fikarohana hahafantatra izany raiko tena raiko izany, tsy nitomany tsy nisy sentiments mintsy aho hoy izy taminy satria toy ny olona rehetra ivelan'ny fiainako izy.... :-P
28. heidi ( 02/12/2008 16:07)
NY TENA danzzz be raha ohatra hono ka nanao test ADN izy mivady , tsy an'ilay atao hoe dada kanefa an'ilay reny FOTSINY de...... :^) :^) :^) :^)
tratra fa nangala-pihinana :^)
29. kotobekibo ( 02/12/2008 16:42)
heidi:

NY TENA danzzz be raha ohatra hono ka nanao test ADN izy mivady , tsy an'ilay atao hoe dada kanefa an'ilay reny FOTSINY de...... :^) :^) :^) :^)
tratra fa nangala-pihinana :^)

looooza!!!! :-D :-D :-D

Amiko d efa rano raraka izany ka d ny ifampihaonan'ny zaza sy ny RAD matetika no vahaolana tsara indrindra , izany hoe fifaneraserana .
Hain'ny zaza foana ny manavaka ny hoe iza no pere-ny , iza papa-ny ary koa mere-ny sy i maman-ny .
30. heidi ( 02/12/2008 16:54)
père sy papa ngah samy hafa de
i mère sy maman :wink: :^) :-D :?:

zà klou dia izay nitaiza ahy ihany no fatako, indrindra moa izany hoe dada tsy niraharaha ahy izany fa refa lehibe tafita hono ianao vao fantany, ny adidy angaha ka hatao sy am maha olombelona fa tsy mahasolo ny olona nitaiza anao mihintsy e! ;-)
31. kotobekibo ( 02/12/2008 17:23)
heidi:

père sy papa ngah samy hafa de
i mère sy maman :wink: :^) :-D :?:


ieee,
i père ( ray ) ilay tena nanamboatra , ary papa ( dada ) ilay nitaiza .
I mère ( reny ) ilay tena niteraka , ary maman ( neny ) ilay nitaiza .
@ ankapobeany d ol iray ihany ireo satria sady miteraka no mitaiza . :D
32. heidi ( 02/12/2008 17:40)
Merci less bainna tam fanazavàna an! :wink: :-* :-D
33. kotobekibo ( 02/12/2008 17:41)
ze tan pri less a! :wink: (l)
34. Papoose ( 03/12/2008 03:16)
tandremo rakizy mba tratran'izany fa de mahavoan'ny ser des poul!
35. heidi ( 03/12/2008 06:25)
sao dia tsy ser de poul fa ser moi fôr :lol:
36. kotobekibo ( 03/12/2008 09:58)
(l) :-D :-D :-D
37. niryna ( 03/12/2008 14:38)
heidi > a ,zavatra mitranga betsaka mihitsy io,misy ny mahafantatra fa mety misy koa tsy nahalala.Efa notantaraiko ity fa zaza narary ka nila vonjy ra ilay zaza ,teo vao hita hoe tsy azy mivady ilay zaza.Natao ny fitadiavana ary dia nifankahita ireo fianakaviana efatra ary tsy tonga dia nampifanakalozana ireo zaza fa niandry herintaona nahaterahany ,niaraka tsikelikely ireo zaza ireo ray aman-dreny ary rehefa tonga ny anniversairen'ireo zaza roa dia natao ny fifanakalozana,Hatreo no farany tantara fa ny manaraka tsy fantatro intsony .

:D
38. heidi ( 03/12/2008 16:40)
nyrina: ka eritaona taoriana ny nahaterahana izany mbola tsy de blem fa mbola ao tsara ny fotoana rehetra 8)
39. Papoose ( 03/12/2008 17:34)
heidi...otran'ny tsa mety le ser moi for fa otran'ny mampite hanohy be hoe kontr les mir :-D

nyrina,zay no ataoko hoe tokony mila alert dieny misy sign
40. heidi ( 03/12/2008 17:42)
:-D :-D :-D hummmm! lmi birda indray izany kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.093