10 taona taty aoriana.... raha ianao no tamin'ny toerany...

41. Papoose ( 04/12/2008 02:49)
:-D :-D lozaaa
42. sakaizakely ( 04/12/2008 11:13)
Samoana:
Raha hamaly an'i heidy indray dia izao: andramako négocier-na ilay RaD ankilany raha azoko tezaina miaraka @ ilay efa am-pelatanana koa ilay zanako biolozika


ka ianao zany mitetika ny hanandroa de ahoana ilay rad ankilany, ho tanampolo ? sarotra be zany Samoana a !

Araky ny lazainao io hoe de efa zanakao ilay ampelatanana, ny azy koa toy izany, dia miezaka mifandray fotsiny ny roa tonta mba anohizanana ny fihavanana,

tsy hita izay azo atao ankoatran'izay

43. Samoana ( 04/12/2008 14:28)
sakaiza./ notapahinareo ilay teniko fa notohizko hoe " (fitsapàna koa io sao tsy tiany ilay sombin'ny aiko) "

Tsy mitetika na tia tena te hanandroa fa malahelo ihany raha sanatria ka tsy ampy fitiavana ilay "zanako" iray. Raha tsy mamela moa ny rad ankilany dia faly aho satria tena tia izy izany. Raha mahafoy kosa dia aleo alaina ilay zaza ( à condition hoe mety koa anefa izy!)
Jerevo izao le zaza resahina @ lohahevitra io efa nisaraka ilay couple ka ny reny sisa no mitaiza azy. Diso ve za ray niteraka raha miresaka sy manandrana hi-récupérer ny "zanako"? Marina fa sarotra ihany satria tsy afaka hitaiza ny reniny koa aho aloha e :-D
44. lovelyri ( 08/12/2008 10:09)
raha za no tratran'izany de tezaiko fôna le zaza fa ampafatariko azy ny tena RAD sy ny tena zanako de asakasany ihany io raha za no tiny na ireo RAD satri toy ny zaza natsangana ihany anie io e hafa ihany le nitaiza sy nikolokolo :lol:
45. Mirananirina ( 08/12/2008 16:30)
Dia tsy maintsy ho hitany izany ny tena zanany,iray hopitalihany.Efa nahita film hoatra izany aho taminy M6,ary histoire vrai.ny afarany dia lasa voisin ilay RAR 2,dia samy nitaiza ilay notezainy avy.
46. andrywui ( 11/12/2008 14:17)
lovelyri ka le izy ara zaza voloina be otsan rajako zany kou tezaiko fon a tezaik fon !!!
kakerin ao daouly nareo fa!!ka zay mits ane angamb zao no nanovany azy zaza hafa mety tsy tianle tena reniny zao le izy voloina be de nataoatsa izy
47. heidi ( 11/12/2008 15:39)
andrywui: tsy otran'ny rajako zany kosa fa tssss :roll: :-D :-D

lovelyri, mirananirina, andrywui...
nitohy ny tantara
izy mivady ireo izany efa nisaraka vao teraka kelikely lay sipa fa nifanerasera foana noho ilay zaza satria ilay rainy tsy nahafoy an'ilay zaza c normal....
FA noho ilay test ADN negative hita tam lay bandy de tsy nikarakara anlay zaza tsony izy fa otran'ny ni abandon lery , mbola normal satria tsy zanany fa neveriny fa namitaka azy lay sipa, de lay sipa koa nanao test ADN fa tsy azy ihany koa teo vao nikorapaka ny sipa de otran'io ny fandehany...
Fa rehefa nanao fitadiavana ilay ray amandreny ankilany ilay polisy dia hita trace fa tsy alavitra an'ilay sipa ity ilay ray amandreny hafa nitaiza ny tena zanany naterany,
hay ilay RAD hafa couple réunionais, dia izay no naha be volo sy frizé ary peau mate an'ilay zaza....
Tapa-kevitra lay sipa hilaza avy hatrany am lay zanany notaizàny nandritra ny folo taona ny fandehan-javatra satria tsy tiany raha olon)kafa no mitantara azy, dia nanao fiaonana tam lay RAD ankilany sy ilay tena zanany biolojika, nifandray foana hono ireo nandritra ny un an! fa ilay sipa no tapa-kevitra izany ny tsy hitohizan'ny fifaneraseràna itsony.... SATRIA NANKARARY NY FONY SY NAHATONGA AZY HO SAROA_piaro tamin'ilay zanany notaizàny hono
ny fijenil'ilay zanany an'ireo RAD-ny biolojikany....DIA NAtahotra izy hoe ho lasan-dreo ny zanany dia samy nitaiza ny zanany avy ry zareo tsy nifanakalo sady samy tsy nisy nahafoy ny zaza notezainy eny na tsy tena zanany naterany aza....
NY PIRE dia vodona ny sain'ilay sipa ka ni déprime izy taona vitsy taty aoriana.....nisy fiatraikany be taminy ny fandehanjavatra retra :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1251