Vaovao ny bandy dé mtady akama!!!!!

1. Madabandyscar ( 02/12/2008 15:56)
hono oa ry reto!!! afaka mbo maka hira vé ato @ty tranonkala ity sa.... dé ra mba misy bandy akama na sipa akama dé mbo mkizya ihany éééé!!!
Ra ny mombamomba amiko:
-Tsiory
-17taona
-Mbosy ao@SFX
okay éééé!!! d manana MSN a ra ohatra ka!!!!
novalian'i fijo ny 05/12/2008 21:57
2. dadasy ( 03/12/2008 02:53)
De faly mirahaba an'i Tsiory tonga soa zany!
ny namana eto bobaka ka! ary manerana izao tontolo izao mihitsy, azonao ifandraisana avokoa. Fa tandremo fotsiny sao variana eto ary de hadinodino ny fianarana! Mazotoa miserasera e!
3. Papoose ( 03/12/2008 03:07)
tonga soa enao e!!!
manaitsa be le pseudo-nao an! hira inona no tena tinao alaina ato??
4. fijo ( 05/12/2008 21:57)
hiranjaza"na hirana papoose hono hihihii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4711