Tout est MAP maintenant

1. saranga ( 26/11/2008 07:45)
Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana
Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector
Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana
Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilaminana*
Dia hoy saranga hoe Miareta Am-Pahendrena dia ampio hoe minoa fotsiny ihany.
Mirevy Am-Pahanginana e
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:03
2. ikalamako ( 26/11/2008 10:31)
dia zah eto Mamaky Am-Pihomehezana
:-D :-D :-D :-D :-D
3. rabilabila ( 26/11/2008 10:37)
Dia izaho koa Misaotra Am-Pitiavana fa avy namaky amipiomrhezana ? :-D :-D :-D
4. lemenakely ( 26/11/2008 10:52)
saranga:

Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana
Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector
Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana
Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilaminana*
Dia hoy saranga hoe Miareta Am-Pahendrena dia ampio hoe minoa fotsiny ihany.
Mirevy Am-Pahanginana e



MARINA IZANY E !
5. ni81 ( 26/11/2008 10:59)
Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana
Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector
Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana
Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilaminana*
Dia hoy saranga hoe Miareta Am-Pahendrena dia ampio hoe minoa fotsiny ihany.
Mirevy Am-Pahanginana e

zà indray indray manao hoe:
Misaintsaina AmPieritreretana fatrara ny ho tohiny... :-D :-D
6. ravatorano ( 26/11/2008 10:59)
Marina am-Pijerena :-D :-D :-D
7. hery ( 26/11/2008 11:54)
MAP-mé bé nareo :-)
8. fahamarinana ( 26/11/2008 12:15)
:arrow: :-D :-D Mihomehy Am-P itendrena ilay clavier mihintsy marina mafy...(l)
9. marengarenga ( 26/11/2008 18:23)
mirevy ampitenenana ko zah
10. kidoropamba ( 26/11/2008 21:58)
Mangery Am-Pandriana.

Mivalambalana izay mantsy ny kibo amin'izao kirizy be izao.
11. naughtyboy ( 27/11/2008 11:01)
tonga de mazava fa i kidiro Mitapy Aminy Politika..
12. kidoropamba ( 27/11/2008 19:53)
MialA Amin'izay PrezidA.

8O 8O 8O 8O
13. kotobekibo ( 27/11/2008 21:06)
Mitsipaka Am-Pikakakakana !=))
14. ravatorano ( 28/11/2008 05:30)
Miandry (fifidianana) Amim-Pahendrena !
:wink:
15. rabilabila ( 28/11/2008 07:41)
Miandry Amim- Pahendrena Miaraka Am -Py fa mamdrapà aloha dia Miaraka Amin - Pokona izay Mijaly Am-Piandrasana. :-D :-D :-D
16. kidoropamba ( 28/11/2008 19:46)
Manina An'i Patou (tramway io an)

Aiza tokoa iny ranamana iny e? Hiangaviana izay mahita azy mba hitondra azy @ polisy fa lasa be vôlavo be ilay tiramiway ao.
17. naughtyboy ( 28/11/2008 21:21)
tsy misy miraraha loatra ngambany izy ka aleo any ze misy azy any
18. ravatorano ( 29/11/2008 05:42)
efa lsa ambasadaoro Ingahirainy iny e fa tsy tadidiko fotsiny hoe aiza fa na arabie saoudite na algerie na otsaotsan'izay fa firenena arabo aloha ilay izy
19. saranga ( 04/12/2008 09:53)
Manja daholo e, ary tena revenareo lay MAP an ! Io lay hoe Miasa Am-Pilaminanae !
20. penguin ( 04/12/2008 15:04)
Hatrany an-dafinareo no handrenesana izany eny fa na ny feony fotsiny aza fa samy hafa fotsiny ny dikany sy ny ampiasan'ny olona azy. Tsisy maharatsy izany feo MAP izany mihintsy fa na tany aiza na toerana aiza samy mila mitondra MAP ahitana ny làlana na toerana aleha.
Sa tsisy ireto: Ministère des Affaires Populaires/ Maghreb Arabe Presse/Microsoft Active Protections Program/ Measure of Academic and Progress/ MAPP gas/ Motivational Appraisal of Personal Potential/ Midwest Aids Prevention Project/ Merino Advanced Performance Programme/ ....
Fa ny resaka mandrabiraby ihany ve rehefa hevitra ampiasana ao Magasikara ao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1971