Tout est MAP maintenant

21. andrywui ( 10/12/2008 10:58)
O ry penguin aza mora tezitr re!! nakaia ary zao le DSRP,DSRP iny nakaia sahady
fa toa niova anity MAP,MAP ty ndray ane le izy e ! zany oe ny teo tsy efa akory(dsrp) fa nikirazorazo teo amin'ny vao maika nilentika teo anaty rano teo, de ty ndray nisy vato be iray oe map ndray handetehana azy tsara any amin fond !de aona iany ary NAKAIA ALOU LE TAM VOALO IRY penguin a!azafadddddddyyyyy oooo!!!!
22. penguin ( 10/12/2008 15:50)
Anarana io fa ny asa hanasoavana ny firenena no tsinjovina. Iza no nilaza taminao fa tao Madagasikara ihany no nandrenesana hoe DSRP. Sokafy ny rakitry ny Banque Mondiale fa fiantso azy mihintsy izany ary fantatry ny rehetra.
23. andrywui ( 11/12/2008 12:10)
fa samihafa ny tetikasa DSRP sy ny MAP an!! aleo hazava fa manana boky isika
an!! jereo ny point DSRP sy ny point ao amin'ny MAP fa tsy mitovy mihitsy ireo!!!ivereno vakiana ra tsy hitanao
24. andrywui ( 11/12/2008 12:12)
ka na ny teboka ao aza ane defa miteny ho azy e!! valo ny ao amn'ny MAP de firy ny an'ny DSRP ? ?
25. penguin ( 12/12/2008 07:41)
Ianao no mila mamaky fa izay hiasana amin'izao no hifotorana amiko. Raha azonao ny fitondrana dia raiso ary hovay ny anarany fa manaja izany aho. Ankoatr'izay resaka hisakanana ny olona tsy hiasa. Madagasikara sy ny Malagasy jerena fa Ra-8 tsy ho filoha mandrakizay akory fa ny taranaka no hitsara.
26. andrywui ( 12/12/2008 13:03)
ovay kely hoe "ra8 tsy ho filoha eo intsony" ary le tenin'nipenguin de ekeko,satria hita fa tsy tafany intsony io fa efa hiditra 7 taona zao ane izy no teo ve amin'ny saina tsy miangatra de tokny mbola izao ve ny fahorian'ny gasy???miady amin'ny fitadiavana hanina isan'andro foana nefa mba tokony ho fampandrosoana ara teknolojia amzay no ifantohan'ny betska fa tsy ho hanina foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452