Anti Foza orana

1. daryprod ( 26/11/2008 06:50)
Manomboka ny voalohan'ny volana desambra de mba misy cadeau kely halefako e, ny Antifoza orana . jereo www.inforindra.fr.cc
2. HeryLo ( 27/11/2008 14:43)
Mbola tsy mandeha ilay site-nao ramose.
3. nilex ( 01/12/2008 11:44)
Miarahaba antsika rehetra.
Raha ny momba ny viru foza orana sy ny pentacle 666 dia efa voafehintsika tsara ireo ka tsy tokony hanadala antsika intsony satria 2mn ihany no hanalana dia vita fa tsy mila formatena izany ny HDD fa manany andro no manary donnée izany.Antsoy fotsiny aho @ 03314 27310 na manorata amin'ny email ko.Afaka mifanaraka isika amin'ny fotoana.
misaotra tompoko
4. Mistral ( 15/12/2008 09:39)
Ra Nilex kou otran'ny miseho milay be... manina ary io ra atoro ny olona rehetra eo fa tsy tia tena be ohatra an'io. Zao ny fika zareo a :

1 - Miditra explorateur windows (windows + E na click droit sur menu démarrer dia explorer )
2 - Miditra ao @ menu Outils > Option Dossier > Oglet Affichage dia ao @ fichier et dossier caché cochéo "affiché les fichiers et dossiers cachés.

3 - Miditra ao @ ity chemin ity nareo raha disque C no misy ny system dia(sinon raha disque hafa dia soloy fotsiny ny c lettre voalohany):
c:windowssystem32
raha disque d:
d:windowssystem32
Rehefa tafiditra ao dia tadiavo ity fichier ity "foza_orana.vbe" tonga dia suppriméo.
Raha tsy mety suppriména ilay izy dia manaova ctrl+alt+suprr dia miditra processus ary terminer le processus "winscript.exe" dia avereno suppriména ilay fichier.

4 - Clique menu démarrer dia executer. Soraty eo hoe "regedit" dia Entrée ou Valider. Miditra edition> dia recherche na tonga dia Ctrl F.
Soraty eo hoe "foza". Cochéo daholo "clé, valeurs, données" dia recherche @ zay.
Isaky ny mahita valeurs izy dia suppriméo dia tsindrio ny F3 mba hanohy ny recherche. Dia supriméo foana izay hitany mandra-pahatapitra ny recherche (misy message @ farany hoe recherche terminé) dia OK.

Fanamarihana:
Mety hahita ary mety tsy hahita n'inn n'inn nareo @ ireo dingana etsy ambony ireo. Mety possible mantsy hoe matin'ilay anti-virus ilay izy fa kosa tsy hain'ilay anti-virus ny mamerina ny valeur par défaut an'i windows. Ny manipulation manaraka ity dia mamerina ny valeur par défaut an'i windows izany hoe mamerina ny bureau, clique droit bureau, menu arreter sns ...


5 - Miverina any @ regedit ihany aloha isika.
Menu démarrer > Executer > regedit > Valider ou Entrée
HKEY_CURRENT_USERSoftwareMicrosoftWindowsCurrentVersionPoliciesExplorer
Suppriméo daholo ny valeur rehefa afa-tsy ireto 2 ambany ireto
Par défaut
NoDriveTypeAutoRun

6 - Farany ( A ou B )
A - Manaova ctrl+alt+suprr > Processus > dia terminer le processus "explorer"
avy eo miditra Fichier > Nouvelle tâche (Executer..) dia soraty eto "explorer" dia Valider ou Entrée.
B - Na koa tonga redemarrer ny machine.

Tokony hiverina @ lohany daholo ny rehetra avy eo.
:lol:
5. nilex ( 15/12/2008 10:30)
tsy tia tena aho fa manao fikarohana mihintsy aho mba hanalana ireny foza orana sy ny tariny ireny mamorona scripte mihintsy aza izahay mba hanamora ny fomba fiasa ka rariny raha somary sarotiny izahay.Tsy ny rehetra no afaka hanao izany satria asa ny anay ka mila mikaroka foana izahay.Tsy tsara mantsy raha ho formatena foana ny HDD n'olona fa mitady fika.Misy karazany maro mantsy ny fisehon'ny foza orana ka miovaova tahaka izany ko ny fanalana azy .Raha tena tsy mahita vahaolana ianao de antsoy aho 0331427310
6. Mistral ( 18/12/2008 07:48)
Salama daolo, Ity no tena mahafaka an-le virus foza orana na koa le cradle of fith : mankanesa ato dia télechargeo io logiciel io
http://www.net-studio.org/fr/application/Windows-Optimum.php
Dia avy eo :

Pour supprimer foza orana ou cradle of filth
1 - Télécharger et lancer Windows Optimum
2 - Aller dans processus
3 - Arrêter le processus wscript.exe
4 - Aller dans files
5 - Séléctionner "System" dans la liste des dossiers
6 - Aller vers la liste des fichiers
7 - Filtrer afin que seuls les fichiers portant l'extension .vbe s'affiche
8 - Côcher foza orana.vbe et/ou cradle_of_filth.vbe
9 - Cliquer sur delete files, confirmer
10 - Aller dans "Restriction"
11 - Cliquer sur "Uncherck all"
12 - Cliquer sur "Save change"
13 - Redémarrer la machine

Suivez les instructions à la lettre!

Oaina be eo ela NIlex @ le mila vola fa le virus ary faible beeeeeee!!!!!!!!!! Mora afaka eee!!
:lol:
7. nilex ( 19/12/2008 10:51)
tsara ilay hevitra fa raha tsy tafiditra inoninona ary de aiza no hanaovana installation an'ilay windows optimum.raha manaraka tsara ianao dia efa misy version vaovao indray izao ireny virus ireny ka tsy tafiditra inoninona mihintsy fa tonga dia mi redemarre foana ny machine.Any indray izao no fikarohana vaovao :-D
8. asdepique ( 20/12/2008 20:47)
Ilay cradle of filth no nampi-redémarre machine isaky ny 15 ary isaky ny 15 ihany.
9. asdepique ( 20/12/2008 20:55)
Matoa ilay olona nanamboatra io virus io nandany fotoana nanao an'io dia misy tanjony ao mety ho tombotsoa materialy mety ho fieboeboana.
Tsy fantatro ny tanjony manokana fa raha izaho manokana aloha dia fahavaloko hatramin'ny farany ireny gasy mpanamboatra virus ireny.

Mety ho antony iray dia izao : mety ho ilay bandy kely mpikarama an'ady ireny no mamorona ireny virus ireny ka rehefa tratra ny solosainan'olona dia tsy maintsy hiantso an'ireny mpikarama an'ady ireny ny olona dia ho betsaka indray ny sôsy anaovana fety.

Raha vao mahita virus gasy vaovao ianareo dia mba alefaso aty amiko ilay virus fa 2h ihany no ijerentsika izay ataon'ilay virus sy anamboarana fitaovana fanalàna azy.

Ity mail ity andefasana azy: cyberxper[ao amin'ny]yahoo.fr
10. Mistral ( 23/12/2008 04:57)
Manao aona daolo e!! Marina mints ny an'i Asdepique ka! ry zalahy bandy kely mba nampianarina script tsis dikany reny ndray no miseho milay be @ ty fatim-birus... anisan'io ela ra-Nilex. Fa ra mitady ny virus tena henjana ela ra-Nilex dia omeo ahy ny mail-an-la dia andefasako mail any ela : Fa raha sahan'ela ny manokatra an'io dia tena mahay marina ela fa ts mpanambaka.
Za alou ts mirevy ny fikan-lisany mpamorina virus gasy kely ireny e!!! mandany fotoana fotsiny, ts aleo v ny fianarana no atao tsara na koa ny fanahy refa ts tafa @ fianarana iany...
Miandry an-la za ra-Nilex raha anandrana izany tena virus zany ela !!! :evil:
11. jack0030 ( 24/12/2008 07:58)
hatreto dia ity no fantatro dia zaraiko
- Menu demarrer
- executer
- taper cmd
- miditra ao amin'ny f:(raha f: ny flash disk)
- del foza_orana.vbe /f /s /a
vita
12. jack0030 ( 24/12/2008 08:00)
raha tsy mety io dia antsoy aho fa omeko detail misimisy kokoa
0340125335
13. nilex ( 15/01/2009 11:08)
Miarahaba an'i Mr Mistral ny tenako ka hamaly ny fiantsiana ataony aho eto.Aleo aloha hazava tsara fa informaticien efa ampein'asa aho fa tsy mpianatra akory ary tsy mpamorona virus aho fa miady amin'ny virus ka ny fahaizako no ampiasaiko amin'izany ary raha misy virus vaovao dia mikaroka foana aho mba hanapotehana azy ireny ka izany no nahitako ny fanalana ny foza orana .Raha toa ka misy virus hafa any dia alefaso fa fahafinaretana ho ahy mihintsy ny mikaroka azy ireny.Aza manenjika fa raha toa ianao ka mahay dia mikaroha koa de ampiaro amin'ny fiainana e,matoa izahay nianatra dia mba hiatrehana ny zavamisy .Andefaso izany virus matanjaka be izany indray ary mba hanaovanay demonstration kely de alefako eto ihany ny fanalana azy e.Ny tiako ho fantatra fotsiny dia izao ianao miteny io ve efa nahita ny fanalana io foza orana io na hafa ,raha tsy izay mantsy tsy tokony ho be vava toi satria tsy mahay izany ary tsy tokony hiresaka aminay akory
14. mala ( 25/01/2009 14:11)
ny olona anie tsy dia maniry ny hiverenan'ny 2002, na ny hiverenan'ny mpanao politika t@ zany fa tsotra : "RA8 MIALA!" (Zay no banderole b d b am ville any am zao) zay fotsiny anie no tadiavin'ny olona eh!. Raha miala am-pahgendrena izy, izay no cas idéal. Fa araka ny teniny vao teo (iz vao tonga io) dia tsy hiala izy sady hanome "baiko" nefa efa fantany tsara ny mety ho vokan'izany teniny izany... Déclaration anie zany eh!
15. Mistral ( 06/02/2009 05:22)

Mr Nilex, kay enao informatisiana am-perinasa... Ra ilay foza orana alou d ambarako fa MAIVANA BE oa le izy sady ny ana zaraiko @ olona GRATUIT ny fanalana azy fa ts atao fitadiavambola ohatra ny an-ise. Ra anandrana ilay virus-ko ary ise d zao e: omeo ana ny mail-ise d sokafy ao @ zay machiny tian-se hody mandry ny mail alefako. Miandry ary za dia tandremo so dia manenina.
16. Picsou ( 16/02/2009 13:49)
Merci Mistral
17. orthon ( 16/02/2009 14:39)
Zao ah nareo otran'to mseo mlay be daolo ts mil ze torohevitra lisan ah na de kely akory, aiko ny mcontre an'ze virus alefan'lisan eo fa zao tandremo so de tratrako mamoron virus gasy fa miara-maty amin'ini zavatra nforonina in
18. fenorod ( 24/02/2009 06:23)
SLT ry zalahy,saika mba anontany mikasika ilay foza orana,isaky ny mamelona machina zaho de misy message foana mivoaka hoe:fichier script introuvable
C:windows\system32\foza orana vbe
Fa ny bureau indray dia mivoaka tsara daholo.Mba vonjeo eeee!!!!!
19. belex ( 13/03/2009 19:50)
mba mila vonjy fa tsy mety ho hita intsony ny icon ny bureauako
20. nilex ( 17/03/2009 07:46)
Izaho moa raha miteny eto hoe antsoy aho dia ho alako ny foza orana any aminao dia misy ny tezitra fa tia vola hono aho.Kanefa ny solution tsy mety izay omendry zalahy nefa ilay izy tsy ho voatantara eto mihintsy hoe izao hanaovana azy.Izay manana foza orana na pentacle dia antsoy aho raha sitrakareo fa tsy manery aho akory .Cont 0331427310 .Makany antrano aho raha akaiky ary vetivety ihany io fa tsy ela.Misaotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1147