Anti Foza orana

21. Mistral ( 26/03/2009 16:19)
ZA reto leo be fa tsy mety mandaitra ato amiko mints lé foza orana.... miandry fona za oé ho tratra fa éééééééééééé.... :lol:
22. nilex ( 31/03/2009 11:00)
ka tsy mandaitra amin'ny windows 95 ange ireny foza orana ireny e,mba soloy amin'izay io P1 io fa mahamenatra be.Efa andron'ny fandrosoana nge izao ry Mystral e,sa omeko anao le p4 ao ambany fandrinako ao dia mba mampiasa xp toi ,amin'izay mba mahita foza orana
23. cyberfrancis ( 10/04/2009 09:05)
salut daôly eh! ny momba ny foza orana na ny bureau tsy mi-afficher de oainina eo reo mpikaraman'ady kely reo fa nga io tsy ho voavaha fôna! sady manin ra mba asa mlay no itadiavam-bola fa tsy asa mapme ôtr'zany!mba sincère eh!!natao ifampizarana traik'efa efa fa tsy natao izestiavana na itadiavam-bola!! zay de siora daôly eh!!!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2004