Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray .
1. niryna
(
25/11/2008 16:39)
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray ihany (forgivness and healing are twin blessing).
16 Ary nony hariva ny andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no namoahany ny fanahy ratsy, ary izay narary rehetra dia nositraniny avokoa,
17 mba, hahatanteraka izay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: " Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika" (Isa.53.4).Matio 8:16-17
Ny tsy fanasitranana misy eo amintsika dia tsy ho voatery ho ota avokoa
Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy. Jaona 9:3
Ary rehefa ren'i Jesosy izany, dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra Joana 11:4 .
Koa ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray misaraka avy amin'Atra .Mino an'izany ve hianao ?
Inona avy ary no mety mahatonga ny olona tsy mety ho sitrana ?
misaotra mialoha
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika avy .Amena
(l) niryna

novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 23:17
2. rakapy
(
25/11/2008 18:34)
Tena hainareo ilay mitanisa sy manao tsianjery ilay ao anaty boky!!! fa ny fanaonareo dia mifanohitra amin'izany matetika!!!
Jereo fotsiny io lohahevitra nosoratako etsy ambany io. I Vatican irery ihany izao no mbola namela heloka an'i Ngahy Lennon tamin'ireo fiangonana xana izay nanameloka azy tamin'ny zavatra kely tsy dia nisy antony loatra izay nambarany tamin'ny gazety 42 taona lasa !
Koa raha tena fantatrareo marina ny dikan'ny hoe "mamela heloka" dia nahoana ny fiangonanao no tsy namela heloka azy hatramin'izay???

3. rabilabila
(
25/11/2008 18:50)
Ka mba avelao re ny helony Rakapy fa tsy fantany izay ataony a!!! :-D :-D :-D
5. ikaretsaka
(
26/11/2008 01:09)
Tsy tenitenenine sy toriana fahatany ne e, io zaao porofo oe to lasanko vavany le raha ko
6. rakapy
(
26/11/2008 01:28)
Rabila> Fa angaha moa izy meloka no hoe avelao ny helony? :-D :-D :-D Mba fanotaniana ny ahy hoe nahoana ireo fiangonana ireo no tsy namela helony hatramin'izay ela be izay? 8-) 8-) 8-)
7. rabilabila
(
26/11/2008 06:45)
Rakapy> Koa izy nge meloka fa tsy mamela heloka dia tokony i Rakapy no mba mamela azy fa rahatsy izany dia ho meloka eo koa i Rakapy raha vao tsy mamela heloka.nefa ny helony tsy fantany koa fa nanao an'izany izy dia i Rakapy tsy afaka mamela satria.....oops!!! toa tsy mety vita izy izanyyyyyyyyy :-D :-D :-D
8. prime
(
26/11/2008 11:31)
niryna> Itoviako hevitra tokoa ilay hoe ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia "tsodrano" iray hoy ianao na dia tsy dia tena mitovy aza ireo fa sahala... satria, ny famelan-keloka no ahazoana fahasitranana saingy tsy ny fahasitranana no ahazoana famelan-keloka... (asa raha azonao ny tiako ambara)... :wink:
rakapy> Mba ampatsiahivo ho an'ny namana hoe inona ilay zavatra kely tsy nisy antony loatra nambarany 42 taona lasa? :lol: Misaotra...
rakapy> Mba ampatsiahivo ho an'ny namana hoe inona ilay zavatra kely tsy nisy antony loatra nambarany 42 taona lasa? :lol: Misaotra...
9. ikaretsaka
(
26/11/2008 13:24)
Ka ataovy fa aza tenenina fotsiny
Jereo io lazaindrakapy io! Kozio pasiteranareo mba hamela koa :wink:
Jereo io lazaindrakapy io! Kozio pasiteranareo mba hamela koa :wink:
10. coopsal
(
26/11/2008 16:14)
rakapy:
Koa raha tena fantatrareo marina ny dikan'ny hoe "mamela heloka" dia nahoana ny fiangonanao no tsy namela heloka azy hatramin'izay
==> Mety tsy mamela heloka azy tokoa ny fiangonana ngamba!
Fa i Jesosy tenany kosa dia inoako tanteraka fa mamela heloka azy.
Izany no nanolorany ny tenany, mba hamelana ny helok'izao tontolo izao anie e! Y compris John Lennon.
Ny famelan-keloka dia zavatra atolotra! Na dia manolotra @ fo feno fitiavana aza ny mpanome, rehefa ilay notolorana no tsy mandray dia tsy manana foana izy.
Ny ahy indray Jesosy no inoako ka na iza mitonona ho mpanara-dia Azy na iza! Ny ahy Jesosy no inoako.
Sady efa hatr@ fahavelon'ny nofony no hita fa tsy dia olona nino daholo akory ireo nanara-dia azy! Ko ireny nahita maso ny nofony sy nandre sofina ny feony aza maro no tsy nino! Tsy isalasalana fa maro ny mpanara-dia ny (kristian)isme fa tsy mino! Ary izay tsy mino azy dia tsy azy.
11. ikaretsaka
(
26/11/2008 17:45)
Ny phrase famerin I jesoa de ny hoe mandehana de manaova toy izany koa, raha miitonontena hoe mpanara dia azy dia manaraka sy manantontosa sy manohy ny nataony fa tsy mamerina ny nolazainy fotsiny
Raha miseko milaza fa ratsambatan' I xty ny fiangonana nefa tsy manao ny ataony akory, sao kosa fiangonana maka 19 fotdiny zany kaa ny pli vava hafa ny ambarany, fa ny asa hafa?
Tsata ihany ny manontany tena sy mandinika anaty ny momban' izany

13. rakapy
(
26/11/2008 23:32)
Prime> ity ny zavatra nolazainy. " Malaza lavitra nohon'ny lazan'i jesosy ny lazan'i beattles"
14. badboy
(
27/11/2008 00:00)
Misy ny mahay mamaky, misy ny mahay manoratra ary misy ny mahay mamaky-manoratra!! Niryna mahay mamaky, niryna mahay manoratra!! Saingy niryna tsy mahay mamaky-manoratra!!! ;-) ;-)
15. bobone
(
27/11/2008 05:07)
Niryna, coipsal: tena miombonkevitra aminareo aho fa ! tiakjo tsindriana kely ity! io resaka famelan-keloka io tena zavatra goavana be sady tsy hataotaho foana ! fa tena mila firaisana tanteraka amin'Atra! misy mantsy an! olona miady dia tena mifandramatra tokoa ary nanaiky mora ilay Dokotera hoe aoka izay! niala mora zany izy e! ary nandefitra t@ zavatra mahamenatra nataon'ilay Ramatoa! ! marary mafy aza ny zanakk'ity ramatoa! ho any @ ilay dokotera menatra ihany sady tsy sahy t@ zavatra nataony t@ ilay dokotera , tsy handeha efa marary mary ilay zaza! tsy misy dokotera afatsy ilay olona niady taminy ny eo an-tanana fa mila mandeha lavitra ! sady tongotra no miasa! teo vao tonga saina! ny vadiny no niteny t@ ilay ramatoa hoe andeha isika ho any ! sady ifona fa mino aho fa hamela ny fahadisoantsika sy ny helontsika izy! satria tsara loatra iny dokotera iny fa isika no nanao hadalana !teo ary dia nadeha ihany ry zareo fa teren'ny zava-misy! tonga tany ary noraisin'ilay Dr tsara sady feno fitsikiana tanteraka izy no faly nahita ireto ary faly koa fa nahatsapa ny fahadisoany dia tena namela heloka azy tokoa ilay Dr ! fa izao tsy mora ny mamela heloka raha entina @ haitraitra lay izy na zavatra hahazoana tombony fa mila fanetretena lehibe sady fitiavana ary tena mila mandray an'i Jesoa e! fa raha entina @ saina be sy ny heritreritra sy tenanao fotsiny dia zava-mpoana izany fa androany izy mifamela heloka nefa rahampitso mbola misy fo maizina aho ka tena ratsy be indrindra izany !rehefa manjaka Jeso dia milamina ny zavatra rehetra fa raha tsy eo izy dia ny devoly no tompon-daka
17. bobone
(
27/11/2008 07:36)
Ikaretsaka : tsy misy ankanavaka io kah! fa isika rehetra no manatanteraka izany ! tsy ny mpandeha fahatra fa isika mpamaly koa! zava-poana mantsy raha mitatatata nefa fahazarana fotsiny no itondrana azy fa tena hampiarina @ fiainana
(l) :D :D
(l) :D :D
18. coopsal
(
27/11/2008 12:28)
Ikaretsaka:
Ny phrase famerin I jesoa de ny hoe mandehana de manaova toy izany koa
==> Indray mandeha ihany aho no naheno an'i Kristy niteny an'io (raha ny baiboly no jereko aloha).
Rehefa nanontany Azy ilay teolojiana hoe "iza no namako?", dia nanao fanoharana (ilay Samaritana tsara fanahy) Kristy. Teo am-pamaranana dia mba naverin'i Kristy t@ilay mpahay Soratra MAsina ny fanotaniana : "ka aminao iza no naman'ilay naratra t@izy ireo?".
"Ataoko fa ilay namonjy azy", hoy ilay Fariseo namaly.
"Mandehana ka mba manaova toy izany koa" hoy Jesosy namarana.
Fa tsy maninona, ndeha hataoko hoe "mandehana koa mamela heloka". Zah afaka hiteny amin'ny olona rehetra hoe "mamela anao aho"! Fa tsy midika izany fa tena namela t@ foko aho.
@ maha izaho ahy, tsy manana hery fotsiny aho hamelana heloka na d t hanao an'izany aza.
Fa rehefa tanteraka ao am-poko ny fahafantarana fa na inona na inona heloka vitako dia efa voavela ao @ i Kristy! Tsy koi zany na handray ny tsiny noho ny an'ny hafa aza aho satria izay tsiny tonga aty amiko dia lasa any amin'ny hazo fijalian'i Kristy. Mora ho ahy ny tsy manome tsiny ary mamela heloka @izay.
19. bor2lais
(
27/11/2008 13:08)
Hoy i Nyrina :
\"Koa ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray misaraka avy amin\'Atra .Mino an\'izany ve hianao ?\"
-> \"miaraka\" angamba no tian\'i Nyrina tenenina fa tsy \"misaraka\" ?
Voalaza koa fa :
\"Inona avy ary no mety mahatonga ny olona tsy mety ho sitrana ?\"
-> ny fanasitranana dia asan\'Andriamanitra raha ny fahazoako azy. Tsara ho fantatra anefa fa misy karazany roa ny atao hoe sitrana : ara-batana sy ara-panahy.
Ny fahasitranana ara-batana dia fiverenana @ toe-pahasalamana tsara efa nisy teo aloha : tsy misy zava-baovao azo fa ny teo ihany no miverina.
Ny fahasitranana ara-panahy kosa dia mitondra fiovam-piainana vaovao : tsy miverina amin\'ny lasa intsony ...
Marihina fa ao amin\'ny Baiboly dia misy ny mahazo azy roa. Nefa misy ihany koa tsy mahazo afa-tsy iray ihany : sitrana ara-batana fa tsy sitrana ara-panahy na koa sitrana ara-panahy fa tsy sitrana ara-batana.
Amiko ny fahasitranana ara-panahy no antsoina hoe famonjena ...

20. ikaretsaka
(
27/11/2008 14:13)
Coopsal io no porofo hoe tsy mamaky baiboly araka ny tokony ho izy ianao fa mitsimoitsimpona sy manao tsianjery maimbo izay toko sy andininy fotsiny!
Tsy ny Lioka 10:37 momban' ny fanoharana ny samaritanina tsara fanahy ihany ka texto de hoe zay ihany fa ireo fanohara amaro samihafa nolazain' I jesoa koa
Na I jesoa t@ eokaristia alakamisy masina fotsiny koa aza; ataovy izao ho fahatsiarovana ahy ho'zy
T@ izy nampianatra ny rainay any an-danitr koa dia "toy izao atao" ho'zy
Par context fa tsy mot a mot