vatovavy fitovinany - atsimo atsinanana
1. xxx
(
26/11/2008 04:54)
akory aby e,
mba te-hanontany raha misy mpiserasera eto mipetraka amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany na Atsimo Atsinanana ?

novalian'i catalyn ny 11/04/2009 17:27
5. catalyn
(
11/04/2009 17:27)
Da finaritsy é!
zahay atoy da mbola tsara avao ! Da manao kory aby anareo agny !
ié! da izay ny aminazy iny zany ka de miala tsiny fa zahay da tsy mipetraky agny atsimo atsinanana agny fa ny e fo aman'eritreritsy da atoy aminareo atoy.
sambia tsara aby é!